Bonnanif Voromailala !

1. ikalamako ( 22/12/2007 21:28)
Faly miarahaba anao tratry ny fitsingerenan'ny andro nahaterahanao e !
Hitondra soa :D hampitombo fahendrena :-D ny lohataona vaovao :-*:-*:-*
novalian'i Papoose ny 23/12/2007 01:16
2. Papoose ( 23/12/2007 01:16)
za ko eee!! miteraha maro de maro!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1305