Fanampin'anarana

21. ari.malala ( 03/01/2008 07:30)
=))=)=))aza alefa lavitra ny saina e!

refa kiaka no mihira de "atolotro anao ity hirako ity"

de refa thierra bruno de "ity hirako ity dia atolotro anao"
22. pissoa ( 04/01/2008 16:58)
:-D:-D:-D:-D:-D
23. tsoupou ( 07/01/2008 14:29)
^:^ ^:^ ^:^ =D =D =D
24. fahamarinana ( 07/01/2008 14:36)
:arrow::-D:-D ndry ty mahita raha ry ari. an(l)
25. ari.malala ( 07/01/2008 14:47)
fahamarinana, :-D:-D:-Dka ts marina kosa aza v le valiny e!:-D:-D:-D:-D:-D
26. fahamarinana ( 07/01/2008 15:06)
:arrow:ari mampihomehy be fa rehefa eo amin'ilay takelaka fandraisana aho no tonga dia mi-cliquer ny valintenindry dia direct ao amin'ilay resak'olon-dehibe fa tsy ampidiriny ato amin'ny fanampin'anarana.
Ka gaga be za hoe mila misoratra anarana hono dia nisoratra koa ny anao vavy dia lasa ary amin'ny resaka hafa ndray:-D:-D(l)
27. fahamarinana ( 07/01/2008 15:12)
:arrow:ari. tapatsinay be aho fa kay ndry tratra koa ve fa nojereko ilay valitenindry ary hoe sao dia tokony ao amin'ny dinika manokana.Tena dinika manokana mihintsy no nametrahan'ny tsoupou azy fa tsika roa angamba tafiditra tsinahy tao (misy olana teknika ve :?::?:).Nandramako fanindroany manko dia tafiditra ary amin'ny dinika manokana resa-dehibe foana za.Lasa be koa ny saiko hoe inona no ataoko aty kounkou ary?=))=))(l)
28. tsoupou ( 08/01/2008 15:28)
Tena dinika manokana mihintsy no nametrahan'ny tsoupou azy fa tsika roa angamba tafiditra tsinahy tao
Tsy azoko io ry Fahamarinana an
29. fahamarinana ( 08/01/2008 18:23)
:arrow:avereno vakiana ary ambony ary aloha e dia ho azonao e!Manao reference amin'ilay valitenin'ny ari. ao am dinika resak'olon--dehibe ao ambadika ao za eto, satria a chaque fois teo vao manokatra dia voa-diriger any dia gaga be.Hay zany efa nafindran'ny admin any am dinika manokana ilay sujet .Mazava ve?(l)
30. fahamarinana ( 08/01/2008 20:05)
:arrow:tezitra angaha tsoupou ? Miala tsiny an fa manazava any ari. za fa tsy hoe ianao no resahako akory an,sorry!!!:((l)
31. tsoupou ( 12/01/2008 05:44)
Tsy tezitra a fa tsy kôpy tam lé resaka za teo ka :D
32. fahamarinana ( 14/01/2008 08:58)
:arrow:ok ary ,rassurée aho zany fa mba miezaka tsy hanafitohina olona na 1 aza e(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1863