tsy mandroso Madagasikara satria tsisy elefanta
3. penina
(
02/01/2008 19:44)
Ilay babar efa ngeda be mihitsy izao no ahazahoana be.
Ny fahatr'ireny ngamba izao tonga dia grotta gigante mihitsy an
Ny fahatr'ireny ngamba izao tonga dia grotta gigante mihitsy an
4. ikaretsaka
(
02/01/2008 20:01)
alamina fotsiny ny lera letsy dia manao lavaka be ery analakely dia miaraka mandatsaka ao aby ny pokon'antaninarivo... fa resy ze elefanta entin'ialahy any
5. tsoupou
(
03/01/2008 05:21)
Reo mpanao politika reo nge efa bedabe ny elephant e, reo de vita e=)) =))
9. kelly13
(
03/01/2008 18:34)
:oops: totozy oa an, sao d misy diso maso ndray d mahatsiaro an'i totofy :-P
10. penina
(
03/01/2008 18:56)
zay ilay gasy izay hahaha, izay ahazoana taizezika bdb no tanjona, lasa izay ahazoana kelly ndrindra tampoka.
sady totozy sy akoho izany ve tsy itontonan'ny zezik'elefanta dia maty?
sady totozy sy akoho izany ve tsy itontonan'ny zezik'elefanta dia maty?
13. tsoupou
(
07/01/2008 14:13)
entra paSifotra marina ary dé mety ve dé iandry elefanta eto tsika lé =))