Tantara tsy marina an
Nafaran'i Julien Lepers Atoa Marc RAVALOMANANA, Président de la République de Madagascar ho any France handray anjara @ Questions pour un champion, miaraka aminà présidents 3 hafa.
Légende :
Q : Question posée par Julien Lepers
R1 : Réponse Ravalomanana
Rx : Réponse autres présidents
Q : Donnez le nom d'un produit à base de lait et dont le nom commence par la lettre
A
.....
Samy nieritreritra teo daoly alo izy 4 mitsam. Notsindrian-dRa8 ny bokotra, draiiiiiiiiiinnnnnnnn
R1 :
AOURT
Hafa ndray
Tonga teto gasikara ny filoham-pirenena maromaro, miaraka @ bailleurs-ntsika hatramzay hijery ny asa vita sy ny nandaniana ny vola nomen'izy ireo (fanitsiana : nampindraminy @ taux avo dia avo mantsy e)
Fitokanana zava-bita marobe no natao ary nisy ny kabary famaranana teny Iavoloha.
Ra8 : Nous avons reconstruis
la pont d'Ifaty,
la pont d'Ivoloina.
Tsy naharitra lé porte-casier fa niteny hoe "
Tsy la pont no fiteny mon Président fa le pont".
Tsy noraharahian-dRa8 zany fa notohizany ihany nenazy. Nous avons refait la pont de Kelilalina, la pont de ...
Mbola nanitsy ihany lé porte-casier.
Sosotra Ra8 déoz izy hoe
Léléna, fa na la pont no marina na le pont, samy TATEZANA DAOLY ZANY
:lol: :lol: :lol: