Avoty ny ainao !

21. ikaretsaka ( 31/12/2007 17:47)
io ndray.. zahay efa mba te hihanatra fa tsy hitsimpona intsony .. lazaina fa mila vaniny..
tsy mamaky .. lazaina fa mila mamaky.. ahoana ihany ary!:oops:8)
22. rijadolly ( 31/12/2007 17:53)
tsy tezitra i ika an!
23. ikaretsaka ( 31/12/2007 17:55)
ika tsy tezitra fa miandry anao hamoaka ny hevitrao marina ao anatinao ao fa tsy ny tsimpona sy ny zavatra feno fiatsarambelatsihy
24. rijadolly ( 31/12/2007 18:00)
kay!
25. rakapy ( 02/01/2008 03:59)
Ikaretsaka, Pissoa, Rijadoly, Rabilabila > Asa na mazava aminareo ilay lohateny na tsia ???:-D:-D:-D:-D Efa miteny i Nyrina hoe AVOTY NY TENANAO!!!! satria efa tsy sure intsony ilay famonjena nampanatenaina sy nodradradraina hatrizay koa dia samia manavo-tena leretsy fa tsy fantara instony izay hiseho." O !ry Mpanota O !Mba avoty i Jesosy Krosty fa efa mivaralia be ny toe-tsain'ny mpanaradia azy".
26. cutie ( 02/01/2008 14:58)
:-d
27. pissoa ( 02/01/2008 15:17)
rakapy:

Ikaretsaka, Pissoa, Rijadoly, Rabilabila > Asa na mazava aminareo ilay lohateny na tsia ???:-D:-D:-D:-D Efa miteny i Nyrina hoe AVOTY NY TENANAO!!!! satria efa tsy sure intsony ilay famonjena nampanatenaina sy nodradradraina hatrizay koa dia samia manavo-tena leretsy fa tsy fantara instony izay hiseho." O !ry Mpanota O !Mba avoty i Jesosy Krosty fa efa mivaralia be ny toe-tsain'ny mpanaradia azy".

:-D:-D:-D:-D:-D
fa izahay angaha aminao mpanara-dia an'i Niryna ka hoe niteny i Niryna hoe izao dia izao tokoa :lol:
28. rijadolly ( 02/01/2008 15:25)
rakapy:
Ikaretsaka, Pissoa, Rijadoly, Rabilabila > Asa na mazava aminareo ilay lohateny na tsia ???:-D:-D:-D:-D Efa miteny i Nyrina hoe AVOTY NY TENANAO!!!! satria efa tsy sure intsony ilay famonjena nampanatenaina sy nodradradraina hatrizay koa dia samia manavo-tena leretsy fa tsy fantara instony izay hiseho." O !ry Mpanota O !Mba avoty i Jesosy Krosty fa efa mivaralia be ny toe-tsain'ny mpanaradia azy".
pissoa:
:-D:-D:-D:-D:-D
fa izahay angaha aminao mpanara-dia an'i Niryna ka hoe niteny i Niryna hoe izao dia izao tokoa:lol:

Izahay ko raha miteny angaha rakapy dia hanaraka ny tenin'Rakapy koa
29. naughtyboy ( 02/01/2008 16:04)
fa nga misy oul afaka manavotra ny ainy ato..anaovana famandrihantoerana:-D
30. ikaretsaka ( 02/01/2008 20:04)
rakapy> tsisy panara-dia an'iniryna eo aa
samy manana ny bibil-ny io.. any tolozy mihaona (aiza no hibojy foana le)
31. rakapy ( 03/01/2008 01:56)
:D:D:D^^^^^^:°):°):°)
32. ikaretsaka ( 03/01/2008 02:50)
ariany eo an-tampon'i horombe vao tafiakatra an'ikalamainty eo fa
33. rakapy ( 03/01/2008 10:42)
Angamba ny taxi-brousse ndry Nyrina tapaka frien ka milaza izy hoe avoty ny ainao( @ny passager-ny io an !!!):snif::snif::snif:
34. niryna ( 03/01/2008 20:32)
rijadolly:

rakapy:
Ikaretsaka, Pissoa, Rijadoly, Rabilabila > Asa na mazava aminareo ilay lohateny na tsia ???:-D:-D:-D:-D Efa miteny i Nyrina hoe AVOTY NY TENANAO!!!! satria efa tsy sure intsony ilay famonjena nampanatenaina sy nodradradraina hatrizay koa dia samia manavo-tena leretsy fa tsy fantara instony izay hiseho." O !ry Mpanota O !Mba avoty i Jesosy Krosty fa efa mivaralia be ny toe-tsain'ny mpanaradia azy".
pissoa:
:-D:-D:-D:-D:-D
fa izahay angaha aminao mpanara-dia an'i Niryna ka hoe niteny i Niryna hoe izao dia izao tokoa:lol:

Izahay ko raha miteny angaha rakapy dia hanaraka ny tenin'Rakapy koa


Marina daholo ny teninareo rehetra,aza arahana aho fa Kristy velona no araho raha te-ho voavonjy ny ainao,tsy te-ho voavonjy moa dia tsy mila manao na inona na inona :D.

Ho an'ny olona mitady famonjena dia any amin'i kristy irery ihany no ahitana an'izany ,tsy mitady famonjena moa dia aza mitady Azy !!!!!
Ny ondriny mahalala ny tompony(kristy)!!!
Ary ny tompony mahalala ny ondriny(kristiana=mpanara-dia an'i kristy fa tsy manohitra izay voalaza ao anatiny baiboly)na manaraka ny tradition !!!
:-*:-*:-*
35. niryna ( 03/01/2008 20:49)
ikaretsaka:

Amiko dia A/tra no tompon'ny aina! tsy misy izany heo olona manavotra ny aina izany fa rehefa tiany alaina ny aina dia lasany, rehefa izany no tiany,
tsy isika no tompon'io

Marina tokoa ny teninao,Izy no nanome ary Izy no maka.
Miandry ny fitsarany avokoa isika rehetra.

Mitady famonjena?
Manatona an'ilay Zanany Malalany fa any aminy ihany no misy ny famonjena'(Jaona 3:16-17)
"Every knee shall bow,and every tongue confessed that He is Lord."
Ny olona rehetra dia andohalika eo anatrehany ary hanandratra ny vavany fa Izy ilay kristy ,Mpanjakan'ny mpanjaka :arrow:misy mpanjaka hafa any ho any.
"Mivoha ny varavaran'ny lanitra,eo anatrehan'ny Tompo"
hiranareo io ka ampiharo tokoa fa tena milay be.

Ny tsy mitady famonjena? tsy manao na inona na inona

Mbola marina ihany tokoa ny teninao fa tsy misy na olona iray aza eto ambonin'ity tany ity ahazoana famonjena,na pasitera izany na mompera izany na pope izany na Maria izany,fiangonana
Kristy irery ihany.:arrow:izay fiangonana ka ny lohany Kristy dia tokony hampianatra an'i kristy,hitory teny ny momba an'i kristy. Mivavaka amin'i kristy,mametraka ny fiainany amin'i kristy ary Kristy dia Fanahy,ATra dia Fanahy:arrow:ny fanahintsika koa no mivavaka,mifona,miantso AZY
Hoy izy mantsy izaho no lalana sy fiainana ary fahamarinana
Dia hoy ny hira hoe "Hianao no fiainana sy fahamarinana ry Tompo o,lalana tokan'ilay paradisa ry ray,tompo o.

Tsy izay ve ilay hira malaza ry ika :roll::?:

I kristy no lalana tokan'ilay paradisa
Kristy ny fiainana sy fahamarinana
Ny rehetra izany dia 0 0 0 0 0 0 na inona izany na atra inona na finoana inona na fivavahana ns izay endrika mety hanovana ilay ATra mahery dia i Kristy Irery,dia tsy izy izay ary tsy mitady famonjena fa asa lahy izay ampianariny ny olony .:roll:

36. niryna ( 03/01/2008 21:47)
rakapy:

Angamba ny taxi-brousse ndry Nyrina tapaka frien ka milaza izy hoe avoty ny ainao( @ny passager-ny io an !!!):snif::snif::snif:

:cry:
Ny fanahin'Atra anie no hanoro lalana ho anao.

37. fijo ( 03/01/2008 22:35)
hoy rakapy:"!Mba avoty i Jesosy Krosty fa efa mivaralia be ny toe-tsain'ny mpanaradia azy".sao dia marina tokoa ary io,fa izao ianareo mpomba azy mifanipaka ankarona toa valala
38. ikaretsaka ( 04/01/2008 02:57)
ka efa voavonjy ve dia mila mitady famonjena?
efa "voavonjy ianao" (na mihevitra ny tenanao ho izany)
dia mikopaha mosoara @ izay! fa aza miditra amin'ny bizinesin'ny pompiers sy ny polisy .. (Mikopa mosoara ireo olom-boavonjy)
ny pompiers no mpamonjy aina ry niryna an
ary tsy afaka manao inona anefa izy ireny rehefa atsipin' A/tra ny convocation
39. niryna ( 04/01/2008 04:29)
fijo:

hoy rakapy:"!Mba avoty i Jesosy Krosty fa efa mivaralia be ny toe-tsain'ny mpanaradia azy".sao dia marina tokoa ary io,fa izao ianareo mpomba azy mifanipaka ankarona toa valala

Ny ondry mahalala ny tompony ary ny tompony koa mahalala ny ondriny.Raha miaraka aminy dia tsy hanohitra ny teniny . diniho kely izay,maninona no tsipahina foana ny teniny? Tsy mifanaraka izay lazainy sy mifanohitra izay teneniny !!!!:-w:-w

40. rakapy ( 06/01/2008 02:13)
Toherina satria tsy mitombona ny hevitra fonosiny::-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078