Ny Kristianina sy ny fanalan-jaza ary ny fanabeazan' aizana
24. ari.malala
(
27/12/2007 06:47)
rakapy:
Mba liana te ahafantra aho hoe maninona ny mpino Kristianina maro no mandrara mafy ny fanalan-jaza sy ny fampiasana capoty ary ny fanabeazan'aizana isankarazany.
ataoko angamba fa tsy afaka nametraka io fanontaniana io ianao rakapy raha nalàn'ny reninao tany am-bohoka!
ny fampiasana kapoty, hevitro manokana ity, dia toy ny mampiririka ny olona hanao kilalao ny fitiavana, indrindra ny firaisana aranofo, satria hoe manao kapoty de tsy bevoka... ary mampirisika ny olona hampirafy sy hijangajanga...
rakapy:fa iza no miteny aminao fa fady izany? sa inona ny porofo entinao anohanana ny hevitrao? misy karazan'olona menatra ny miresaka io satria izay no fitaizana azony hoe zava-mamoafady, tsy firesaka amin'olom-pady na koa maloto ny resaka sex de tsy de miresaka izy, na mandositra mintsy aza, fa tsy fady ka! zay zao tany @ fandalinam-pinoana, ny pretra mntsy no miresaka momba izany ko! en tant que mpanabe izy, de manome lesona hoe izao fitandremana tokony hatao, izao no aza atao sns
Ary maninona no fady ny miresaka sex amin'ny ankamaroan'ny mpino eto an-tany?
26. niryna
(
27/12/2007 07:00)
ari.malala:

=D=D raha resaka sex indray dia maloto ilay izy raha atao fitaovana hanimbana ny vatana,ary maloto koa ilay izy na tsy mampiasa aza ny vatana fa manana fitsiriritana any anaty(film porno,sarim-behivavy vetaveta sy miboridana eraky ny kabinetran'ny lehilahy,vehivavy foana no fitaova am-piasana ary miboridana na mihanjaka ka tsy tonga any amin'izay tanjona hanaovana commercial akory ilay resaka,ny fanimbana zaza,ny famadihana ny olon-tiana,ny fandrembirebena ireo ankizy tsy manantsiny,ireo lahy vetavetain'ny lahy .Izay fantatra fa ratsy ao anatin'ny saina kanefa mbola atao.
Hoy ny tompo,efa voasoratra hoe aza mijangajanga,fa izaho kosa milaza aminareo fa raha mijery fotsiny aza ny masonareo ka manana fitsiriritana ao anaty amin'iny olona iny hianareo dia efa mijangajanga izay(lust no filaza azy )
27. yuka
(
27/12/2007 08:08)
nandrianina1 ny dikan'ny yuka dia fanampin'anarana @teny japoney toy ny hoe:Rasoa,na Rakoto @ teny gasy e:lol:
niryna a!
amiko raha miteraka maro dia tsy voatery hoe avela hitoreo le zanaka,afaka miaina tsara ny fianakaviana maroantrano raha toa ka miasa tsara ny raiamandreniny ka!

28. nandrianina1
(
27/12/2007 08:39)
yuka:
nandrianina1 ny dikan'ny yuka dia fanampin'anarana @teny japoney toy ny hoe:Rasoa,na Rakoto @ teny gasy e:lol:
niryna a!
hay misaotra Rasoa sa Rakoto:lol:
32. Mannou
(
27/12/2007 11:03)
rakapy:
Mba liana te ahafantra aho hoe maninona ny mpino Kristianina maro no mandrara mafy ny fanalan-jaza sy ny fampiasana capoty ary ny fanabeazan'aizana isankarazany.Ary maninona no fady ny miresaka sex amin'ny ankamaroan'ny mpino eto an-tany?
Tsotra fotsiny satria tsy mifanaraka amin'ny finoana kristianina ny resaka fanalanjaza sns, ra olombelona mahalala mahatahotra an'Andriamanitra ianao dia mahatsapa avy hatrany fa mamono olona izany manala zaza izany. Ny oe fady ny miresaka sex indray alou d ohatry ny tsy d hiraisako hevitra am fiangonana sasany satria au contraire tokony ho resahana ilay izy indrindra hoany tanora mba ahafantarany oe ahoan marina izany ary ahona no mety ho vokany ra mirotsaka amzany mialohan'ny fanambadiana, n tsy firesahana an'io mintsy mantsy no mahatonga ny tanora sasany manaonao foana amzao fotoana.
33. niryna
(
27/12/2007 12:21)
yuka:
nandrianina1 ny dikan'ny yuka dia fanampin'anarana @teny japoney toy ny hoe:Rasoa,na Rakoto @ teny gasy e:lol:
niryna a!
amiko raha miteraka maro dia tsy voatery hoe avela hitoreo le zanaka,afaka miaina tsara ny fianakaviana maroantrano raha toa ka miasa tsara ny raiamandreniny ka!
Raha ampy fivelomana,fa raha arahina ilay tsodranondrazana ahoana no hameloman'ireo tsy manana izany ankizy maro izany,jereo ny isan'ny ankizy teraka aty aoriana e,vitsy dia vitsy sisa no miteraka ireo isa maro ireo,aleo kely velona toy izay maro hitsipozipozo :D
34. ikaretsaka
(
27/12/2007 14:46)
za de foetus taloha
dia tsy afaka niresaka tato akory aho raha nalaina sanatria
dia aza atao izany koa ny zandry kely ry madama sy ramode a

35. toovs
(
27/12/2007 16:44)
yuka:
nandrianina1 ny dikan'ny yuka dia fanampin'anarana @teny japoney toy ny hoe:Rasoa,na Rakoto @ teny gasy e:lol:
niryna a!
amiko raha miteraka maro dia tsy voatery hoe avela hitoreo le zanaka,afaka miaina tsara ny fianakaviana maroantrano raha toa ka miasa tsara ny raiamandreniny ka!
de raha miasa tsra ny ray amandreny nefa ny smic tsy mahavelona olona 2 akory de ahoana. sa enao tsy miraharaha an'izay olona mikarama smic any fa ze be karama no resahinao. firy isanjaton'ny malagasy zay miasa ohatra zao no afaka mamelona tsara olona efatra ara-dalana sy ara-pahasalamana.
36. booboo
(
27/12/2007 17:17)
Mba liana te ahafantra aho hoe maninona ny mpino Kristianina maro no mandrara mafy ny fanalan-jaza sy ny fampiasana capoty ary ny fanabeazan'aizana isankarazany.Ary maninona no fady ny miresaka sex amin'ny ankamaroan'ny mpino eto an-tany?
-satria fady ny manajedaka " aina " ( avy @ Atra ) : ny foetus aina na dia vao lé oeuf iny fotsiny aza, ny zozos tsirin'aina. Dia raha sakanana ny hampisy ilay aina dia mitovy @ manajedaka ihany zany .
-satria matetika image tsy dia tsara loatra foana no tondé ao an-dohan'ny maro momba ny sexe : fahotana, fijangajangana, fitivan-tena ( fahotana manko oun raha resaka fahafinaretana fotsiny no hanaovana crac crac ), tsy firesaka eo @ fokontany zany fa tokony hijanona ho intimité-n'ny couple et bli bli bli.
Tsy hevitro ireo santionany notanisaiko ireo fa hevitra notsimponiko tany ho any...
37. fijo
(
27/12/2007 22:05)
amiko io saina e,rehefa itanao fa tsy araka le zaza hoavy eo dia esory fa manimba ny hoavinao fotsiny.
39. fijo
(
27/12/2007 22:16)
izay mantsy,rehefa tsy mbola vonona hitaiza kosa ve de hoterena hoe tazomy ao???
40. cutie
(
27/12/2007 22:20)
refa samy mahay mizaka ze vokany avy eo de efa tsara fa tsy mila ny sasany hiantsy we mpamono oul sy ny sisa