Avoty ny ainao !
1. niryna
(
30/12/2007 07:16)
Efa naheno ny tantaran'i Lota ve hianao ( Gen 19)?Rehefa novonjen'Atra ny fianakavian'i Lota dia norarany tsy hierikerika kanjo:
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=19&andininy=24-26&dika=
26 Fa ny vadin'i Lota niherika teo ivohony, dia tonga vongan-tsira mitsangana izy.
Rehefa mahafantatra isika fa misy loza mety hitranga dia manao vy very ny ainy ary mitady toerana hialofana.(toy ny rivo-doza sns)
Toy izany koa isika raha miditra fiangonana isika ka mahita fa mivoana ny fitorian'ilay olona ny tenin'Atra, ka fantatra fa tsy mitory ny "famonjena izany",tsy ahitanao resaka famonjen'i kristy ,na mitsimpona izay tiany sy mafinaritra azy fa tsy milaza na manoro ny marina dia mandosira ,vonjeo ny ainao .
Hoy i kristy Tompo:Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be.[/color] Jaona 10:10
Vonjena ahoana ny aina?
Famonjena no tadiavintsika ary tsy misy na iray aza ahazoana famonjena raha tsy i kristy irery ihany.
27 Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,
28 ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amiko. Jaona 10:27-28
Fa maninona no famonjena avy amin'i kristy irery?
[color-blue] Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako.Jaona 14:6[/color]
Dia ahoana izany ireo Atra marobe ireo ,tsy misy mahavonjy na iray aza ?
Hoy ny Tompo:Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena Asa 4:12
Miantso antsika i kristy,manambara Izy fa tsy misy famonjena raha tsy avy aminy irery ihany,tsy misy lalana mankany amin'ny ray raha tsy avy aminy irery.
[color=blue]
Mpangalatra sy jiolahy izay rehetra tonga talohako; fa tsy nihaino azy ny ondry.
Izaho no vavahady; raha Izaho no hidiran'ny olona, dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina Jaona 10:8-9
Avoty ny ainao,ary aza mierikerika intsony rehefa nametraka ny fiainanao tamin'Atra hianao,fantaro ny marina,fantaro ny Mpamonjy.
Hoy ny Tompo:
Izaho no mpiandry tsara; ary fantatro ny Ahy, sady fantany Aho Jaona 10:14
(l)niryna

novalian'i niryna ny 06/01/2008 04:23
2. ikaretsaka
(
30/12/2007 18:05)
Amiko dia A/tra no tompon'ny aina! tsy misy izany heo olona manavotra ny aina izany fa rehefa tiany alaina ny aina dia lasany, rehefa izany no tiany,
tsy isika no tompon'io
tsy isika no tompon'io
3. pissoa
(
30/12/2007 18:18)
hi hi hi ...
tsy zany ny tonga tao an-tsaiko fa hoe "avoty ny ainao" nefa kay tampoka hoe "Jesosy ihany no mpanavotra" :-D

5. niryna
(
30/12/2007 23:21)
ikaretsaka:
flip flop foana eee
lasa "ianao" ny "jesosy"
:D
pissoa sy ika a
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4747b0c5684a8
6. rabilabila
(
30/12/2007 23:24)
hi!hi!hi! 'za efa namaky ny tantaran'i Lota ;lasa vongan-tsira i Sara vadiny fa nitodika rehefa nivoaka an'i Sodoma sy Gomoro(culture Cecile B de Mile -ko io an!!) :
Novonjena tokoa ny ainy mba hananany taranaka ,toa nampisotroan'ireto zanany vavy anakiroa toaka izy dia niara-nandry taminy ireto zanany mba hananany taranaka .Bevohoka tokoa ary izy roa vavy ary samy niteraka lahy :ny iray niteraka an'i Moab(nahatonga ny Mohabites) ,ny iray kosa niteraka an'i Ammi ( nahatonga an'i Ammonites).
Voavonjy tokoa i Lota fa nana-taranaka ,nitohy ny ainy .
Ao @ genesisy 19 marina izy io raha tsy diso aho fa verifier-o kely .:oops:

7. ikaretsaka
(
30/12/2007 23:55)
yep... fa tsy jerena io da rasodoma ihany no teniteneniny:-D
izay anie ilay hoe mitory "izay tiatiana mety handresena lahatra ny marivo salosana ihany no atao " nefa te hitory e:-P
tsy mety izay anaka:-D

8. niryna
(
31/12/2007 00:02)
pissoa:
hi hi hi ...
tsy zany ny tonga tao an-tsaiko fa hoe "avoty ny ainao" nefa kay tampoka hoe "Jesosy ihany no mpanavotra" :-D
:D tsy hitandry angaha ilay vadin'i lota nierikerika dia lasa vonga-tsira?
toy izany koa no mahazo antsika raha mieritreritra hoe mino an'Atra Ray Tsitoha aho ary mino an'Atra Zanaka Lahitokana Tompontsika aho ary mino ny Fanahy Masina
kanefa toa tsy hita taratra izany fa lasa olon-kafa ilay hinoana lasa olona mitovy amintsika no hinoana na zavatra ,na biby ,na sari-vongana.:oops:
Averimberina foana io mandra-pahatapitry ny fofon'aina,izay mino fa manao izany izy ka manatona an'i kristy no ho vonjena,izay tsy mino moa dia efa izay,tsy mila manao na inona na inona intsony. Vita tompoko :D
9. ikaretsaka
(
31/12/2007 00:04)
izay marina hoa lazaina dia tohizo ny tantara ry niryna an
tohizo ny tantaran-drabilabila...
tohizo ny tantaran-drabilabila...
10. niryna
(
31/12/2007 01:01)
rabilabila:
hi!hi!hi! 'za efa namaky ny tantaran'i Lota ;lasa vongan-tsira i Sara vadiny fa nitodika rehefa nivoaka an'i Sodoma sy Gomoro(culture Cecile B de Mile -ko io an!!) :
Novonjena tokoa ny ainy mba hananany taranaka ,toa nampisotroan'ireto zanany vavy anakiroa toaka izy dia niara-nandry taminy ireto zanany mba hananany taranaka .Bevohoka tokoa ary izy roa vavy ary samy niteraka lahy :ny iray niteraka an'i Moab(nahatonga ny Mohabites) ,ny iray kosa niteraka an'i Ammi ( nahatonga an'i Ammonites).
Voavonjy tokoa i Lota fa nana-taranaka ,nitohy ny ainy .
Ao @ genesisy 19 marina izy io raha tsy diso aho fa verifier-o kely
.:oops:ao ka ,ahitan-doza eo,mivadika vonga-tsira no resahina kanefa hafa ny ao anaty baiboly ohatra,sanatria anie izany :D mila malo tsara rabilabila a. :lol:
=D=D bravo rabilabila , nanaraka tsara ny tantara izy fa tsy mba toy sasany toherina daholo ny ao anaty baiboly,indrisy mantsy .
io rabilabila ,tsy tonga hatrany angaha hianao?
Fa ny vadin'i Lota niherika teo ivohony, dia tonga vongan-tsira mitsangana izy. Gen 19:26
Marina izany fa voavonjy izy fa ny vadiny no tsy voaovonjy satria nierikerika ka lasa vongan-tsira
15 Ary nony maraina koa ny andro, dia nandodona an'i Lota ireo anjely ka nanao hoe: Miaingà, ento ny vadinao sy ny zanakao roa vavy izay eto, fandrao mba haringana hianao noho ny heloky ny tanàna.
16 Ary nony nitaredretra izy, dia notantanan'izy roa lahy izy sy ny vadiny ary ny zanany roa vavy noho ny famindrampon'i Jehovah taminy; dia nitondra azy nivoaka izy roa lahy ka nandao azy tany ivelan'ny tanàna.
17 Ary rehefa nitondra azy nivoaka tany ivelany izy, dia hoy ny anankiray: Mandosira hamonjy ny ainao; aza miherika hianao, na mijanona eny amin'ny tany lemaka rehetra; mandosira any an-tendrombohitra, fandrao haringana hianao.
Mbola mitohy foana io famindram-pon'i Jehovah io ho an'izay mino ny Zanany ary manaraka Azy,fa tsy hierikerika any amin'ny tsy finoana an'i kristy.Tsy misy miverin-dalana intsony eo e,tao anatin'ny maizina ny kristiana no voasintona ka aza mierikerika intsony. :D
11. niryna
(
31/12/2007 01:01)
ikaretsaka:
izay marina hoa lazaina dia tohizo ny tantara ry niryna an
tohizo ny tantaran-drabilabila...
:cry: mampalahelo ahy hianao ity a,fa inona loatra re e
12. niryna
(
31/12/2007 01:15)
ikaretsaka:
izay marina hoa lazaina dia tohizo ny tantara ry niryna an
tohizo ny tantaran-drabilabila...
http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=19&dika=
JAONA 10
1 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay tsy miditra amin'ny vavahady ho amin'ny valan'ondry, fa mananika ny fefy dia mpangalatra sy jiolahy.
2 Fa izay miditra amin'ny vavahady no mpiandry ondry.
26 Jesosy namaly azy hoe: Efa nilaza taminareo ihany Aho, nefa tsy nino hianareo; ny asa izay ataoko amin'ny anaran'ny Raiko no manambara Ahy.27 Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,
13. niryna
(
31/12/2007 01:40)
vavolombelona:
betsaka ny andininy avy ao amin'ny soratra masina izay mandrara ny fampiasana ireny sary vongana ireny , ary tsy misy verset izay maniraka an-tsika mba hivavaka amin'ATRA par intermediera-na sary vongana, ireto misy and/vitsy2 ho fampahatsiahivana:
eksodosy20:4 Aza manao sarinjavatra voasokitra ho anao na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'
lanitra ambony na izay ety amin'ny tany ambany na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany..
lev26:1: Aza manao Andriamni-tsi-izy ary aza manangana sarinjavatra voasokitran na manao tsangam-baton-tsampy na manorina vato soratana hiankohofana eo amin'ny taninareo, fa izaho no jehovah Andriamnitrareo...!
ny deot toko fa 4 sy faha-7 dia saika milaza azy avokoa!
mety hilaza ny katolika we izay tsy manompo azy ireny fa ANDRIAMANITRA no tompoinay sy antsoinay sns.. fa maninona ary no miankohoka sy manondrika lohaeo anatrehan'izy ireny??? angah ANDRIAMNITRA NANIRAKA NY MBA HO TOMPOINA SY HIONDREHANA PAR INTERMIDIERAN-IZY IRENY??
aiza zany verset izany raha misy?
tsy hary nisy amin'ireny izay lazaina fa mpanompo sampy ireny, na mpanaraka tromba izy ny mpanaraka fomban-drazana na mpanompo fotokazo na sampy hafa sns.. tsy manonona ny Anaran'A/TRA ,ataoko fa ny ANTSOINY VOALOHANY DIA NY ANARAN'A/TRA! OH: ANY IANAREO A/TRA , IANAREO RAZANA ....FA TSY MIANTSO WE: ANY IANAREO SATANA, LOSIFERA, DEVOLY....TSY MISY MANAO AN'IZANY EO, FA A/TRA no antsoiny nefa izy mpanompo sampy ka inn no mampiavaka azy amin/ny katolika raha we ny fiantsoana ny anaran'A/TRA NO ZAVA-DEHIBE!?
NY sarivonganareo dia manimba ny hasin'ny fivavahana kristianina ary manome endrika ratsy ny fivavahana kristianisma!
Fampianarana izy ity ka raiso daholo izay fantatrareo fa mahavonjy ny fanahinareo.
Avereno any aminy ny teniny -ny teniko raha tsy mitombona sy tsy marina ary tsy azoazo ny vavony,aleo mbola velona isika no manadihady toy izay tara..... :-*:-*
14. ikaretsaka
(
31/12/2007 02:43)
inona ary ity ataon'i niryna.. afangaro aby na ny aina na ny fanahy na ny ianao na ny tsy ianao:-D
ny fahalalako izany "forum" izany dia sehatra fiadiana hevitra fa tsy fitoriana teny.
ho an'i vavolombelona.. jereo aloha ny ilana ny sarivongana alohan'ny itenenantenenana foana ry kristianintianim-poana

15. niryna
(
31/12/2007 06:09)

avadio sy dingano fotsiny ny pejy dia basy ranamana :D
16. rabilabila
(
31/12/2007 09:17)
ikaretsaka:
yep... fa tsy jerena io da rasodoma ihany no teniteneniny:-D
izay anie ilay hoe mitory "izay tiatiana mety handresena lahatra ny marivo salosana ihany no atao " nefa te hitory e:-P
tsy mety izay anaka:-D
Tsy hitako intsony ny làlana!!
Ny làlana mody any am-bala.
Fa =))tapaka ny tsinaiko:-D:-D:-D
17. rabilabila
(
31/12/2007 09:27)
=))=))[quote=niryna]
.:oops:ao ka ,ahitan-doza eo,mivadika vonga-tsira no resahina kanefa hafa ny ao anaty baiboly ohatra,sanatria anie izany :D mila malo tsara rabilabila a. :lol:
=D=D bravo rabilabila , nanaraka tsara ny tantara izy fa tsy mba toy sasany toherina daholo ny ao anaty baiboly,indrisy mantsy .
Eo ianao ry Ika fa nahazo biravo tany amin'i niryna 'zaho:-P
:oops::):lol::-D=))=))

18. niryna
(
31/12/2007 11:32)

dia mahazo holy kiss koa hono hoe :-*:-*
19. ikaretsaka
(
31/12/2007 16:29)
niryna an.. maninona tokoa raha tsy ny tantaran'i lota mamo sy ny tantaran'ny moabbites sy ny ammonites indray no resahina sy hanehoan-kevitra?
efa hamaky beboly ihany isika koa
efa hamaky beboly ihany isika koa
20. rijadolly
(
31/12/2007 17:45)
Efa manoboka milavaniny mihitsy ity ika ity an!eo tenenina ny olona milaza andininy vitsy fa mitsimpona.Zao ny Baiboly rehetra njay dia efa hita izy fa leo zany.