Baiboly: tenin'A/tra nefa tadidio fa nosoratan'olombelona!
1. rakapy
(
30/12/2007 03:33)
Ho anareo izay mitompo teny fantratra fa ny baiboly no lalana sy fahamarinana ary fiainana.
Ny baiboly dia voalaza fa tenin'A/tra nefa aoka ho fantatsika mazava fa nosoratan'olombelona izy io.
Koa mametraka fanotaniana ny tenako hoe:
1/ Mino sy mahatoky ve ianao fa tsy nisy latsaka na niova ny teny izay nolazain'A/tra t@ ireo olona izay voalaza fa nanoratra ny baiboly @ maha olombelona azy?
2/ mino sy mahatoky ve ianao fa tonga lafatra ny fandikana ny baiboly t@ teny fototra( original) ho @ teny hafa?
3/Mino sy mahatoky ve ianao fa tonga lafatra ny fandraisana an-tsoratra t@ izany andro izany?
4/Mino ve ianareo fa tsy tokony hisy fanavaozana ny baiboly? satria efa ho 2000 taona mahery no nanoratana azy. Ary ny fiainan'ny zanak'olombelona mantsy dia mihazakazaka be ihany ka ny zavatra niaina t@ izany tsy ianina @ zao intsony.

novalian'i prime ny 14/01/2008 11:31
2. rijadolly
(
30/12/2007 06:46)
Marina ny an'sé tsy lavina mihitsy fa olombelona no nanoratra ny Baiboly.Misy tokoa ny latsaka eny fa na dia samy Baiboly malagasy izao aza fa kosa ny hafatra dia tsy miova velively.Hazavain'Fanahy Masina amin'Mpino tsi 1,1 ny heviny.
4/Mino ve ianareo fa tsy tokony hisy fanavaozana ny baiboly? satria efa ho 2000 taona mahery no nanoratana azy. Ary ny fiainan'ny zanak'olombelona mantsy dia mihazakazaka be ihany ka ny zavatra niaina t@ izany tsy ianina @ zao intsony.Ny zavatra tamin'izany no mbola hiseho amin'izao fotoana izao ka.Indrindra ireo nambaran'Mpaminany rehetra.Vao teraka isé dia tsarovy fa vao manomboka ny ao amin'Baiboly =))=))=))Indrindra raha vao mifoha ianao.Fohy ny fotoana ho an'mino.:-*:-*:-*
3. kiranil
(
30/12/2007 07:11)
Miarahaba,
Somary lavalava ny fandraisako anjara eto fa miala tsiny indrindra.
1-
Mifangaro.
Jesosy Kristy no lalana sy fahamarinana ary fiainana; ary tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalany.
Tsotra ilay izy: Raha tsy te ho any amin'ilay Ray izay voalazan'i Jesosy Kristy eto ianao dia aza mivaky loha amin'ny voalazany na manaova mihintsy aza ny mifanohitra amin'ny lazainy rehetra. Aza mino Azy fotsiny tsotra izao.
Fa raha ny amiko manokana aloha dia izao ny fanantenako rehefa rahatrizay miala eto amin'ity tany fandalovana ity:
Fa izao no sitrapon'ny Raiko, dia ny hahazoan'izay rehetra mijery ny Zanaka [Jesosy Kristy] ka mino Azy fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany. Jaona 6
Ohatra: Nisy jiolahy roa niaraka nombohina t@ Jesosy
2- http://www.atoi2voir.com/atoi/catn2.php?n1=1&n2=8 dia avelako hamaky sy handalina ny voalaza ao momba ny Soratra Masina na Tenin'Andriamanitra ny mpamaky dia aleo izy ireo no hitsara.
3- Ireto misy olona malaza hilaza ny fahitany ny Tenin'Andriamanitra :
Sans la Bible nous ne pourrions savoir ce qui est juste ou ce qui ne l'est pas. Toutes choses les plus désirables pour le bonheur de l'homme, ici-bas et au delà, y sont dépeintes.
Abraham Lincoln (1809-1865) Président des Etats Unis
La Bible nous donne la connaissance ultime de ce que même le savant ne peut connaître. En Jésus est vraiment caché toute la plénitude de la sagesse et de la connaissance.
Professeur Hans Rohrbach, mathématicien
Que les savants continuent à multiplier leurs découvertes! Qu'à force de recherches ils scrutent jusqu'au moindre des détails les récits qui nous ont été conservés de ces âges obscurs!Tout ce qu'ils réussissent à faire, c'est à rendre plus persuasives l'admirable simplicité et l'exactitude fondamentale des vérités enregistrées dans les livres sacrés qui ont éclairé jusqu'à aujourd'hui le pèlerinage de l'homme.
Winston Churchill Ancien premier ministre britannique, 1874-1965
4- Safidy na hankato na hitsipaka ny voalaza sy voasoratra ao. Fa dia tomponandraikitra amin'ny izay safidy izay ny tsirairay.
Omeko ohatra : Milaza ny Tenin'Andriamanitra manao hoe:
Fa ny fijangajangana sy ny fahalotoana rehetra, na ny fieremana, dia aza hotononina eo aminareo akory aza, fa tsy mahamendrika ny olona masina izany,
na fahavetavetana, na resaka fahadalana, na vosodratsy, izay tokony hatao, fa aleo misaotra.
Fa fantatrareo marimarina, fa samy tsy manana lova eo amin'ny fanjakan'i Kristy sy Andriamanitra na ny mpijangajanga rehetra, na ny olom-betaveta, na ny olona mierina (mpanompo sampy izany).
Aza mety hofitahin'olona amin'ny teny foana hianareo;
Dia rehefa voavaky ireo voalaza ireo ka mbola minia mandika ny voalaza ny olona iray, dia safidy ny azy, satria izy angamba mety anisan'ireo tsy miraharaha izany hiditra ny fanjakan'ny lanitra izany? asa?
Fa eto dia mazava be ny voalaza fa tsy manana lova eo amin'ny fanjakan'i Kristy ireo voatanisa ireo dia tsy iza fa ny mpijangajanga rehetra, na ny olom-betaveta, na ny olona mierina (olona tia vola).
Fehiny:
http://www.dailymotion.com/relevance/search/catholique+vs+bible/video/x3buy7_la-religion-catholique-romaine-vs-l
Misaotra.

4. ikaretsaka
(
30/12/2007 18:26)
io anie le fanontaniako hatramin'izay e..
aminareo ve mitobvy ny hoe teny sy ny soratra
sa izay voateny dia voasoratra aby?

5. toovs
(
30/12/2007 19:12)
kiranil
maninona raha ny finoanao no atao tsra fa ny finoan'olona no kianinao. Ny EKAR foana no enjehina satria manko io no miroborobo ndrindra sady bien organisé. (taiza no mbola nisy mpitondra fivavahana katôlika namorona fivavahana hafa satria tsy miankahazo am mpitondra fivavahana namany), (ny mpitondra fivavahana sasany manko dia intérêt personnel no itondrany fivavahana hiran'i samoela).
enjehina foana hoah ny katôlika satria ny katôlika no manao soa ny société (sekoly, fitaizana zaza kamboty, anampiana ny mahantra sy ny sisa..... ). tsy tantin'ny sasany io dia atao zay handotoana tsotra izao.
tsy leo ve ianareo manenjika fa toa tsy mampihontsona akory ny EKAR le izy e.
maninona raha ny finoanareo no ampirooroboina de zay.
io video farany io dia milaza fa tsy mila mankany ampiangonana fa ny tsirairay fotsiny no mila mivavaka amin'andriamanitra. tsy haiko hoe inona no fikambanampinoana misy an'io rangahy io fa izy aloha dia anti conformiste e .tsy hitako izay mahadiso azy am zany anefa fa saingy toetra tsy mendrika ny mandoto finoan'olona tsy mitovy amin'ny anao.

6. ikaretsaka
(
30/12/2007 23:56)
ka milay be le finoana ekar de misy manenjika ato afara ngambany
Fijeriko io an:-D
Fijeriko io an:-D
7. niryna
(
30/12/2007 23:57)
kiranil =D=D
ika :miam::miam:=))=))
toovs Andriamanitra no hinoana ,kristy no famonjena ka aleo izy hilaza ny marina ,izay mino tsara izay tsy mino efa meloka sahady.
Mazava ho azy fa tsy andany andro ho an'izay tsy mino aho fa izay mino sy manaraka ny sitrapon'ny tompo toriko,ary tsy izaho koa no hanova azy hino na hanaraka an'Atra fa ilay Tompo irery ihany.Tsy ho azon'izay manohitra sy mianatra fianarana vilana mihitsy koa ny tenin'Atra satria izay mino Azy ( Kristy ,Zanak'Atra,Atra) ihany no omeny sy hitombo avo heny ny fahalalany an'izany. Mibebaha,mangataha famelan-keloka aminy fa minoino foana ary dia atolory azy ny fonao. :cry::D
kiranil a aleo koa mba asiko teny anglisy kely,izay mino tsara,tsy mino moa dia azy ho azy fa mbola manaraka ny rafitra fahagola izy izay efa notoherin'izao tontolo izao.
http://www.chick.com/default.asp
klikeo eo amin'ilay message from God.
maninona ireo olona ireo? Aiza i kristy?
http://www.chick.com/catalog/books/0187.asp?wpc=0187.asp&wpp=b
Babylon Religion
http://jesus-is-savior.com/False%20Religions/Roman%20Catholicism/satanism_in_the_vatican.htm
oops,jereo fa mivadika ilay la croix :roll:
:cry::cry: "Aiza hianao ry Tompo Malala o, fa maninona no olona tahaka antsika no tompoiny sy hinoany?

Nakaiza Jodasy?
Hoy i rakapy:
Nyrina> Tsy ny fitanisanao izay teny ao anatiny baibolinao no hampiova ny finoako.Fantaro ary tsampako fa metimety kokoa ny fianako nohon'ny hamaky sy hanaraka izay tanisainao. Angamba olon-kafa no mety hanaraka izay voalazanao fa raha ny tenako dia tsy mbola namaky ireo toroteny dradradrainao ireo.Tsy hianatra ny baiboly no nidirako @ forum fa hifanakalo hevitra.
niryna:
ok,safidy io tompoko
Mazava ho azy fa tsy andany andro ho an'izay tsy mino aho fa izay mino sy manaraka ny sitrapon'ny tompo toriko,ary tsy izaho koa no hanova azy hino na hanaraka an'Atra fa ilay Tompo irery ihany.Tsy ho azon'izay manohitra sy mianatra fianarana vilana mihitsy koa ny tenin'Atra satria izay mino Azy ( Kristy ,Zanak'Atra,Atra) ihany no omeny sy hitombo avo heny ny fahalalany an'izany. Mibebaha,mangataha famelan-keloka aminy fa minoino foana ary dia atolory azy ny fonao. :cry::D
kiranil a aleo koa mba asiko teny anglisy kely,izay mino tsara,tsy mino moa dia azy ho azy fa mbola manaraka ny rafitra fahagola izy izay efa notoherin'izao tontolo izao.
http://www.chick.com/default.asp
klikeo eo amin'ilay message from God.
maninona ireo olona ireo? Aiza i kristy?
http://www.chick.com/catalog/books/0187.asp?wpc=0187.asp&wpp=b
Babylon Religion
http://jesus-is-savior.com/False%20Religions/Roman%20Catholicism/satanism_in_the_vatican.htm
oops,jereo fa mivadika ilay la croix :roll:
:cry::cry: "Aiza hianao ry Tompo Malala o, fa maninona no olona tahaka antsika no tompoiny sy hinoany?
8. ikaretsaka
(
31/12/2007 00:05)
diniho sy jereo tsara aloha fa aza faly mitabataba fotsiny.. feon-dakolosy tokana :-P:-D
9. rakapy
(
31/12/2007 01:44)
HORS SUJET be daholo le rasaka! baiboly Kristianina no anotaniako de EKAR sy Jodasy no valiny::-@:-@:-@. Dia eo koa ianareo samy Kriatianina no mifanasa vangy:@:@:@ Milaza ianareo fa ny FM dia ao aminareo(Frequency Modulation)angamba ka tsy lasa lavitra loatra le fisainana.
Ny baiboly dia nosoratan'ireo olombelona araka izay fahazaoany azy. Ary ny ankamaroany dia hevitr'olombelona tsotra be izao.

10. rakapy
(
31/12/2007 01:56)
Tsy midika izany fa ratsy sy tsy misy azo raisina ny ao anaty baiboly fa ny KRISTIANINA no MOMOKA sy BOBOKA
11. prime
(
31/12/2007 09:36)
rakapy:... tsia r'ise a, tsy ny baiboly fa Jesosy Kristy mihitsy no lalana sy fiainana ary fahamarinana araka ny voasoratra hoe amin'ny anaran'i Jesosy : "Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako." Jaona 14:6
Ho anareo izay mitompo teny fantratra fa ny baiboly no lalana sy fahamarinana ary fiainana.
rakapy:... tsia ihany koa r'ise a, ny baiboly dia boky maromaro mirakitra ny soratra masina manambara ny tenin'Andriamanitra fatsy tenin'Andriamanitra velively... misy mahasamihafa azy izany... tsy indray mandeha aho no manambara fa hafa ny baiboly, hafa ny soratra masina, hafa ny tenin'Andriamanitra na dia mifampiankina aza ireo...
Ny baiboly dia voalaza fa tenin'A/tra nefa aoka ho fantatsika mazava fa nosoratan'olombelona izy io.
Ekena tanteraka fa olombelona avokoa no nanoratra ny baiboly ary ireo dia nanao izany teo ambany fiahian'ny fanahy masin'Andriamanitra ary azo tamin'ny fahitàna sy ny tsindrimandry ary ny tantara sy ny zava-nisy niainany...
rakapy:... tena mitombina ny fanamarihana fa tena nety nisy latsaka tokoa... olombelona ireo fa tsy anjely akory ary tsy izany ihany fa maro ny ampahany tamin'ny soratra fototra nandikàna ny baiboly no nisy fahabangàna noho ny tsy fahatanterahana teo amin'ny tahiry nisy azy, fa tsy vokatry ny mahaolombelona ireo nanoratra ihany fotsiny...
1/ Mino sy mahatoky ve ianao fa tsy nisy latsaka na niova ny teny izay nolazain'A/tra t@ ireo olona izay voalaza fa nanoratra ny baiboly @ maha olombelona azy?
rakapy:... tsy tonga lafatra r'ise a, ary amin'ny boky rehetra maneran-tany dia ny baiboly no maro dika indrindra noho ny tsy fahatanterahan'ny zavatra maro, ny teny, ny hevitra tian'ny mpanoratra nambara, ny tontolo sy ny kolo niainan'ireo mpanoratra fototra, ny mpandika ny teny, ny tanjona tiana nahatongavana...
2/ mino sy mahatoky ve ianao fa tonga lafatra ny fandikana ny baiboly t@ teny fototra( original) ho @ teny hafa?
Na samy baiboly malagasy aza, dia samy hafa ny fandikàna araka ny baiboly protestanta, katolika, advantista, pentekotista, jesosy mamonjy... izany indrindra no nahatonga ny fitsanganan'ny komity lehibe ao amin'ny mampiely baiboly ka nahatanteraka ny DIEM eken'ny rehetra aloha na dia tsy tena mahafapo ny tsirairay tanteraka aza...
rakapy:Efa voavaly... raha ny nanoratana ny soratra masina dia Andriamanitra mihitsy no niasa saingy nanaja ny mahaizy azy ilay mpanoratra... ny kolon-tsaina nitaizàna azy, ny fahalalàna sy ny fahaizana noratoviny, ny fomba fijery sy fandinihana zavatra sns... raha mamaky ny taratasy nosoratan'i Paoly Apostoly ho an'ny fiangonana fotsiny ianao dia hahatsikaritra ny mahaizy azy izany mpanompon'Andriamanitra izany raha oharina amin'ireo Apostoly hafa (Jaona na Petera ohatra)... raha tsy hiteny ireo nanoratra ny filazantsara efatra, Apostoly roa sy mpianatra roa samy nanana ny nahaizy azy no nanoratra momba ny olona iray sy ny fiainany (Jesosy Kristy) nefa dia samy hafa ny fomba nanoratany avy izany... izany no maneho ny fahendren'Andriamanitra...
3/Mino sy mahatoky ve ianao fa tonga lafatra ny fandraisana an-tsoratra t@ izany andro izany?
rakapy:Efa voalaza teo fa tsy tanteraka ny fomba nandikàna ny baiboly saingy ny soratra masina sy ny tenin'Andriamanitra fonosiny dia marina sy tanteraka ary feno satria ny fanahy masin'Andriamanitra miasa hatrany...
4/Mino ve ianareo fa tsy tokony hisy fanavaozana ny baiboly? satria efa ho 2000 taona mahery no nanoratana azy. Ary ny fiainan'ny zanak'olombelona mantsy dia mihazakazaka be ihany ka ny zavatra niaina t@ izany tsy ianina @ zao intsony.
Tsy ny baiboly no mila havaozina hanaraka ny toetr'andro satria tsy miova ny fitiavan'Andriamanitra hatramin'izay ka ho mandrakizay, fa ny olombelona be siasia no mila havaozina isaky ny fotoana sy ny toerana rehetra satria novidian'i Kristy tamin'ny ràny avokoa... ka izay mino izany famonjena lehibe izany no higoka ilay fiadanana avy amin'Andriamanitra ary manana fahatokiana feno ny amin'ny fiainana ho avy...
Mitovy hevitra amin'ny voambaran'i kiranil ny tenako... ilay finoana no tena fototra fa na ovaina im-piry sy adika im-piry aza ny baiboly dia iray ihany no fototra sy antony, dia Jesosy Kristy...
12. Ylly
(
31/12/2007 09:49)
"prime":ekena Prime a.
ilay finoana no tena fototra fa na ovaina im-piry sy adika im-piry aza ny baiboly dia iray ihany no fototra sy antony, dia Jesosy Kristy...
Misaotra anao tanteraka sy mankasitraka e!
13. niryna
(
31/12/2007 12:15)
prime:
Tsy ny baiboly no mila havaozina hanaraka ny toetr'andro satria tsy miova ny fitiavan'Andriamanitra hatramin'izay ka ho mandrakizay, fa ny olombelona be siasia no mila havaozina isaky ny fotoana sy ny toerana rehetra satria novidian'i Kristy tamin'ny ràny avokoa... ka izay mino izany famonjena lehibe izany no higoka ilay fiadanana avy amin'Andriamanitra ary manana fahatokiana feno ny amin'ny fiainana ho avy...
=D=D^:^
misaotra fa tsara fipetraka ilay valin-teny.:D
Ho Azy irery ihany anie ny voninahitra.
Ny olombelona tokoa no be siasia sy mitady izay tandrifin'ny sainy sy mampietiety izay mifanaraka ny toetr'androny kanefa Atra dia tsy miova ny fitiavany ,anio,rahampitso ary mandrakizay. Izy no Alfa sy Omega,ny voalohany sy ny farany
Ny tenin'Atra na dorana aza dia tsy ho levona fa efa ao am-pon'izay mino Azy.
rakapy
Jaona 10
25 Jesosy namaly azy hoe: Efa nilaza taminareo ihany Aho, nefa tsy nino hianareo; ny asa izay ataoko amin'ny anaran'ny Raiko no manambara Ahy.
26 Kanefa hianareo tsy mino, satria tsy mba isan'ny ondriko.
27 Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,
35 Raha ireny izay nanaovana izany tenin'Andriamanitra izany no natao hoe 'andriamanitra' (ary ny Soratra Masina tsy azo foanana),
36 moa Izay nohasinin'ny Ray ka nirahiny ho amin'izao tontolo izao va no ataonareo hoe: Miteny Ratsy Hianao satria hoy Izaho: Zanak'Andriamanitra Aho?
37 Raha tsy manao ny asan'ny Raiko Aho, dia aza mino Ahy.
14. ikaretsaka
(
31/12/2007 21:33)
y olombelona tokoa no be siasia sy mitady izay tandrifin'ny sainy sy mampietiety izay
dia eo no ampiasaina ilay tsimpona itadiavana ilay tandrifin'ny sainysy ny mampietiety azy
15. rijadolly
(
01/01/2008 06:38)
Ny tokony atao hoe kitsipona(mampetipety) zao raha izay ny olana amin'ika dia tenin'Andriamanitra no aolana hifanaraka ny ataon'tena.OH te anambady maro aho dia tamin'andron'Mosesy sy ry Davida any,na ireo olona ireo no toriko fa modidiko fanina ny aty amin'Testameta V,mety haratsiko mihitsy aza.
16. fijo
(
01/01/2008 22:09)
ianareo rehetra dia samy milaza fa masina sy tenin'andriamanitra io boky io,nefa eto ihany dia efa mifanenjika sy mifanditra ianareo,ka izay ve le masina ?????
17. rakapy
(
02/01/2008 00:20)
Ka io ilay tonga @ ilay fiteny hoe:
"Mora lavitra ho an'ny mpamaky sy mpandalina boky porno ny hahazo ny fanjakan'ny lanitra nohon'ny hahazaohan'ny Kristianina mpamaky baiboly ny fanjakan'ny lanitra" satria ireo Kristianina dia mbola mifanenjika nohon'ny anarako.:-D:-D:-D

18. dailynews
(
02/01/2008 16:17)
Olombelona tokoa no nanoratra azy saingy avy amin ny tsindrimandrin Atra.
II Timoty3:16=> izay soratra rehetra nomen ny tsindrimandrin Atra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresendahatra, ho fanintsiana izay diso, ho fitaizana amin ny fahamarinana.
jereo ihany koa ireto I tesa 2:13, I kor 11: 23, Rom 16: 26, II Pet 1:20
Tahaka ny direktera mampanoratra tts ny sekretera-ny. Rehefa vita ny tts, tsy ny sekretera no manao sonia fa ny direktera izay nampanoratra.

19. xxx
(
02/01/2008 16:48)
rakapy:
Ho anareo izay mitompo teny fantratra fa ny baiboly no lalana sy fahamarinana ary fiainana.
Ny baiboly dia voalaza fa tenin'A/tra nefa aoka ho fantatsika mazava fa nosoratan'olombelona izy io.
Koa mametraka fanotaniana ny tenako hoe:
1/ Mino sy mahatoky ve ianao fa tsy nisy latsaka na niova ny teny izay nolazain'A/tra t@ ireo olona izay voalaza fa nanoratra ny baiboly @ maha olombelona azy?
2/ mino sy mahatoky ve ianao fa tonga lafatra ny fandikana ny baiboly t@ teny fototra( original) ho @ teny hafa?
3/Mino sy mahatoky ve ianao fa tonga lafatra ny fandraisana an-tsoratra t@ izany andro izany?
4/Mino ve ianareo fa tsy tokony hisy fanavaozana ny baiboly? satria efa ho 2000 taona mahery no nanoratana azy. Ary ny fiainan'ny zanak'olombelona mantsy dia mihazakazaka be ihany ka ny zavatra niaina t@ izany tsy ianina @ zao intsony.
Aza mandany andro hamaly ny olona toy azy,ny antony tsy mitady famonjena izy fa mitady ny porofo araka siantista sy finoana.
Toy ny olona miteny hoe efa nivavaka aho,efa nataoko daholo izao rehetra izao,kanefa rehefa nangataka aho mba tazomy ny ain'ny reniko,tsy notazominao izy fa nalainao ihany.
Aleo izy anao recherche any fa mampitsingevaeva ny finoanao fotsiny
20. ikaretsaka
(
02/01/2008 19:55)
ny famonjena ange ry xxx raha ny fahazoako azy tsy heo ze zavatra atsipy ilay olona ao anaty onja be ao akory ka hitany dia hahavonjy azy e
mba jerena ihany heo iny bouee sy tady sy vatankazo iny ve hamonjy tokoa na vao mainka handratra!
izay ilay ilaina ilay famakafakana akory fa tsy ze atsipy sy nafahana dia manger manger aby!
rakapy> ny ahy ny inoako dia izao: tsy izay voateny akory dia voasoratra daholo! (ko raha ts'inona ko)
ary i jesoa Nge tsy nanoratra testamenta no ataony taty fa ny hanazava sy hanorina fiangonana e..
35-60 taona taty afara vao nisy ireo nanoratra ny momba Azy !
"Ny Teny tonga Nofo" (Joany toko 1) koa no voalaza fa tsy hoe "ny teny tonga boky" na, ny teny lasa soratra!