Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Firy?

21. rakapy ( 21/12/2007 00:32)
fa nisy inona wa e?
22. cutie ( 21/12/2007 00:39)
mamaly dinika koa
23. rakapy ( 21/12/2007 01:31)
Fa i Magdaleinga kay inona an'i Jesosy? Ilay "last temptation of the Christ" toa namboarina be le tantara. fa mety misy fahamariny ihany anefa. Ny tantara anie ka miova araky ny taona.
24. kiranil ( 21/12/2007 01:39)
1- Saika tsy hanoratra mihintsy aho saingy ilaina ihany ny milaza hoe fahendrena kokoa ny tsy mamaly ny dinika toy izao; satria dia rehefa dinihina dia fankahalana sy fanaratsiana fotsiny no tena tanjonn\'ny fanontaniana, ka mety ahatonga ady izany raha tsy mitandrina.

2- Mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony, satria fantatrao fa mahatonga ady izany.

Ary tsy mety raha miady ny mpanompon\'ny Tompo, fa ho malemy fanahy amin\'ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra,

mananatra ny mpanohitra amin\'ny fahamoram-panahy; fa angamba Andriamanitra hanome azy fibebahana hahalalany tsara ny marina,

ka hody ny sainy ho afaka amin\'ny fandriky ny devoly, izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony. II tim 2


Fehiny:

Si Jésus avait dressé la violence contre la violence, cela n\'aurait fait qu\'un conflit de plus sur cette terre qui n\'en manque pas. Et qu\'en serait-il resté ?

A la violence, Jésus a opposé la force de la douceur.
Il a répondu au mensonge par la force de la vérité.
Il a répondu à l\'insulte par la force du silence.
Il a répondu au crime par la force du pardon.
Il a répondu à la haine par la force de l\'amour.


Misaotra.
25. rakapy ( 21/12/2007 02:56)
Et qu'est ce qu'il a repondu pour ceux qui veulent savoir son vrais histoire?
Raha resaka fampiadina no handraisanao ity fanotaniako ity dia problemanao izany. Ka moa ve tsy lojika ity fanotaniana ity na dia somary hafa kely nohon'ny fanotaniana nandrasanao aza? Olombelona niaina teo an-tany i Ra jesosy ka inona no tsy tokony hametrahana io fanotaniana io? sa ve maha menatra ny mitia olona iray?
26. tendry77 ( 21/12/2007 05:24)
:-D:-D
27. kiranil ( 21/12/2007 05:34)
1- Tsy miandry fanontaniana \'hafa kely\' ny aty ka. maro ny fanontaniana \'somary hafa kely\': ohatra \"firy ny isan\'ny nifin\'i dadatoan\'ingahy Hery?\" :-D
fa mitondra mankaiza anefa ny fahafantarana an\'izany?

2-
Raha ny fandinihiko azy alou de ckoxx no tena reviny surtout rehefa avy mirevy divaka iny izy

Dia aleo mangina fa \"avo lenta\" loatra angamba ny teny feno fahendrena sy fanajana ary sy ny fandalinana lalina vitan\'ingahy.

misaotra.




28. majesty ( 21/12/2007 06:40)
29. papala ( 21/12/2007 06:49)
=))=))=))=))=))
30. hery ( 21/12/2007 07:53)
rakapy> betsaka ny zavatra fatatro momba an'i Mahomet (nianatra momba ny fivavahana silamo aho). Saingy noho ny fanajako ny mpino silamo dia tsy izaho mihitsy no hiteniteny foana eto.

Matoky ny fahendrenao
31. rakapy ( 21/12/2007 10:34)
Koa dia hialana tsiny aminareo izay tafintohana tamin'ny fanotaniakao re ry havana sy namana. Izaho moa somary direct izahy ihany rehefa miresaka. Koa dia mangataka aho hoe hajanony ity fanotaniana ity raha manahirana antsika.
32. cutie ( 21/12/2007 13:43)
efa hain'i rakapy nga ny valin'le fanontaniana?
33. bilakarenjy ( 21/12/2007 19:12)
cutie > marina ny fanontanianao .

Za aloha tsy hiditra @ ilay resaka eto ,fa samy manana ny fomba fandraisany sy ny fahazahoany ny resaka ,fa ny tiako ho lazaina dia izao :fanontaniana hoatran'ny fanontaniana rehetra ihany io ary mila valiny .
Aleo ary manontanintany foana ,toy izay miteniteny foana .
Dia omena ny valiny tokony ho izy ilay manontany ,fa tsy tonga dia terena fotsiny .
Mba cool ry zareo a!.Aza marary fo @ izany re!.

Manaova krismasy sambatra sy fety mahafinaritra e!.
34. cutie ( 21/12/2007 19:51)
atao we mistery zany zanako refa tsy hay ny valiny na odiana tsy hay :-D
35. rakapy ( 21/12/2007 19:59)
Mbola tsy nahazo ny valiny aho Ra cutie. Fa ilay fanotaniako aza dia efa mampikorotana koa dia efa miheritreritra sahady ny hoe tsy hiisy valiny marina eto.:roll::roll::roll:
36. cutie ( 21/12/2007 20:03)
:-D
37. rakapy ( 21/12/2007 20:08)
Ary Ra Cutie zany angaha misy connection avy any @ PC mankany @ lohanao fa toa tena present foana na andro na alina? sa io ilay atao hoe miambina? :-D:-D:-D:-D
38. cutie ( 21/12/2007 20:11)
tsisy atao koa :-D
39. cutie ( 21/12/2007 20:16)
matoa mahita ahy present na al na andro de present koa zany rakapy na andro na al :-D
40. rakapy ( 21/12/2007 20:17)
vakansy ve? sa efa be sosy?o^oo^oo^o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0407