Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Firy?
2. cutie
(
20/12/2007 23:22)
mampime koa le fanontaniana:-D
jereo le film the last temptation of Christ:-D
jereo le film the last temptation of Christ:-D
5. fijo
(
20/12/2007 23:25)
ary tsy alefako lavitra sao hampisy fahavalo ahy eto,fa alefaso ny sain'ialahy fa firy volana lery any anefitra any de izy 12 lahy no miaraka aminy any.akipio ny saina de milamina izay
12. rakapy
(
20/12/2007 23:34)
Raha ny fandinihiko azy alou de ckoxx no tena reviny surtout rehefa avy mirevy divaka iny izy
17. rakapy
(
20/12/2007 23:58)
Tsy hoe za no mamorona fa tao anaty baiboly io resaka io. I Jesosy sy ny vehivavy janga. Ka tsy misy izay maha ratsy an'izany akory satria raha tsy nampiasa ilay fitaovana sarobidy nomen'A/tra azy izy dia very maina i A/tra nanamboatra azy:*:*:*
19. rakapy
(
21/12/2007 00:26)
Ary nisy inona teo ry cutie sy fijo? za rangahy mbo lasa nandeha nividy saribao vetivety teo iny dia lasa feno be le forum? nareo kosa rangah manao rallye be kosa e!!! tsy mba miandry namana.:-P:-P:-P
