fity

21. kelly13 ( 26/12/2007 10:22)
:-D:-D sao d miandry vasoka eo ndray nge no loza e
22. ratonga ( 26/12/2007 10:26)
=))zé maharitra .....
23. kelly13 ( 26/12/2007 10:28)
vadin'i kotokely :°)
24. ratonga ( 26/12/2007 10:31)
:-D:-D:-D tsy kotokely fa kalakelly ka
25. kelly13 ( 26/12/2007 10:36)
za aza saika mbola hilaza oe zôzefa ko
26. ratonga ( 26/12/2007 10:56)
:-D:-D efa lasan'i kalamary iy ko
27. ari.malala ( 26/12/2007 13:04)
hafahafa koa izany fanontaniana izany! mampirafy marina ve ho tsara! mahazaka marina ngamba matoa manao...
28. kelly13 ( 27/12/2007 08:29)
ary i zanpôl?
29. ratonga ( 27/12/2007 11:16)
i zanpôl hono zany ry ari-malala maivamaivana ngamba azo bataina ouzizy kelly ra ouatra ka!!!:lol:
30. ari.malala ( 27/12/2007 11:20)
:-D:-D:-Dkoné pa zanpôl:-D:-D:-D:-D:-D
31. kelly13 ( 27/12/2007 17:42)
ndraso fa ataoko ny prezantatiô: alorrrssss (rouler-na ny "r" azafady"
izy no ari.malala zany an

d izy ry ari.malala no zanpôl a

d ataovy zany ze mety fa tonga ny fety e

:-D:-D
32. sitlo ( 28/12/2007 02:56)
oay oay oay masssssss be
33. ari.malala ( 28/12/2007 06:29)
=))=))=))=))=))=))=))
34. kelly13 ( 28/12/2007 10:14)
inn zany massssss b ry penina kely? :°)
35. sitlo ( 29/12/2007 17:42)
euh narreux kou! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1547