Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Kristianina sy ny fanalan-jaza ary ny fanabeazan' aizana
41. fijo
(
27/12/2007 22:26)
sady raha izy koa no tsy te hanala,tsy itako mihintsy ny hidirany amin'ny fanerena ny hafa tsimaintsy hanaraka izay tiany
44. cutie
(
27/12/2007 22:38)
ka nga izy miraharaha ze safidin'oul any , ny tenany ihany no hitany sy ny baiboliny :-D
50. rakapy
(
28/12/2007 02:57)
FISAORANA NO ATAOKO ANAREO IZAY IZAY NAMALY NY FANOTANIAKO. NY TENAKO MOA DIA MPANAMPY IRENY OLONA SAHIRANA IRENY(4AMIS) FA TSY AMIN'NY ALALAN'NY FIANGONANA FA AMIN'NY MAHA OLOMBELONA FOTSINY IZAO.
SENDRA TAFARESAKA T@ ITY RENIM-PIANAKAVIANA IRAY NY TENAKO KA NANOTANY AZY AHO HOE NAHONA NO MBOLA BEVOHOKA IHANY IANAO NEFA EFA MARO NY ZANAKAO? KA HOY IZY NAMALY AHY: FANOMEZAN'I JESOSY IREO KA TSY AZO LAVINA. LASA IHANY NY SAIKO HOE NAHOANA ? SATRIA NY LAHIMATOA SY NY ZANDRINY DIA ENY TSIAFANY ARY NY ANABAVINY 3 DIA ANY ANTANIMORA. NY 2 VAVY DIA MIVARO-TENA ANY FIANARANTSOA ARY IREO MADINIKA KOSA DIA MIARA MANGATAKA @ RENINY ETO TANA.NY RAINY ZANANY MOA DIA TSY FANTARO HOE AIZA SATRIA DIA MARO RAY IREO ZAZA IREO. KA ASA NA ALEO VE MANANA NY RATSY TOY IZAY HANALA ZAZA NA HANAO FANABEAZAN'AIZANA?

51. ari.malala
(
28/12/2007 07:59)
rakapy, azo atao tsara ngamba ny manoratra madinika fa tsy voatery atao majuscule be otran'io vao ho hitan'ny be sy ny maro!
52. pissoa
(
28/12/2007 14:36)
rakapy:
FISAORANA NO ATAOKO ANAREO IZAY IZAY NAMALY NY FANOTANIAKO. NY TENAKO MOA DIA MPANAMPY IRENY OLONA SAHIRANA IRENY(4AMIS) FA TSY AMIN'NY ALALAN'NY FIANGONANA FA AMIN'NY MAHA OLOMBELONA FOTSINY IZAO.
SENDRA TAFARESAKA T@ ITY RENIM-PIANAKAVIANA IRAY NY TENAKO KA NANOTANY AZY AHO HOE NAHONA NO MBOLA BEVOHOKA IHANY IANAO NEFA EFA MARO NY ZANAKAO? KA HOY IZY NAMALY AHY: FANOMEZAN'I JESOSY IREO KA TSY AZO LAVINA. LASA IHANY NY SAIKO HOE NAHOANA ? SATRIA NY LAHIMATOA SY NY ZANDRINY DIA ENY TSIAFANY ARY NY ANABAVINY 3 DIA ANY ANTANIMORA. NY 2 VAVY DIA MIVARO-TENA ANY FIANARANTSOA ARY IREO MADINIKA KOSA DIA MIARA MANGATAKA @ RENINY ETO TANA.NY RAINY ZANANY MOA DIA TSY FANTARO HOE AIZA SATRIA DIA MARO RAY IREO ZAZA IREO. KA ASA NA ALEO VE MANANA NY RATSY TOY IZAY HANALA ZAZA NA HANAO FANABEAZAN'AIZANA?
Fa naninona no natao maro ray le zaza ? :-D:-D:-D
de raha miasa tsra ny ray amandreny nefa ny smic tsy mahavelona olona 2 akory de ahoana. sa enao tsy miraharaha an'izay olona mikarama smic any fa ze be karama no resahinao. firy isanjaton'ny malagasy zay miasa ohatra zao no afaka mamelona tsara olona efatra ara-dalana sy ara-pahasalamana.
Ny olona maty dia tsy velona ara-dalana, sady tsy velona ara-pahasalamana ! :oops:
Fa inona ilay velona ara-dalana tadiavina aloha e ? Izaho mantsy mahafantatra olona maro anaka sady mikarama kely, saingy hitako hoe miaina fianakaviana sambatra tsara ! na dia tsy manana finday roa avy aza ny ankizy, ary tsy manana laptop sy tsy maharaka lamaody sns ... fa mianatra tsara mihitsy ka ! ary salama ! :-D:-D:-D
53. ikaretsaka
(
28/12/2007 17:23)
izao fotsiny e.. rehefa tsy te hampijaly Aina sy hivaky loha @ Aina dia aza foronina fotsiny izy..
ao anaty coco no mitondra an'io fa tsy ny ao anaty zipo sy pataloha

55. ikaretsaka
(
28/12/2007 17:32)
ampiasaina mba hatanjaka ange io coco io ry cutie fa tsy baikoin'ny ao anaty pataloha e
izany no nanaovana azy any ambony any
izany no nanaovana azy any ambony any
57. cutie
(
28/12/2007 17:35)
tohizo le fisainana ohtran'zany aza fa tandremo koa fa tsy mandeha ila io :-D:-D
58. ikaretsaka
(
28/12/2007 17:38)
ary betsabetsaka ihany izany aina noglevan'i zazavavy ity vokatry ny fisainan'ny patalohany an!:roll:
60. fijo
(
28/12/2007 21:48)
misy valinteninareo sasany ato tena ,tsy mijery ny fiarahamonina misy ilay olona.
raha ny fisainanareo misaina be ireo ve,de olona nianatra toa anareo no hanao zavatra toa izany????mba fantatrareo ve ny tontolo iainan amisy ny olona toa izany???sa ny madio lamba any ampiangonan aihany no atao hoe olona aminareo??