Ny Kristianina sy ny fanalan-jaza ary ny fanabeazan' aizana
63. rakapy
(
29/12/2007 03:02)
Ari.malala> Efa atao majuscules be hoatan'io aza mbola tsy mazava amin'ny Kristianina sasany koa inona indray no tadiavinao? Rehefa tsy azokazonao dia aza vakina na za valina .Enao anie tiko be.
64. pissoa
(
29/12/2007 10:35)
fijo:
misy valinteninareo sasany ato tena ,tsy mijery ny fiarahamonina misy ilay olona.
raha ny fisainanareo misaina be ireo ve,de olona nianatra toa anareo no hanao zavatra toa izany????mba fantatrareo ve ny tontolo iainan amisy ny olona toa izany???sa ny madio lamba any ampiangonan aihany no atao hoe olona aminareo??
Ny mahaolombelona ny olombelona dia tsy miankina amin'ny Fiaraha-monina mihitsy ! Ary raha mbola tsy fantatrao dia amin'ny fiangonana (Katolika farafaharatsiny, io no sahiko lazaina satria io no mba misy fantatro) dia ireo heverin'ny fiaraha-monina fa tsy olona aza ary sahin'ny fiaraha-monina sy ny mpanao lalana vonoina, dia mbola arovany - hasandrany ny maha-olona azy !
Ary aza hadino koa fa ny fiaraha-monina dia mety diso. Ka rehefa diso ny fiaraha-monina, dia manohitra izany diso izany no anjaran'ny be saina nahita fianarana sy ny kely saina tsy nahita fianarana ... fa tsy manara-drenirano fotsiny hoe ka izao no atoan'ny fiaraha-monina !
65. pissoa
(
29/12/2007 10:38)
rakapy:
Ari.malala> Efa atao majuscules be hoatan'io aza mbola tsy mazava amin'ny Kristianina sasany koa inona indray no tadiavinao? Rehefa tsy azokazonao dia aza vakina na za valina .Enao anie tiko be.
Fanamarihana : Amin'ny adihevitra an-tsoratra, my majuscule dia midika "fivazavazana" (mampiakatra feo) ! Ka rehefa mampiakatra feo ianao amin'ny ady hevitra - dia tsy hoe tsy azon'ny olona ny tinao tenenina matetika ... fa hoe tsisy afitsoka ianao dia te hanao didy jadona, mora miakatra :oops::lol:
67. rakapy
(
30/12/2007 02:20)
Pissoa> ka ialana tsiny zany @ le majuscules fa ny tenako moa tsy dia nahita fianarana loatra ka tsy nahalala ny momba izany.Ary isaorana anao nampianatra.
Hoy ianao hoe: fa naninona no natao maro ny rainy zaza? izy tompon'ny zanaka no afaka hamaly ny fanotanianao. Fa raha ny fahalalako azy dia tahaka ny olombelona rehetra izy ka mba nitady izay naha soa azy nefa moa tsy nety ny natao koa dia izay.
Ny atao hoe velona ara-dalana raha tsy fantarao dia ny olona afaka miaina mitovy ny sarambabem-bahoaka( Tsy hoe hangataka vao afaka mihinana,nefa koa tsy hoe manana villa 18 any Belize sy afaka ny hanao vacances any Sedona na hanao round trip ny world isan'taona na manana ny laptop "mac"last model araka ny filazanao). Ary ilay fianakaviana voalazanao anie zany ka mety ny fiainany ,fa ilay voalazakao dia mitaraina fa sahirana.Ka aza mandray antendrony.

68. pissoa
(
30/12/2007 12:19)
:-D:-D:-D
Aza mandray an-tendrony fa ny tiako nolazaina tamin'ny ohatra dia hoe tsy ny isan-jaza no mampahantra na tsia ny olona. Raha ny isan-jaza no mampahantra dia tokony mahantra daholo izay maro anaka, ary tokony ho mpanankarena daholo izay tsy manan-janaka ! saingy tsy izay no zava-misy. Eny, tena facteur mampiova ny fiainana ny zaza - mety mitondra hafaliana kokoa izy, mety mitondra adin-tsaia kokoa sns ... saingy tsy izy no mampahantra fa ny tsy fahaizana mitantana.
Mazava ho azy, tsy niandry anao hahafantatra ny valiny aho hoe naninona no natao betsaka ny rain-jaza ! Ny tiana hahatongavana fotsiny dia hoe raha kely ny isan'ny rain-jaza dia inoako fa kely kokoa ny isan-jaza ! Izany hoe tsy mila "mamono" zaza akory dia efa manan-janaka vitsy kokoa fa tsy milangalanga amin'ny lehilahy be dia be fotsiny.
Ankoatra izay, amiko ny olona mahantra - tena mahantra mpangataka vao mihinana dia tsy hamaky loha amin'ny fanalana zaza izany mihitsy. Tsy izy no handeha handany vola hividianana "nivakinina" hanalana zaza ... indrindra koa tsy izy no handeha hanatona dokotera manana fitaovana ari-fomba hanalana ny zanany. Ny azy ny hohaniny androany aza mety rahampitso vao ho hitany. Ka aza ny cas-ny no ampiasaina hanamarinana fanalana zaza na fanabeazana aizana tian-dry Mrs_benz_convertible atao !
Noho izany amiko dia ny fanabeazana no tokony atao tsara. Na fanabeazana hahay hikarataka ara-pivelomana izany, na ara-pananahana (sex education) na ara-pitondran-tena. Ny sex education dia tsy midika hoe mi-promote fanalana zaza na fanabeazana aizana tsy natoraly.
Amiko dia ireo no mamaha olana kokoa, ary mitandro ny mahaolona kokoa noho ny hoe ampianarina ny olona ho tia sex amin'ny alalan'ny sary sy film porn, na amin'ny karazana sex toys, na amin'ny fitafiana mandanderoka ... (ie - matetika izay tsy tia an'ireny dia lazaina fa tery saina na tsy miaina fiaraha-monina), ampianarina ny olona hobaikoin'ny ao anaty pataloha ozizy Ika :-D:-D:-D ; saingy hampianarina koa "tsy hitandro ny aina".

71. pissoa
(
31/12/2007 10:04)
rakapy:
Ka aminao iza no diso @ nahatonga ireny olona ireny ho toa ireny?
Izay tompon'andraikitra amin'ny fanabeazana azy, satria averiko indray fa amiko dia ny fanabeazana no mamaha olana fa tsy ny fanalana zaza :lol:
Tafiditra ao koa indrindra indrindra ny tenany, satria na ho fotsy volo daholo aza ny mpanabe rehefa izy no tsy hietsika dia eo izy no fesona :-D:-D:-D
Ankoatra izay, raha izao no tinao hitondrana azy izao no hitondrana ny resaka dia tokony avoaka daholo ny gadra ao tsiafahy sy ny tariny, na dia namono olona sy nametaveta zaza tsy ampy taona mihisa 500 aza satria "misy olona diso nahatonga azy ho toy ireny" ! :oops::lol:
73. fijo
(
01/01/2008 22:51)
hoy i pissoa:"Ary aza hadino koa fa ny fiaraha-monina dia mety diso."ka sahinao ve ny hilaza fa diso ny fiarahaminina raha manaiky ny fanalana zaza?????
74. rakapy
(
02/01/2008 01:17)
Pissoa> tratry ny taona aloha e !
Ka vao novalianao le fanotaniana de hanotanianao indray??? Tena misy olona diso nahatonga azy toy ireny.
1/ ny tenany 2/ ny fianakaviany(Raha manana) 3/ny fiaraha-monina/4 ny fianana.
za akory tsy nampiditra ny resaka we avoahy ny gadra eny tsiafahy fa aza malaky mampiditra 3eme .

75. pissoa
(
02/01/2008 10:08)
fijo:
hoy i pissoa:"Ary aza hadino koa fa ny fiaraha-monina dia mety diso."ka sahinao ve ny hilaza fa diso ny fiarahaminina raha manaiky ny fanalana zaza?????
What a question!!!
Raha heveriko fa marina ny fiaraha-monina manaiky ny fanalana zaza dia tsy hanoratra eto mihitsy aho hanohitra ny fanalana zaza ! :-D:-D:-D:-D:-D
76. pissoa
(
02/01/2008 10:16)
rakapy:
Pissoa> tratry ny taona aloha e !
Ka vao novalianao le fanotaniana de hanotanianao indray??? Tena misy olona diso nahatonga azy toy ireny.
1/ ny tenany 2/ ny fianakaviany(Raha manana) 3/ny fiaraha-monina/4 ny fianana.
za akory tsy nampiditra ny resaka we avoahy ny gadra eny tsiafahy fa aza malaky mampiditra 3eme .
nahatratra ny taona rakapy, dia mirary soa ho anao :-*
nanontaniako ahoana, tsy azoko ny tinao ambara.
Ilay resaka voafonja :
Ny fanontanianao no hafahafa tamiko. Miresaka eto mantsy isika, dia izaho manohitra ny fanalana zaza - moa ianao manohana ny fanalana zaza noho ny antony samihafa. Ka rehefa nanontany ianao hoe ka iza no diso nahatonga azy toy ireny --- dia toy ny hoe hanamarina ny fanalana zaza koa ny fisian'ny olona diso (satria voalazako teo fa ianao eto dia momba ny fanalana zaza). Ka izay no nahatonga ilay hevitra nitariko kely hoe raha tahaka izay no tinao hitondrana ny resaka dia jereo koa ny voafonja aloha.
:-D:-D:-D:-D:-D
77. ari.malala
(
02/01/2008 13:02)
inona no idiran'ny fiarahamonina amle resaka aloha fa tsy azoko e!
78. fijo
(
02/01/2008 21:57)
ka ny fiarahamonina anie ry ary no mamaritra ny mety sy ny tsy mety eo anivony e.izay ilay ho emarina hiaraha manaiky.ka raha io voalazan'i pissoa io,dia izy mibirioka mihoatra ny fiarahamonian indray no mitsara?????????mitovy amin'ny hoe ,ny fiaraha monina dia manaiky fa mila miakanjo rehefa mivoaka ny trano,dia enao zatra tsy miakanjo indray no milaza fa diso ny fiarahamonina satria mafana ny andro????
79. rakapy
(
03/01/2008 04:18)
Pissoa> Izaho tsy niteny mihintsy hoe izaho dia manohana ny fanalan-jaza. Ary tsy niteny mihintsy hoe tsy mankasitraka koa. Ny fanotaniako dia hoe mba liana te ahafantatra hoe nahoana no voarara mafy ireo eo @ finoana Kristianina? Efa nomenao ny valiteninao.
Raha ny hevitro no tianao ho fantatra dia tsy misy olana amiko mihintsy ny vehivavy iray raha toa ka te hanala zaza. Safidiny io, vatany io, raha izany hitany fa mahamety ny fiainany dia azy izany. Raha toa ka manotany ahy izy hoe inona no tokony ataony fa bevohoka izy dia omeko safidy malalaka ary tsy maintsy azavaiko aminy ny lafitsrany sy lafiratsiny ny manala sy tsy manala zaza.

80. pissoa
(
03/01/2008 11:06)
fijo:
ka ny fiarahamonina anie ry ary no mamaritra ny mety sy ny tsy mety eo anivony e.izay ilay ho emarina hiaraha manaiky.ka raha io voalazan'i pissoa io,dia izy mibirioka mihoatra ny fiarahamonian indray no mitsara?????????
# fiaraha-monina aiza no manaiky ny fanalana zaza ? sao ny fiaraha-monina misy anao fotsiny no fantatrao ! izaho rahateo moa heverinao fa any amin'ny misy anao :-D:-D:-D
... dia miverina aminao ny fanontanianao tery ambony mikasika ny fiaraha-monina :wink:
# na dia misy aza nefa ny fiaraha-monina tsy manaiky ny fanalana zaza, dia izaho tsy nateraka ho tahaka an'i fijo ! izaho olona misy saina ary manana ny hevitro fa tsy manaraka izay tian'ny fiaraha-monina fotsiny. Mety mitovy hevitra aminy aho ary mety tsy mitovy hevitra aminy koa :-D:-D:-D
fijo:
mitovy amin'ny hoe ,ny fiaraha monina dia manaiky fa mila miakanjo rehefa mivoaka ny trano,dia enao zatra tsy miakanjo indray no milaza fa diso ny fiarahamonina satria mafana ny andro????
=))=))=))
mba fidio tsara ny ohatra fa manjary mampime. tsy vao androany isika no ni-forum teto ! fantatro tsara ny hevitro mikasika ny akanjo anaovan'ny olona, mety fantatrao koa angamba !!! ary efa hitako koa ny soratrao mikasika ny akanjo efa mila hampiboridana ! tsy vao ela no nisy resaka akanjo teto dia tadidio ny soratrareo sy Ika mikasika ny hoe miboridana :wink: