fity

1. Antsatnk ( 24/12/2007 07:41)
Ratsy v kay sa tsara le mampirafy?
novalian'i sitlo ny 29/12/2007 17:42
2. jaah ( 24/12/2007 10:45)
zany we mampirafy zany ve dia tsara e! ataovy eo @nao fotsiny ny toerana, raha ampirafesin'ilay olotianao enao zakanao ve ?
3. yuka ( 24/12/2007 11:15)
:roll::^)nga enao mampirafy:?::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
4. xxx ( 24/12/2007 11:59)
b ny ol mampirafy fa ba 1 ao anatin'ny 100 ny tokatrano tsy misy anizany ,tsy fatatrao ze ataon'ny vadinao ao ambadikanao ao ,eny na ny ataonao aza
5. kelly13 ( 24/12/2007 12:49)
ataovy d lazao anay aveo :roll:
6. xxx ( 24/12/2007 13:29)
andramo marina dia lazao na ratsy na tsara
7. yuka ( 24/12/2007 13:58)
aza manao an'izany fa bedy eo nareo an!:twisted::twisted:
tsy misy bedy kah!:{:{:{
8. kiadi ( 24/12/2007 15:53)
zarazarao lay fitiavana fa aza tia tena !!
ze tia de tiavo! :-D:-D:-D
9. Celest1 ( 24/12/2007 16:43)
tsy misy mahatsara azy mihitsy ny mampirafy::evil::evil::evil::evil::evil:
10. tendry77 ( 24/12/2007 20:34)
Kanefa rah tsy angalarina tsy matsiro le ftiazvana:wink::-D
11. pissoa ( 24/12/2007 21:15)
tsisy an'zany e :-D:-D:-D
12. Stretch ( 25/12/2007 13:35)
ze mahadiavolana ny sainao no ataovy, de vita,:{
13. kelly13 ( 25/12/2007 15:40)
kiadi:

zarazarao lay fitiavana fa aza tia tena !!
ze tia de tiavo! :-D:-D:-D



:°) enao zao tia ahy nefa za tsy tia anao d aôna? :°)
14. sitlo ( 26/12/2007 06:37)
Dia ianao koa izao tia ahy nefa tiany dia ahoana? :°)
15. ratonga ( 26/12/2007 08:22)
:-Dkelly13 ngé zany eo ampovôny dé minkaty ouazy i kiadi sy i sitlo é=))
16. kelly13 ( 26/12/2007 08:29)
ratonga> ka samy tsisy tiko izy 2 lahy fa mbola rabesisika iany :°)
17. Mannou ( 26/12/2007 09:18)
Antsatnk:

Ratsy v kay sa tsara le mampirafy?


Tianao ve ra ampirafesina ianao ?
18. ratonga ( 26/12/2007 09:34)
kelly: ka mety mlay kosa ngé lé akisisika é:-D:-D
19. kelly13 ( 26/12/2007 09:35)
ratonga> :-D:-D ngamba fa za tsy mahay misisika mantsy :°)
20. ratonga ( 26/12/2007 09:38)
kelly miandry fotsiny fa tsy misisika ka!:-D manjary misavoritaka ny farany:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1454