firariantsoa

1. fanno ( 23/12/2007 15:45)
...,namana vaovao tonga;mba hiserasera sy hitafataf amn rehetra izay afaka mandray ahy tsy ankanavaka,ary dia MANAHOANA DAHOLO KALONGANY
-Zay ny ela fa dia mirary soa ho any rehetra amnzao ankatoky ny fety zao,demanaova fety sambatra dholy
-ataov tsara ny fety,kanefa ....,aza hadino fa ny fety mandalo ihany-MAHAIZA MIFETY ARY O!
,de tandremo sao ny anio no hitrosana ny ampitso-vita


Kay mbola misy hadino:misaotra betsaka an'ireo namana maromaro zay nitarika sy nampandroso teto amn sersasera,indrindra i tendry77,ary dia mirary soa ny diany ,mba ho tsara mandroso ho tsara miverina eto DAGO afaka andro maromaro,sur!
2. tendry77 ( 23/12/2007 19:01)
Fah ngah ??!!!:):)
3. Vitsikakely ( 13/01/2008 10:33)
fanno:

...,namana vaovao tonga;mba hiserasera sy hitafataf amn rehetra izay afaka mandray ahy tsy ankanavaka,ary dia MANAHOANA DAHOLO KALONGANY
-Zay ny ela fa dia mirary soa ho any rehetra amnzao ankatoky ny fety zao,demanaova fety sambatra dholy
-ataov tsara ny fety,kanefa ....,aza hadino fa ny fety mandalo ihany-MAHAIZA MIFETY ARY O!
,de tandremo sao ny anio no hitrosana ny ampitso-vita


Kay mbola misy hadino:misaotra betsaka an'ireo namana maromaro zay nitarika sy nampandroso teto amn sersasera,indrindra i tendry77,ary dia mirary soa ny diany ,mba ho tsara mandroso ho tsara miverina eto DAGO afaka andro maromaro,sur!



=))=))=))


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2127