Ny Kristianina sy ny fanalan-jaza ary ny fanabeazan' aizana
81. pissoa
(
03/01/2008 11:11)
rakapy : :-D:-D:-D
tsy tadidiko hoe iza moa le nanoratra mazuscule, dia nilaza hoe
dia avy eo mbola niteny hoe
tsy haiko izany na fitiavana te hahalana ny antony fotsiny - na efa mampiseho tsy fitovian-kevitra mihitsy :wink:
avy eo moa nohamarininao aza ny teniko !
tsy tadidiko hoe iza moa le nanoratra mazuscule, dia nilaza hoe
KA ASA NA ALEO VE MANANA NY RATSY TOY IZAY HANALA ZAZA NA HANAO FANABEAZAN'AIZANA?
dia avy eo mbola niteny hoe
Efa atao majuscules be hoatan'io aza mbola tsy mazava amin'ny Kristianina sasany koa inona indray no tadiavinao?
tsy haiko izany na fitiavana te hahalana ny antony fotsiny - na efa mampiseho tsy fitovian-kevitra mihitsy :wink:
avy eo moa nohamarininao aza ny teniko !
82. fijo
(
03/01/2008 23:23)
hoy pissoa:"fiaraha-monina aiza no manaiky ny fanalana zaza ?"ny ankamaroan'ny fiarahamonina aty eropa dia manaiky an'io aloha.
tsy voatery hanaiky ny hevitry ny fiarahamonina,ekena ,fa tsimaintsy manaraka kosa
ekeko 100% ny fanomezana safidy malalaka ny vehivavy te hanao izany.azy iny ka avelao izy hanoa izay tiany
tsy voatery hanaiky ny hevitry ny fiarahamonina,ekena ,fa tsimaintsy manaraka kosa
ekeko 100% ny fanomezana safidy malalaka ny vehivavy te hanao izany.azy iny ka avelao izy hanoa izay tiany
83. ikaretsaka
(
04/01/2008 03:08)
lisany mitsam hoa foetus taloha.. dia ampijaliana ny ohatran laisany!
eritrereto raha nataon'i dada sy maman'i lisany ohatran izany lisany
eritrereto raha nataon'i dada sy maman'i lisany ohatran izany lisany
85. xxx
(
04/01/2008 08:55)
Somary taraiky aho fa amiko aloha tsy tokony afangaro ny fanabeazana aizana sy ny fanalàn-jaza . Eto izy mantsy toa resahina miaraka
io aloha dia laviko tanteraka . Izaho izao ohatra olona manambady, tsy afaka manaraka fanabeazana aizana natoraly na mampiasa fanafody, dia io no ampiasaiko. Dia mijangajanga ve izahay sa hijangajanga ?
Tsy tokony ho bontolo be isika (cas hita matetika eto @ serasera ): fanalan-jaza=NON na fanalan-jaza=OUI
Isika ve dia mieritreritra fa misy olona manala zaza seulement " pour le plaisir " ? Amiko mahatsapa daholo ny olona na kristiana na tsia fa tsy mety izany (contre nature) fa indraindray mety misy antony lehibe mahatonga azy hanao izany.
Indraindray mety misy olona manao azy ho solution de facilité fa mino aho fa na ireny olona ireny aza anie manana adi-tsaina hoe mety ve sa tsia ny ataony e?
Tsy ny fanalàn-jaza ilay à l'instant "t" no tokony ho fakafakaina fa ny any aloha rehetra : maninona no misy manala zaza , satria nisy zaza tsy niriana. Fa maninona no misy zaza tsy niriana : satria tsy ampy fahalalàna sy fitandremana ... dia ny fototra no amboarina
Tsarà avy
Any fampiasana kapoty, hevitro manokana ity, dia toy ny mampiririka ny olona hanao kilalao ny fitiavana, indrindra ny firaisana aranofo, satria hoe manao kapoty de tsy bevoka... ary mampirisika ny olona hampirafy sy hijangajanga...
io aloha dia laviko tanteraka . Izaho izao ohatra olona manambady, tsy afaka manaraka fanabeazana aizana natoraly na mampiasa fanafody, dia io no ampiasaiko. Dia mijangajanga ve izahay sa hijangajanga ?
Tsy tokony ho bontolo be isika (cas hita matetika eto @ serasera ): fanalan-jaza=NON na fanalan-jaza=OUI
Isika ve dia mieritreritra fa misy olona manala zaza seulement " pour le plaisir " ? Amiko mahatsapa daholo ny olona na kristiana na tsia fa tsy mety izany (contre nature) fa indraindray mety misy antony lehibe mahatonga azy hanao izany.
Indraindray mety misy olona manao azy ho solution de facilité fa mino aho fa na ireny olona ireny aza anie manana adi-tsaina hoe mety ve sa tsia ny ataony e?
Tsy ny fanalàn-jaza ilay à l'instant "t" no tokony ho fakafakaina fa ny any aloha rehetra : maninona no misy manala zaza , satria nisy zaza tsy niriana. Fa maninona no misy zaza tsy niriana : satria tsy ampy fahalalàna sy fitandremana ... dia ny fototra no amboarina
Tsarà avy
88. pissoa
(
04/01/2008 16:21)
fijo:
hoy pissoa:"fiaraha-monina aiza no manaiky ny fanalana zaza ?"ny ankamaroan'ny fiarahamonina aty eropa dia manaiky an'io aloha.
tsy voatery hanaiky ny hevitry ny fiarahamonina,ekena ,fa tsimaintsy manaraka kosa
dia mbola tsia koa no valin'io amiko ! lava be raha itarina, fa raha fintinina dia izao fotsiny : ny fiaraha-monina dia "olona" ihany, olona maromaro ...
ary ahoana koa moa ny mpanala zaza no takian'i fijo omena safidy (fa tsy manaraka izay tian'ny fiaraha-monina fotsiny) ... fa rehefa miteny aho dia lazain'i fijo fa tsy maintsy manaraka ny fiaraha-monina ?! :-D:-D:-D
ekeko 100% ny fanomezana safidy malalaka ny vehivavy te hanao izany.azy iny ka avelao izy hanoa izay tiany
:-D:-D:-D
Tsy misy misakana azy tsy hanao izay tiany mihitsy fa aza matahotra i fijo ! na hanoratra in-1000000 eto aza izaho sy ny mitovy amiko hanohitra ny fanalana zaza ; ary hanoratra in-1000000 ianao sy ny mitovy aminao hanohana ny fanalana zaza - dia ny safidin'ilay olona ihany no ho ataony !
89. fijo
(
05/01/2008 00:37)
misy misakana tokoa,fa mba manaraha vaovao.tany us izao dia nisy dokotera novonoindry zalahy satria hoe mpanala zaza.ry zalahy no tsy manaiky ilay izy di any safidin'ny olona no tereny foanana.
io voalazan'i xxx io dia tena ekeko 100%
ie ny fiarahamonina di aolona,ka aminay ny olona aloha no jerena.
hoy pissoaary ahoana koa moa ny mpanala zaza no takian'i fijo omena safidy (fa tsy manaraka izay tian'ny fiaraha-monina fotsiny) ... fa rehefa miteny aho dia lazain'i fijo fa tsy maintsy manaraka ny fiaraha-monina ?!
tsy mazava izay tiana ambara eto???

90. rakapy
(
05/01/2008 01:12)
Io dia ilay vhv mitondra vohoka no tokony ho topon'ny teny farany hoe esorina ve sa tsia ilay zaza. Manaraka izany dia ny rain-jaza. Ny fiarahamonina sy fiangonana dia tsy tokony hihiditra amin'izany velively satria vie prive-n'olona io.Ny tokony hataon'ny fiangonana sy ny fiarahamonina dia ni manazava ny mety ho lafi-tsarany sy lafiratsiny izany.
91. cutie
(
05/01/2008 01:18)
zay indrindra manko
tsy enao zay manao azy ho be saina sy be mokon-doha akory no hahalala an'ze situation an'ny oul manala zaza rehetra io.:)
tsy enao zay manao azy ho be saina sy be mokon-doha akory no hahalala an'ze situation an'ny oul manala zaza rehetra io.:)
92. ari.malala
(
07/01/2008 08:42)
xxx, cas anao manokana no resahinao, fa betsaka ary tena betaska mints ny mandray ireny pub momba ny kapoty ireny, ho fampirisihana azy hijangajanga, ary ny fijangajangana teneniko d le mande etsy mande eroa sous pretexte que manao kapoty d ts bevoka...
93. rakapy
(
07/01/2008 13:31)
Arimalala> ka tsy vao androany anie ny vhv no bevohoka tsy misy vady e! na nijanganjanga araka ny voalazanao! Ka tsy aleo ve mba misy fiarovana(capote)fara faharatsiny toy izay tsy misy? Ary ny toetran'olombelona koa anie dia samy hafa e. Raha ianao no maharitra tsy miodina ,I Rasix sy i Rabax tsy mahatanty na koa voaterin'ny zava-misy ka de lasa miodina.Ka ny capot koa dia natao hoan'ireny karazan'olona ireny.
94. ari.malala
(
07/01/2008 14:31)
fanga d entgin'ny any anaty pataloha rey olona no mila kapoty lava izao a! tena ts afaka controller na mints zany io taovam-pananahana io fa izy no hibaiko? mba olombelona misy saina sa d mitovy am biby baikon'ny instinct?
95. xxx
(
07/01/2008 15:23)
ari.malala:
fanga d entgin'ny any anaty pataloha rey olona no mila kapoty lava izao a! tena ts afaka controller na mints zany io taovam-pananahana io fa izy no hibaiko? mba olombelona misy saina sa d mitovy am biby baikon'ny instinct?
sambatra be ianao fa ohatry ny anjely :-)
96. rakapy
(
08/01/2008 02:50)
ari.malala> Tsy voatery ny hitovy aminao na amiko daholo ny olombelona. Ka ny fanotanianao eo ambony dia mba fanotaniako koa. Nefa atao ahoana fa zava-misy.
Maro ny zavatra mibaiko ny olombelona
Maro ny zavatra mibaiko ny olombelona
97. ari.malala
(
08/01/2008 08:59)
xxx, ts ohatry ny anjely aho, mpanota iany koa ny tenako, saingy tsy entin'ny any anaty pataloha ftsn fa mba baikon'ny saina.Ekena fa misy ny envie mipress, fa na izany aza v...
98. rvando
(
26/05/2016 09:29)
mis efa fanisana andro voajanahar nge ar fanaovana preservatif amiko ts fahotana raha mpivad no manao az loe