Fanampin'anarana

1. tsoupou ( 19/12/2007 17:07)
Ialàna tsiny ho an'ny mora tohina rehetra aloha fa tsy faniratsirana ity fa hatsikana

Iza ary no prénom an'Andriamanitra ???
2. sitlo ( 19/12/2007 17:13)
Maurice
3. tsoupou ( 19/12/2007 17:32)
Diso aloha ny an'i sitlo e :-D

Manaraka indray
4. Bafota ( 19/12/2007 18:58)
Jehovah
5. bonbongasy ( 19/12/2007 20:08)
tsy misy
6. DotMG ( 20/12/2007 05:06)
Zah mahita:

Sitraka,

ha koa hoe

Tsitoha.
7. rakapy ( 20/12/2007 05:47)
ka tsy efa mazava ve hoe Andry (prenom) de i Manitra no( Nom de famille) sa ve diso ny tenako?
8. tsoupou ( 20/12/2007 06:10)
Diso daoly nareo

Réné no prénom any

Satria hoe Réné zay any an-danitra :^) :D
9. ari.malala ( 20/12/2007 07:03)
tonga v ranga d novalian'i tsoupou nefa za naika hamaly tssss enoa koa an!

zao ndray aza, nisy requin nilomano d nidona t@ vatofantsika ny masony an'ila, de poaka, de mbola nilomano iany izy, de nidona tam vato ndray le maso ilany sisa, de mbola lasa iany izy nilomano farany tonga teny amoron-drano izy de in ny hira nataony?
10. tsoupou ( 27/12/2007 14:59)
Seul sur le sable les yaeux dans l'eau, hiran'i ROCH VOISINE.

:-D :-D :-D
11. pissoa ( 28/12/2007 14:04)
Rene :-D:-D:-D:-D:-D
12. tsoupou ( 02/01/2008 08:39)
pissoa:

Rene :-D:-D:-D:-D:-D

:D Tratry ny taona daoly alo e.
Dé ho taona feno fahasalamana, fitiavana, fahasambarana, fandrosoana, ... sy zay mety azo irian'olombelona rehetra ry reto a. Saingy faniriana daoly ny antsika fa Ilay ao ambony no mandidy e.


13. ari.malala ( 02/01/2008 12:12)
in aza izany, raha tsodrafitra izy d kika fa ra mivadidrafitra d thierra bruno
14. tsoupou ( 02/01/2008 12:45)
ARi.malala kosa e artiste :^)
15. ari.malala ( 02/01/2008 13:31)
tsoupou, diso izany
16. tsoupou ( 02/01/2008 14:05)
:-w fitiavana ndray ary e :-w
17. pissoa ( 02/01/2008 14:29)
inona ny valiny ry ari.malala ? efa te hime be sahady aho mahita an'le fanontaniana :-D:-D:-D:-D:-D
18. tsoupou ( 02/01/2008 14:34)
pissoa:

inona ny valiny ry ari.malala ? efa te hime be sahady aho mahita an'le fanontaniana :-D:-D:-D:-D:-D
Hita oa ry Pissoa, tsy azoko mitsy lé oe inona no mitsotra any am Kiaka nefa mivadika any am Thiera Bruno e

19. shyan1 ( 02/01/2008 16:29)
:-D:-D:-D:-D:-D
20. tsoupou ( 03/01/2008 05:27)
Mbola tsy mamaly foana i Ari.malala an :-w :-w :-w

Mety ho fantatro lé izy, Kiaka mbola tanora be dé misy zavatra mety mitsotra any fa i Thiera Bruno efa mba nahazohazo taona dé efa mivadika lery =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4042