Amoureuse!!!

1. xxx ( 30/12/2007 13:14)
Zah ry zareo tena amoureuse be ah! Toa mientanentana be zany ny tenako, tsy maha tombina mintsy ary tsy maha sakafo. Io olona io anefa tsy hoe olona niarahako voalohany an! Inona no tokony hataoko fa mila hivoaka mintsy ny foko ato.
Ary nareo mba manao ahoana refa amoureuse?(l)
novalian'i xxx ny 19/01/2008 15:57
2. tynah ( 30/12/2007 19:09)
3. tsoupou ( 02/01/2008 13:36)
Fa inona aloha ny blem raha amoureuse toi e ??? Manambady nga lé bandy sa maninona ???
Tsara nge zany amoureuse zany e, tsy hitako mitsy ze maharatsy anzany, sa toi efa manana hafa ???
Tandremo nefa, fa raha toi no amoureuse be (80%) dé ny an leiry zany any am (20%) ohatra ny fitiavana an toi.
Amiko, complémentaire foana ny fitiavan'ny lehilahy sy vehivavy.
Am voalohany ny sipa fona no love be, d arakaraky ny zava-misy eo no mi-évoluer na miakatra koa ny fitiavanlé bandy (mety hidina ko anefa an), dé tandremo ary tsy haneho hoe love be fa dé zay no vita ny am toi an.
:* :* :*
4. Veloo ( 02/01/2008 18:32)
tandremo ary so dia decu be eo avy eo an
5. soanja ( 03/01/2008 03:18)
xxx:

Zah ry zareo tena amoureuse be ah! Toa mientanentana be zany ny tenako, tsy maha tombina mintsy ary tsy maha sakafo. Io olona io anefa tsy hoe olona niarahako voalohany an! Inona no tokony hataoko fa mila hivoaka mintsy ny foko ato.
Ary nareo mba manao ahoana refa amoureuse?(l)


Tsara ny amoureuse ka satria afo miredareda io saingy aza hadino ny mivavaka isanandro na isanalina hoe enga anie ka hitohy lalandava izany zavatra tsapanao izany satria matetika dia mandalo io fahatsapana io ary lefy.

Rehefa lefy mantsy dia lasa manome alahelo na fiahiahiana izay nanana azy satria nino izy hoe nisy izany teo amin'ny fiainany.

Aza kivy anefa fa afaka mitia olona mafy ianao na mandrakizay aza. Zany hoe mandrapikipin'ny masonao.
Inona no atao hozy ianao? dia ny mivavaka lalandava hoe tsy diso ny zavatra tsapanao. Mangataha amin'Andriamanira porofo fa mitombina ny nahatonga anao ho toy izany fa tsy avy amin'ny lainga nalahatra eo imasonao. Misy mantsy ny lainga , hosoka na deceipt eo anatin'ny fitiavana mody mazava tarehy sy mamiratra.
Rehefa lefy moa ilay izy dia aza manahy akory fa izay no lalam-piainana tsy atao hahakivy fa natao lesona hampianatra ny dingana manaraka.
Dingana manaraka ezaho ny saina sy ny fo no miara-miasa amin'ny fanahy. Dia ho feno ny fitiavanao.
Mifankatiava hatrany anefa!



6. tsoupou ( 03/01/2008 05:31)
Inona no atao hozy ianao? dia ny mivavaka lalandava
Marina zany ^:^ ^:^ ^:^
7. xxx ( 03/01/2008 06:31)
(l)(l)(l)(l)(l)(l)otran'io refa amoureuse! tsara izany refa amoureuse ko! aroroty ny fahasambarana dieny mafàna fa rehefa mangatsika tsy dia sambatra firy otran'ny amoureuse izao;-)
8. karinah ( 03/01/2008 11:35)
xxx1: mitovy aminao io rehefa amoureuse e, falifaly, feno fanantenana,mahatsapa tena hoe "belle", be de beee e!:lol:
9. karinah ( 03/01/2008 11:36)
oups::lol:mahatsapa tena==> mahatsiaro tena.:-D
10. neo83 ( 03/01/2008 15:44)
Slt !

Fantatro fa resa-behivavy ny ato, nefa ohatra ny mahaliana ka hidirako.

Tsara rehefa amoureuse, amvoalohany. Rehefa kôpy le bandy oe tena taraiky aminy fatratra mihitsy ianao, dia oatataony amin'izay tiany amin'izay ny fiarahany aminao. Ampifilafilainy, latsalatsainy majinijinika amin'izay vao maika mifikitra, sy ny toetra ratsy rehetran'ny lehilahy e.

Ka aza dia tonga dia taraiky amin'izany hoe za amoureuse izany, endraso kely, raha toa ka maharitra eo am 1 volana eo ka tsapanao fa tsy nisy fiovany niharatsy le kôzy, dia mahazo amoureuse tsara mihitsy ianao. Ka irariana ny haharitra foana amin'izay.

Fa ity no test tena tsara be hataonareo amin'ny lehilahy mba hijerenareo oe tena tia izy sa tsia :
(ohatra ny efa nahazo ahy ka zaraiko fa tsara) mody resaho hoe taraiky kely ny regle, dia nanao test ianao, dia positif, dia ahoana hoe no hataonao ? Fa raha tsy miala izy eo, dia tena tia anao koa izy, ka aza isarahana, fa tsy hahita ohatrazy intsony ianao,... raha tsy hoe nga mifanena amiko. (hanihany io farany io)

Izay fa mazotoa e.
11. diamondra27 ( 03/01/2008 16:20)
hay va re zany no atao we amorezy e!
everiko fa zavatra hafa ihany koa

oh hoe: lasa any am le ol foana ny saina, te hahita azy foana de miresaka sns ny masoandro maty no mampalahelo


asio romantisma kely we akia

mba omeo poème sy hira: je l'aime à mourir we hiii:-D:-D
12. karinah ( 03/01/2008 19:29)
neo83:

Slt !

Fantatro fa resa-behivavy ny ato, nefa ohatra ny mahaliana ka hidirako.

Tsara rehefa amoureuse, amvoalohany. Rehefa kôpy le bandy oe tena taraiky aminy fatratra mihitsy ianao, dia oatataony amin'izay tiany amin'izay ny fiarahany aminao. Ampifilafilainy, latsalatsainy majinijinika amin'izay vao maika mifikitra, sy ny toetra ratsy rehetran'ny lehilahy e.

Ka aza dia tonga dia taraiky amin'izany hoe za amoureuse izany, endraso kely, raha toa ka maharitra eo am 1 volana eo ka tsapanao fa tsy nisy fiovany niharatsy le kôzy, dia mahazo amoureuse tsara mihitsy ianao. Ka irariana ny haharitra foana amin'izay.

Fa ity no test tena tsara be hataonareo amin'ny lehilahy mba hijerenareo oe tena tia izy sa tsia :
(ohatra ny efa nahazo ahy ka zaraiko fa tsara) mody resaho hoe taraiky kely ny regle, dia nanao test ianao, dia positif, dia ahoana hoe no hataonao ? Fa raha tsy miala izy eo, dia tena tia anao koa izy, ka aza isarahana, fa tsy hahita ohatrazy intsony ianao,... raha tsy hoe nga mifanena amiko. (hanihany io farany io)

Izay fa mazotoa e.

:lol::-D:-D..rehefa tara ve afaka miandry ahoana izany indray?:-D:-D:-D:-D:-D:oops:

13. diamondra27 ( 03/01/2008 20:31)
neo83: hiiii zany v le test

xxx:
ra tena klin le bandy ka amorezy njy de tokony ahatsapa izy sady afaka milaza we inon re no ataoko mba hi meriter zao fitiavanao ahy zao e!
sa manjary on vit dans le nuage njay am zay hiiii

xxx: mba mangataka service za
njy milaza fa amorezy njy de lazao we le bandy : we amorezy aminy njy ; de diniho tsara ny fihetsiny retra , details retra de lazao anay eto ny valiny nomeny anjy.
refa aveo mety afaka manome hevitra anjy zahay par rapport am teniny sy fihetsiny.
14. vale ( 03/01/2008 23:25)
diamondra27: ka izy no amorée koa indry koh!:lol:
ny tokony ataon_njy dia miaraka amin'ilay olona e==> raha ohatra ka hitanao oe mitovy ny sentiment_nareo sy ilay ol, raha fantatrao oe tsy tia anao izy, sarotra be ny hi_abordér sujet amin'izany alohae, mila mafantatra enao oe tia anah ve le ol, manana sentiment aminah ve le ol, dia miteny izay zvt tsapan-dry koa indry avy e, (c com ca ke ca marche):-D:-D:-D:-D:oops:
15. soanja ( 04/01/2008 01:08)
Raha mbola tsy vita mariazy. Hafatro, na tia tahaka ny inona dia aza manaiky fa manaova kapoty lalandava raha misy ny firaisana.

Ny tsy misy firaisana moa no tsara indrindra saingy....

Tsy resaka fahasalama ihany no ilazako izany fa ny hitsinjovana ny hatsaram-panahin'ny rehetra hilamina sy hisy fitapitaka.

Aza atomboka amin'ny hosoka ny fitiavana fa fenoy fahamarinana hatrany.
16. kiadi ( 04/01/2008 22:57)
ary iza no ba amoreuse(s) anah ? :-D:-D:-D:-D
17. niryna ( 05/01/2008 04:32)
xxx:

(l)(l)(l)(l)(l)(l)otran'io refa amoureuse! tsara izany refa amoureuse ko! aroroty ny fahasambarana dieny mafàna fa rehefa mangatsika tsy dia sambatra firy otran'ny amoureuse izao;-)

inona no araraotina dieny mafana? lasa miredareda toy ny vain'afo eo ilay fitiavana dia maty ho azy raha izany.
Mivavaka fotsiny izay olona miaraka aminao ary eritreretinao fa tinao sy tia anao.Ankinina amin'Atra ny fiarahanao amin'ilay olona raha mahasoa ka mahatsara anay ny miaraka dia enga anie ny sitraponao no ho tanteraka fa tsy ny anay.Dia rehefa mahita fihetsika hitanao fa tsy mety dia ny miala no tsara fa aza asiana fanenenana satria izay ilay mivavaka amin'Atra ny hoavinao sy ny mametraka azy eo Aminy.
Izay ,fomban-javatra ny mientanentana ny fo saingy tsy izao rehetra izao dia atao ampientanentana avokoa :D asa aloha izay angamba ilay atao hoe mand'amour

18. karinah ( 05/01/2008 12:21)
kiadi;tsy zah!!!:-P:-D:-D:-D:-D
19. kiadi ( 05/01/2008 18:09)
karinah> efa fantako! :-D:-D:-D:-D
20. oceanejane ( 05/01/2008 20:03)
XXX: tsara ny amoureuse kanefa mila equilibre na io zvt io.
za kou fotoana vitsi2 lasa zay de niaina otrandry zany. mila ho lasa gaigy mintsy.niaraka mou zahay ary samy tia b mintsy kanefa taty aorina somary niova izy satry nisara toerana matetika zahay. de nolazainy namany fa nampirafy azy aho de nino izy ary nanomboka nanao toetra tsy zaka tamiko, nahavita hatram nandroaka ahy tao an-trano, ny mandany andro any am pub sy bar de manadala vevavy any miaraka am namany. nijaly aho nefa tia de nanaiky. farany anefa hitako kou izy fa mijaly toa ahy kou de nolazaiko azy tsotra fotsiny fa izy no manapakevitra ny hahatoky ahy sa ny namany.
ilaina ny fifampitokisana, fa ny mbola dingana ilaindry alo zao de ny fahalalana hoe izy kou v tena love sa tsia. tsotra no azo atao, asehoy azy hoe love b ndry de nefa avy eo somary ampifilafilao, tsy hoe froide na distante b loatra anefa fa atao le somary misalasala kely. hitandry eo ra tena tia izy am zay.
refa hita hoe tia izy de tsotra ky ny tohiny an, karakarao tsara izy, asehoy azy isan'andro fa sambatra ndry miaraka aminy ary ra toa izy ka manondrana any aorina de ataovy tsapany fa ndry tsy maty antoka fa izy no adala satry tsy ahita toa andry.

de marina ny teny soanja hoe mila mivavaka, fa ao am finoana no fahatanetrahany zvt retra, ary refa anjara aky de mande am foatana efa nandaharan'ilay ao ambony azy avoko ny zvt retra an

de bonne chance ky fa tsara le amoureuse an

zahay zao efa bientot 2 ans no nifamolaka teny foana nefa tsy mifankafohy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.845