Baiboly: tenin'A/tra nefa tadidio fa nosoratan'olombelona!
21. fijo
(
02/01/2008 21:36)
ny baiboly anie rah any fahalalako azy dia nalaina tamin'ny tantara nataon'ireo mpianatr'i lery e.izany hoe tsy tenin'andriamanitra io,fa ohatra hoe maty aho,dia mba manoratara boky hianareo izay nahalala ahy hoe "lery iny anie ka virja,sns"dia iny no narakitra ka lasa boky ary dia nitombo ny finoana ilay boky di anolazaina fa lasa masina indray.
ary 30 mahery teo ny evanjily fa i "Iréné"eveka tao lyon no nisafidy hoe 4 ihany no hotanana.tsy midika izany fa matio sy marka lioka ary i jaon aihany no mahalala,fa ireo ihany no noraisina.ka masina ahoana ary??

22. ikaretsaka
(
02/01/2008 23:53)
ary 30 mahery teo ny evanjily fa i "Iréné"eveka tao lyon no nisafidy hoe 4 ihany no hotanana.tsy midika izany fa matio sy marka lioka ary i jaon aihany no mahalala,fa ireo ihany no noraisina.ka masina ahoana ary??
ary ialahy ity mahay..marina izany
ho an'ixzay akaiky bibliotheque : jereo ny Adversus Haereses
23. rakapy
(
03/01/2008 02:04)
xxx> raha mampitsingevaeva ny finoanao ilay fanadiadina dia aza miditra anjara. Fa raha finoana mitsingevaveva @'izany dia fantaro fa tsy marin-pototra.
Fijo> io voalazan'ingahy io mihintsy no tiako hanotaniana sy ho fantatra nefa moa ireto miseho Kristianina dia ny hoe minoa ny baiboly ihany no mba fantany.:-D:-D:-D
Fijo> io voalazan'ingahy io mihintsy no tiako hanotaniana sy ho fantatra nefa moa ireto miseho Kristianina dia ny hoe minoa ny baiboly ihany no mba fantany.:-D:-D:-D
24. ikaretsaka
(
03/01/2008 02:48)
na ny inoany aza tsy fantany.. mahonena..:roll:
ry Kristianina toa ahy o! efa heo fantaro aby ho aho... Tsy misy mahadiso ny liana de handalina.. raha te hampiorim-paka ny finoana!
Jereo fa ireny saints sns ireny fa nyankamaroany dia nisy fotoana dia ny finoany mihitsy no nataony remise en question, nianarany , nojereny akaiky
tsy maninona mihitsy ho'a no mametraka sy manindin-tena hoe "fa maninona aho no mino"
manao mihitsy recollection sy la retraite @ izany toy izay minomino foana

25. fijo
(
03/01/2008 22:40)
izao koa no aza hadino.ny evanjily nosoratan'i matio ,marika lioka ary jaona,dia efa taty aorian'ny nahafatesany vao nisy nanoratra.izany hoe tsy tena ry zalahy no nanoratra,fa mety hoe ny olona nitantarany ny momba an'i lery.midika io fa efa nisy fiovana teny an dalana teny koa ilay tantara.
26. ikaretsaka
(
03/01/2008 23:04)
izay koa antony iray tsy hitsimponana fa ny votoantin-dresaka no tonga de lazaina fa tsy ny sasiny sy ny pitsopitsony
27. fijo
(
03/01/2008 23:09)
miverina amin'ilay fanazavan'ialahy momba ny parabol sy ny hyper io.ka misy tsy mahay manavaka ireny fa avy dia hoe nisokatra ny ranomasina dia ekena.
28. prime
(
04/01/2008 11:29)
rakapy,fijo> inona no tianareo ahatongavana raha tsy tonga lafatra ny baiboly araka ny fiheveranareo azy?
29. ikaretsaka
(
04/01/2008 15:55)
mazava be iznay prime an.. aminy dia tsy fiable izany io..
amiko dia incomplete io
amiko dia incomplete io
30. fijo
(
04/01/2008 23:42)
izany hoe samy mihaiky isika fa tsy tonga lafatra io.
prime an tsy tongalafatra io satria tsy mahafehy ny zavatra tena nisy tamin'izany fotoana izany.ary tsy mifanaraka intsony koa amin'ny vaninandro misy ankehitriny
prime an tsy tongalafatra io satria tsy mahafehy ny zavatra tena nisy tamin'izany fotoana izany.ary tsy mifanaraka intsony koa amin'ny vaninandro misy ankehitriny
33. fijo
(
05/01/2008 00:14)
sady aza ferana izany hoe i jesoa irery e,ny silamo izany ahoana???ny bodista ahoana???ny indo ahoana?????
35. fijo
(
05/01/2008 00:30)
samy tsy mbola nisy nahit aizay tany isika,ka avelao ny olona samy hino izay heveriny fa mety
36. prime
(
08/01/2008 10:52)
ikaretsaka:... fomba fijery izany dia azony hazonina ho azy samirery raha maharesy lahatra azy... fa tsy midika mihitsy ho tsy mahafeno na tsy mahalavorary na tsy mahalafatra ny baiboly...
mazava be iznay prime an.. aminy dia tsy fiable izany io..
amiko dia incomplete io
fijo:... fanamarihana manokana, tsy ny baiboly no tsy tonga lafatra fa ny olona...
izany hoe samy mihaiky isika fa tsy tonga lafatra io.prime an tsy tongalafatra io satria tsy mahafehy ny zavatra tena nisy tamin\'izany fotoana izany.ary tsy mifanaraka intsony koa amin\'ny vaninandro misy ankehitriny
Tsy mahafehy ny zavatra tena nisy tamin\'ny lafiny inona ry fijo? ary tsy mifanaraka amin\'ny vaninandro ankehitriny ahoana?
Sao ny olona no tsy nihaino ary tsy nankato ny sitrapon\'Andriamanitra ka miharatsy dia ilay soratra masina no lazaina ho tsy maharaka na lany andro?
rakapy:... Andriamanitra efa niteny fa tokana ny lalana mankany Aminy dia Jesosy Kristy araka ny voasoratra hoe amin\'ny anaran\'i Kristy :
Prime> ny ahatongavana any ry akama dia maro be fa sokafy ny sainao.
\"Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin\'ny Ray, afa-tsy amin\'ny alalako.\" Jaona 14:6
Ka tsy resaka izay fahazoako azy io na fahazoan\'ny mpino vitsivitsy fa teniny Izy Tompo mihitsy tsy anampiana tsy analàna fa tokana ny lalana...
Ka angamba tsy ilay saina loatra no tsara sokafana fa ilay fo sy fanahy mba ihainoana ilay feon\'ny fanahy masina tsy mitsahatra mibitsika hoe minoa an\'i Jesosy...
fijo:... Vao tsy ela aho no nahita \"documentaire\" iray fa mino an\'i Jesosy ny silamo na dia amin\'ny mahaMpaminany lehibe Azy fotsiny aza, mino an\'i Jesosy ny Hindou amin\'ny maha-olon-kendry lehibe tsy nisy toa Azy Azy teto ambonin\'ny tany, mino an\'i Jesosy ny Bodista amin\'ny maha-Mpampianatra lehibe tsy nisy toa Azy teto an-tany...
sady aza ferana izany hoe i jesoa irery e,ny silamo izany ahoana???ny bodista ahoana???ny indo ahoana?????
Misy mpino amin\'ireny fivavahana sy fikambanana maro ireny mino an\'i Jesosy na dia tsy manaiky Azy feno ho zanak\'Andriamanitra sy ho Mesia aza...
Kristy no efa niteny toy izao : \"Fa raha manao ihany kosa Aho, na dia tsy mino Ahy aza ianareo, dia minoa ny asa, mba ho fantatrareo sy hekenareo fa ny Ray no ato amiko, ary Izaho ao amin\'ny Ray.\" Jaona 10:38 sy ny hoe : \"Minoa Ahy fa Izaho ao amin\'ny Ray, ary ny Ray ato amiko; fa raha tsy izany, dia minoa Ahy noho ny asa ihany aza.\" Jaona 14:11...
Ny finoana ilain\'i Kristy dia tsy ny habeny sy ny fahafenoana araka ny iheveran\'ny olombelona azy tsy akory fa izay fanekena sy fihainoana ary fankatoavana Azy na dia ny amin\'ny kely indrindra aza... ka fahadisoan-kevitra lehibe ny filazàna fa tsy mino an\'i Jesosy ireny, fa raha miahanahana ny mpino kristiana dia ireny aza no hiditra mialoha any an-danitra satria manaiky an\'i Jesosy ihany koa ny sasany amin\'ireny na dia kely ihany aza...
Fa isika milaza etoana ho Jesosy tsy ilaina dia zavatra hafa mihitsy satria tena \"confession de reniement de foi en Jésus Christ\" mihitsy... ka mba miverena ihany fa mbola misy ny andro...
fijo:... Ny olona tsy misy ferana na dia iray aza amin\'izay tiany inoana fa afaka mino sy mivavaka amin\'izay tiany sy heveriny fa mety...
samy tsy mbola nisy nahit aizay tany isika,ka avelao ny olona samy hino izay heveriny fa mety
Fa Jesosy no tsy mitsahatra miantso fa raha samy hino ihany dia aleo ilay tena Andriamanitra fitiavana sy fiainana no ekena... fa hoy indrindra ny voasoratra amin\'ny anaran\'i Jesosy :
\"...Mihainoa ahy, ry Joda, sy ianareo, ry mponina eto Jerosalema: Minoa an\'i Jehovah Andriamanitrareo, dia ho tafatoetra ianareo; minoa ny mpaminaniny, dia hambinina ianareo.\" II Tantara 20:20b
37. rakapy
(
08/01/2008 20:18)
Prime> volazanao tetsy ambony araka ny documantaire nojerevanaotfa ny Silamo, ny Boudiht ary ataoko fa ny ankamaroan'ny finoana hafa akoatrany krisyianina dia manaja an'i Jesosy fa KOSA ny Kristianina no tsy afaka ny hanaja ny finoan'hafa!
ka eo no mahatonga ilay ady eto an-tany.Leo ny olona ka dia maro ireo kristianina no miova lasy.
ka eo no mahatonga ilay ady eto an-tany.Leo ny olona ka dia maro ireo kristianina no miova lasy.
38. prime
(
09/01/2008 06:39)
Rakapy> Ny kristiana resahinao dia manaja ny hafa ary nampianarin\'i Kristy ho amin\'izany no nomeny didy rahateo ho amin\'izany dia ny itiavana ny fahavalo aza raha azo atao... saingy ekena ihany koa fa misy ny tsy mandefitra mihitsy satria matetika dia manenjika ny finoany ireo \"hafa\" resahina ireo... nefa na izany aza dia mbola amin\'ny fitiavana hatrany no hifanajàna satria samy novidian\'i Kristy tamin\'ny ràny avokoa fa tsy misy tombo sy ala manoloana ny famonjena vitan\'i Jesosy teo amin\'ny hazofijaliana...
Raha kristiana no manenjika kosa ny hafa dia tena tsy sitrak\'Andriamanitra izany satria tsy natao hitsara sy hanavaka sy hanenjika ny hafa no niantsoan\'Andriamanitra ny mpino fa ny hanao ny sitrapony dia ny hanambara ny vaovao mahafaly ho an\'ny olona sy ny hamonjy ny olona amin\'ny lafiny rehetra araka ny didim-pitiavana nohafaran\'i Kristy mba handray sy hiditra ao amin\'ny fanjakàn\'Andriamanitra ny olona...

39. rakapy
(
09/01/2008 18:55)
Prime> ka na eto @ furom fotsiny aza dia efa hita taratra ilay tsy fanajana sy fankatoavana ataon'ny mpino kristianina. Raha mba liana te handalina be be kokoa ny olona iray ka somary mifandipatra @ baiboly kristianina ny heviny dia votsara sy voalaza fa diso.