Vaovao ny taona,ovaina ho fo vaovao no handray izany

1. niryna ( 31/12/2007 11:28)
Inona tokoa no atao hoe fo? Ilay fo mitempo? sa ilay fo mifaly na mijaly?
Ny fanahy no maha olona ka raha mifaly ny fanahy dia mifaly koa ilay olona,raha mijaly ny fanahy dia toy izany ihany koa.
Anjarantsika no mampifaly sy manova ny fo ho fo vaovao,fitiavana miroborobo handray ity taona vaovao ity.
Izay fantatrao sy tianao atao amin'ny tenanao,dia ataovy amin'ny olona ihany koa fa ahita fiaianana vaovao ao am-po hianao.
Tratry ny taona daholo e.
Hitondra fitiavana mamy,fisaianana vaovao sy tsara ary fahasambara ho antsika sy ny an-kohonona rehetra anie ity taona vaovao ity.
Fenoy tsiky ny fiainana :D:D
(l)niryna
2. xxx ( 02/01/2008 15:38)
niryna:

:D
3. cutie ( 02/01/2008 15:50)
4. Veloo ( 02/01/2008 18:21)
:lol::):) marina izany
5. niryna ( 03/01/2008 17:21)
Veloo:

:lol::):) marina izany

sarotra tanterahana fa mila ezaka:D
6. tsiambaratelo ( 13/01/2008 11:01)
niryna:

Inona tokoa no atao hoe fo? Ilay fo mitempo? sa ilay fo mifaly na mijaly?
Ny fanahy no maha olona ka raha mifaly ny fanahy dia mifaly koa ilay olona,raha mijaly ny fanahy dia toy izany ihany koa.
Anjarantsika no mampifaly sy manova ny fo ho fo vaovao,fitiavana miroborobo handray ity taona vaovao ity.
Izay fantatrao sy tianao atao amin'ny tenanao,dia ataovy amin'ny olona ihany koa fa ahita fiaianana vaovao ao am-po hianao.
Tratry ny taona daholo e.
Hitondra fitiavana mamy,fisaianana vaovao sy tsara ary fahasambara ho antsika sy ny an-kohonona rehetra anie ity taona vaovao ity.
Fenoy tsiky ny fiainana :D:D
(l)niryna

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.212