Raha tsy izy ny TIM, Tsy mila ireo efa lasana ny Malagasy

1. Jeankely ( 29/12/2007 07:51)
Mpampirafy mananatra mpangalabadin'olona raha ny tarak'Arema no be resaka hanitsy ny TIM. Olona vaovao hatrany no zahavin'ny vahoaka fa tsy mila anareo hiteny izahay satria nanao tsy nahavita. Izay donto tsy maintsy mbola hiala fa ny vendrana lasa koa tsy haverinay intsony na hiteny vazaha na hivazavaza na hamono tena any andafy. Mahita olona hafa foana izahay na tsy hamokatra aza ary tsy mila ireo efa lasana.=))=))=))
novalian'i Jeankely ny 29/12/2007 08:09
2. penguin ( 29/12/2007 07:58)
Miseo be resaka tokoa ireo mpambotry firenena nefa ny nataony tsy hitany. Mbola tia sy manina ny hiverina ary mihevitra fa rehefa simba na tsy halehany ny mpitondra ankehitriny dia izy no hiverina. Dia marina tokoa fa tsy hilain'ny Malagasy na ny tanora vao misandratra mihintsy ny olona vizana lasa nitsoaka. Misy vaovao mipoitra foana eo. Bye Bye Tezitra sy Bazylou ary zazalahy sy ny namany lasa xxx.=))=))=))
3. Jeankely ( 29/12/2007 08:09)
Ny zava-dratsy no hananana traikefa ve koa ny hampandroso ny Tanana no lazaina fa hay? Manampy izany koa dia ireo mpivadivadika palitao ary mpanaraka izay lazaina fa mpandresy no manimba sy mahakely hery ny Antoko mahazo fahefana. Zaran'ny tsy halehany aza mifampitarika any anaty lavaka. Tandremo ihany ity manenjika isa ity fa hidiran'ny loto be dia be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0735