Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Firy?
85. rakapy
(
27/12/2007 02:22)
Ka raha ny fandraisako ny valitenin'ireo Kristianina zany de tsy tokony tsara ahafantarana ny fahamarinan'io fianan'i Jesosy io satria mampikorotana ny lohan'ny mpino.Ka sao dia lasa manao adalana ny mpino dia afaka manome tsiny an'i Jesosy hoe" KA IZY AZA MBA NANAO KOA"
Ny karazan'olona tahaka ahy mantsy dia liana te hahafantratra ny fahamarinana. Mety tsy misy dikany aminao ny fanotaniakao ka nefa mahaliana ahy ny mahafantatra azy. Ny finoana mantsy dia tsy azo atao ny tonga de minomino foana fa tsara ny manadihady satria efa maro ny mpamahan-dalitra amin'izy io.

86. Bafota
(
27/12/2007 05:27)
Ny manahirana amin'ilay soratra masina anie ka miolakolaka daholo ny teny ao dia raha tsy mandinika tsara tsy mahazo izay tiany ambara,hany ka samy manana ny fandraisany azy daholo ny olona,Sipa aloha mety ho olana tam'zany fa ny....,Oh:Tena RANO marina ve no nangatahany tamin'ilay vehivavy SAMARITANA???
87. nandrianina1
(
27/12/2007 05:41)
slt daholo, tonga eto @ hevitra hafa 85 tsika zao mbola tsy nahazo fahafaham-po ihany RAKAPY. tsisy tokony hanomezana tsiny azy satria tsy adalana akory ny tsy fahalalana. ka mba valio re le fanontaniny ze tena manampahendrena ao a! d aza asina fifandirana sy tantaram-bazaha tsony an
88. nandrianina1
(
27/12/2007 06:25)
mbola tsy nisy namaly?
ty valiny azoko tany@ reo manam-pahedrena tany@ forum hafa tany

Hoy i nandrianina1:
Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Firy?
Hay ve iny e,ka tsy dia lanina amin'ireny olona ireny ny fitoriana ny filazan-tsara satria na dia hitory sy hanazava azy eo aza isika raha tsy Atra mihitsy no manova ny fony tsy hiova izy.
Izany no tsy nandraisako anjara toa ireny.
tsy fantatro indray izany fa tsy voasoratra ao anaty baiboly Fa ny fantatro dia natao sorona toy ny fanatitra biby tsy nisy kilema izy noho izany dia Izy no natao sorina ho antsika olombelona rehetra eto an-tany amin'ny maha zanak'ondry tsy nisy kilema,tsy nanana ota Azy.Naka ny nofo mitovy amintsika Izy ary nahita ny fahorian'ny olona ka dia nomeny fampaherezana koa ireo izay manaraka azy fa hijaly mitovy azy na dia Fanahy velona aza dia naka endrika olombelona ary Izy irery ihany no maty ka nitsanga ary mbola hiverina,tsy misy na iray aza mitovy aminy hatramin'izao
89. ari.malala
(
27/12/2007 07:01)
Izao ftsn e, samy mahalala ny nahatorontoronina Azy itsika rehetra hoe ny Fanahy Masina tonga tao @ Maria reniny no naha olombelona Azy, izany hoe Andriamanitra izy izany no tonga olombelona. Andriamanitra nefa haintsika tsara fa efa manana ny hafenoana rehetra, noho izany efa manana ny hafenoana rehetra iany koa izany i Jesoa noho izany tsy nanao sipa Izy...
hoan'i Bafota, raha tys rano de in no nangatahany t@ le vehivavy Samaritana?

90. nandrianina1
(
27/12/2007 07:14)
=D=D=D=D=D
wee tsy nanao sipa izy rakapy a
noho izany efa manana ny hafenoana rehetra iany koa izany i Jesoa noho izany tsy nanao sipa Izy
wee tsy nanao sipa izy rakapy a
91. hery
(
27/12/2007 08:42)
eto indray e :-)
Tsy afaka namaly ity resaka ity avy hatrany aho noho ny fahitako ny fihantsiana izay nataon'i fijo hoe
Fihantsiana sy ompa io amiko. Tahaka ny filazako tampotampoka eto hoe "hanin'i anona ny maman'i fijo". Satria tsy ananana porofo sns.
Izay ny resaka raha terre à terre fotsiny.
Fa hiditra @ tena resaka isika :-)
i Jesoa (ho anay kristianina) dia ilay Zanak'Andriamanitra tonga nofo. Andriamanitra tonga olombelona. Naka ny fomban'olombelona afatsy ny fahotana. Tena olombelona tena olombelona izy na dia tena Andriamanitra aza.
Raha fahotana ny fanaovana sipa dia tsy nanana sipa i Jesoa. Conclusion-nay tsy azo lavina io. Raha tsy fahotana ny fanaovana sipa dia nanao sipa koa i Jesoa.
Tsy misy valiny hafa ankoatr'izay :-)

fijo:
i maria letsy no sipany an;izay no nakahalan'i piera an'i maria.
Fihantsiana sy ompa io amiko. Tahaka ny filazako tampotampoka eto hoe "hanin'i anona ny maman'i fijo". Satria tsy ananana porofo sns.
Izay ny resaka raha terre à terre fotsiny.
Fa hiditra @ tena resaka isika :-)
i Jesoa (ho anay kristianina) dia ilay Zanak'Andriamanitra tonga nofo. Andriamanitra tonga olombelona. Naka ny fomban'olombelona afatsy ny fahotana. Tena olombelona tena olombelona izy na dia tena Andriamanitra aza.
Raha fahotana ny fanaovana sipa dia tsy nanana sipa i Jesoa. Conclusion-nay tsy azo lavina io. Raha tsy fahotana ny fanaovana sipa dia nanao sipa koa i Jesoa.
Tsy misy valiny hafa ankoatr'izay :-)
92. kelly13
(
27/12/2007 09:37)
maria magdalena v no tian'i fijo lazaina eto sa sao hamoatsampona i fijo? :oops:
misy boky zay novakiko ary tsy mety vitako le boky (en fait zara ra natomboko). "les secrets de marie madeleine" no titre-ny ary nosoratan'i Dan BURSTEIN, Arne J. de KEIJZER ary Jennifer DOLL. mazotoa mamaky dol

93. pissoa
(
27/12/2007 10:21)
fijo:
pissoa an le manampahaizan atiako lazaina teo,maromaro satria ady hevitra no nataondry zalahy.mijereva fa misy io fandaharana momba an'i jesoa io ao amin'ny arte isaky ny paka,dia miantso olona mpandinika maro ry zareo hamakafaka azy ao.ary tsimaintsy misy mpino"matetitra pretra no miaraka amindry zalahy ao.mahalian aio resadresaka io fa mba araho amin'ny manaraka.
Fa maninona no tsy omena fotsiny ny anarany e ? Maromaro izany ve dia tsy hisy fantatrao ny anarany na dia iray aza nefa tena "mahaliana" anao be mihitsy le fandaharana ?!
Ny fahitako ny teninao amin'izao dia karazandrazan'ny hoe ozizy kardinaly indray ! Efa mahazatra ianao anie e, izay no mahatonga ahy manontany hoe iza indray izany lazain'i Fijo izany :-P:-D:-D:-D
Inona ilay fandaharana ? Mandeha amin'ny tele-nay koa ve zany aloha ? :°)
fijo:
le izy tsy fanaratsiana,fa tsy itako mihintsy ny olana raha nanao sipa lery e,araka ny finoanareo anie ka "olona"ihany koa izy e.tsy manaratsy azy mihintsy izany.
lazao fotsiny hoe nanao sipa izy dia vita kabary.olona to any olona rehetra izy ko.
Fa maninona moa no terena hoe lazao hoe nanao sipa "lery" ?! Ianao no manao affirmation gratuite hoe nanao sipa izy, dia terena hiteny izany koa ve izahay ... na dia tsisy porofo aza fa fotsiny hoe : jereo le fandaharana ! Maivana loatra !!! :-D:-D:-D:-D:-D
Raha te hampiasa ny finoanay Kristianina ho argument ianao (satria ianao milaza hoe araka ny finoanareo anie ka olona ihany koa izy) - dia tsy "olona" fotsiny i Jesoa fa Andriamanitra koa. Zavatra tsy misaraka ireo, ka raha jerenao amin'ny maha-olona azy fotsiny dia efa tsy anay Kristianina intsony izany fa anao sisa ! Ankoatra izay, efa nolazaiko ianao tery ambony fa tsy ny "olona" rehetra anie no manao sipa izany e ! :-D:-D:-D
94. prime
(
27/12/2007 11:34)
rakapy:
Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Firy?
Valiny: tsy nanao izany izy fa ny ràny nalatsaka tao Kalvary no nanafaka ny mpanota nilona tamin'ny fiainana toy izany...
Iza? firy?... mazava ho azy fa tsy misy valiny satria tsy nisy...
95. niryna
(
27/12/2007 12:52)
kiranil:
1- Saika tsy hanoratra mihintsy aho saingy ilaina ihany ny milaza hoe fahendrena kokoa ny tsy mamaly ny dinika toy izao; satria dia rehefa dinihina dia fankahalana sy fanaratsiana fotsiny no tena tanjonn'ny fanontaniana, ka mety ahatonga ady izany raha tsy mitandrina.
=D=D ^:^ mitovy hevitra amiko,ny fitoriana ny famonjena no atao fa tsy manaiky ho rebireben'ny hafa amin'izay tsy hinoany eo akory ,lany andro eo fotsiny.
=D sady fitiavana no hilazana ilay fahamarinana ao anatin'ny tenin'Atra na dia mandratra aza ilay izy.(ny marina mandratra)
2- Mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony, satria fantatrao fa mahatonga ady izany.
Ary tsy mety raha miady ny mpanompon'ny Tompo, fa ho malemy fanahy amin'ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra,
mananatra ny mpanohitra amin'ny fahamoram-panahy; fa angamba Andriamanitra hanome azy fibebahana hahalalany tsara ny marina,
ka hody ny sainy ho afaka amin'ny fandriky ny devoly, izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony. II tim 2
:-*:-* holy kiss for you kiranil 1 kor 16 any amin'ny farany any io holy kiss io raha tianao jerena ny dikany.:D:D
Fehiny:
Si Jésus avait dressé la violence contre la violence, cela n'aurait fait qu'un conflit de plus sur cette terre qui n'en manque pas. Et qu'en serait-il resté ?
A la violence, Jésus a opposé la force de la douceur.
Il a répondu au mensonge par la force de la vérité.
Il a répondu à l'insulte par la force du silence.
Il a répondu au crime par la force du pardon.
Il a répondu à la haine par la force de l'amour.
Misaotra.
Izay ilay tsy hitovizan'ny finoana hafa,raha manembatsembana anao ny toetran'ny mpiara-belona vonoy ho faty any,ny an'i kristy raha mamely te-hamaina ny takolakao havanana ilay fahavalo atolory azy koa ny takolakao havia :snif: fitiavana foana no nasetrin'i kristy eny fa na dia nijangajanga aza ilay olona ka nangataka famelan-keloka taminy dia navelany ary nampahafantariny an'ireo mpihatsara-velantsihy,miangona alahady fa mangalatra akoho ny alatsinainy fa tsy misy marina na iray aza.Ary na dia mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala raha mibebaka aminy.
96. niryna
(
27/12/2007 13:26)
dia ampiko kely koa fa mamorona na mandray an-tendrony i rakapy
io dia azo tarafina fa tsy mpino an'i kristy hianao,miala tsiny aho,ary mamela ahy raha milaza izany aho,aza ny tenako no ariana fa ny teniko,ary tsy mamaky ilay baiboly amin'izay tena izy koa hianao.
Fitaovana sarobidy ny inona? ny nofo,ny vatana? eny sarobidy ilay vatana satria tempolin'Atra,ary kristy tsy nanana kilema ka izany no naha sorona azy,vita hatreo ireo zanak'ondry kely tsy misy kilema natao sorona lava ireo fa Izy Irery No Zanak'Ondry Tsy Misy Kilema natao hanavotana ny fahotantsika rehetra.(tsy nisy pentina na nisy fahotana izy izany)
Midera Azy fa Tsara Izy ary Mandrakizay Ny Famindram-pony :-*
ny lelanao ihany no hamatotra anao,ny tena atao hoe kristiana dia tsy hiady an-trano velively raha resaka kristy no resahina,ny fomba fitoriana sy ny fombafomba izay noraketin'ireo mpitondra ny fiangonana no samy hafa dia izay no tsy hitovizany.Ny fanjakana miady an-trano dia ho rava ary tsy hisy ny fahamarinana.Raha resaka Maria Magdalenina indray no resahinao dia tsy mamaky ilay baiboly tsara hianao fa mandraindray izay tianao sy mifanaraka ny eritreritrao,raha tsy mangataka amin'Atra ny hanazava ny sainao Azy hianao dia ho lany andro eo fa tsy ho fantatrao mihitsy ny teny avoakan'ny baiboly na dia hoe teny gasy aza ka miteny gasy koa hianao.:roll:
Ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra.Raha liana hianao ka mino ny tenin'Atra dia anjaranao ihany no mi-test an'ATra :roll: Antsoy izy ary resaho hoe raha tena misy tokoa hianao asehoy ahy izany? Raha mangetaheta ny fahamarinana ka te-ahalala ny fitiavan'Atra hianao dia mibebaha aloha,angataho aminy ny famelan-keloka.Tsy mino anao aho Atra,fa mba ampio aho ahalalako fa misy marina hianao.Andramo.
Kristy dia tsy tonga hiantso ny marina fa hiantso ny mpanota hibebaka.Mila mandefitra,mila mianatra manana fahalemem-panahy,maro ny manohitra ny teniny kanefa rehefa nofidiany izay dia moramora ny mamela ireo olona ary vao maika aza miha-matanjaka ilay finoana satria test daholo ilay izy :D Mandratra ny tenin'Atra satria marina ka tsy te-hanaraka izay voalaza isika ary dia toherina daholo kanefa ilay famonjena no tena zava-dehibe,fiainana aorian'ny fahafatesana:arrow: ho an'ireo izay tsy mino azy dia aleo aloha manao fiainana fa miandry izay any am-parany any ve ? Izay ilay fitaovana am-piasan'i satana ny hafa dia manaraka tokoa kanefa avy eo hitany ny jiro lasan'ny saka ary efa tara vao nahita jiro kanefa tsy nirehitra intsony ilay izy.:cry::D
Ilay hoe tena rano marina ve no angatahiny amin'ilay vehivavy:arrow:midika avy hatrany fa hoe tena misy marina ve ilay famonjena nataon'io kristy lazainareo io,tena misy marina ve ilay kristy? Ny marina dia misy Izy ary dia hisaorako anareo roalahy nanohitra Azy satria ny fanoherana zavatra tsy fantatra dia efa manambara avy hatrany fa misy ilay izy saingy toherina fotsiny.Izay no tsy tsampanareo.Mahereza e,mianara mivavaka fa raha tena mino Azy tokoa hianao dia ho azonao izay voalaza ao anatin'ny baiboly,samy teo no niala daholo ny kristiana,tao anatin'ny aizina no nahita hazavana dia manana jiro mirehitra tsy mety maty intsony ilay jiro ary dia mizara izany fahazavana izany ho an'izay te-hiala ao anatin'ny aizina.:-* raha tsy te -hiala moa dia aleo izy hialokaloka ao anaty aizina eo ihany.
rakapy:
Tsy hoe za no mamorona fa tao anaty baiboly io resaka io. I Jesosy sy ny vehivavy janga. Ka tsy misy izay maha ratsy an'izany akory satria raha tsy nampiasa ilay fitaovana sarobidy nomen'A/tra azy izy dia very maina i A/tra nanamboatra azy
io dia azo tarafina fa tsy mpino an'i kristy hianao,miala tsiny aho,ary mamela ahy raha milaza izany aho,aza ny tenako no ariana fa ny teniko,ary tsy mamaky ilay baiboly amin'izay tena izy koa hianao.
Fitaovana sarobidy ny inona? ny nofo,ny vatana? eny sarobidy ilay vatana satria tempolin'Atra,ary kristy tsy nanana kilema ka izany no naha sorona azy,vita hatreo ireo zanak'ondry kely tsy misy kilema natao sorona lava ireo fa Izy Irery No Zanak'Ondry Tsy Misy Kilema natao hanavotana ny fahotantsika rehetra.(tsy nisy pentina na nisy fahotana izy izany)
Midera Azy fa Tsara Izy ary Mandrakizay Ny Famindram-pony :-*
rakapy:
Ka raha ny fandraisako ny valitenin'ireo Kristianina zany de tsy tokony tsara ahafantarana ny fahamarinan'io fianan'i Jesosy io satria mampikorotana ny lohan'ny mpino.Ka sao dia lasa manao adalana ny mpino dia afaka manome tsiny an'i Jesosy hoe" KA IZY AZA MBA NANAO KOA"
ny lelanao ihany no hamatotra anao,ny tena atao hoe kristiana dia tsy hiady an-trano velively raha resaka kristy no resahina,ny fomba fitoriana sy ny fombafomba izay noraketin'ireo mpitondra ny fiangonana no samy hafa dia izay no tsy hitovizany.Ny fanjakana miady an-trano dia ho rava ary tsy hisy ny fahamarinana.Raha resaka Maria Magdalenina indray no resahinao dia tsy mamaky ilay baiboly tsara hianao fa mandraindray izay tianao sy mifanaraka ny eritreritrao,raha tsy mangataka amin'Atra ny hanazava ny sainao Azy hianao dia ho lany andro eo fa tsy ho fantatrao mihitsy ny teny avoakan'ny baiboly na dia hoe teny gasy aza ka miteny gasy koa hianao.:roll:
Ny karazan'olona tahaka ahy mantsy dia liana te hahafantratra ny fahamarinana. Mety tsy misy dikany aminao ny fanotaniakao ka nefa mahaliana ahy ny mahafantatra azy. Ny finoana mantsy dia tsy azo atao ny tonga de minomino foana fa tsara ny manadihady satria efa maro ny mpamahan-dalitra amin'izy io.
Ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra.Raha liana hianao ka mino ny tenin'Atra dia anjaranao ihany no mi-test an'ATra :roll: Antsoy izy ary resaho hoe raha tena misy tokoa hianao asehoy ahy izany? Raha mangetaheta ny fahamarinana ka te-ahalala ny fitiavan'Atra hianao dia mibebaha aloha,angataho aminy ny famelan-keloka.Tsy mino anao aho Atra,fa mba ampio aho ahalalako fa misy marina hianao.Andramo.
Kristy dia tsy tonga hiantso ny marina fa hiantso ny mpanota hibebaka.Mila mandefitra,mila mianatra manana fahalemem-panahy,maro ny manohitra ny teniny kanefa rehefa nofidiany izay dia moramora ny mamela ireo olona ary vao maika aza miha-matanjaka ilay finoana satria test daholo ilay izy :D Mandratra ny tenin'Atra satria marina ka tsy te-hanaraka izay voalaza isika ary dia toherina daholo kanefa ilay famonjena no tena zava-dehibe,fiainana aorian'ny fahafatesana:arrow: ho an'ireo izay tsy mino azy dia aleo aloha manao fiainana fa miandry izay any am-parany any ve ? Izay ilay fitaovana am-piasan'i satana ny hafa dia manaraka tokoa kanefa avy eo hitany ny jiro lasan'ny saka ary efa tara vao nahita jiro kanefa tsy nirehitra intsony ilay izy.:cry::D
Bafota :ny tena marina dia tsy tokony hisahirana isika raha ao amintsika ilay ATra izay naniraka ny Fanahy Masina hiaraka amintsika mandrakariva,mandrakizay,raha tsy tena mino Azy fa mpinoino fotsiny aloha dia manahirana araka ny lazainao ilay teny ary toa miolakolaka tokoa no fandraisanao azy.Ataony ahoana tokoa moa no hiditra any am-pon'izay tsy mino Azy? :arrow: tsy ahay na tsy ahazo na hanohitra ny teniny lava satria toy ny omby mijery train fotsiny raha tsy tena mino Azy .Aleo tsy miteniteny foana sao hanenenana any aoriana,safidy ny te-hanaraka Azy .
Ny manahirana amin'ilay soratra masina anie ka miolakolaka daholo ny teny ao dia raha tsy mandinika tsara tsy mahazo izay tiany ambara,hany ka samy manana ny fandraisany azy daholo ny olona,Sipa aloha mety ho olana tam'zany fa ny....,Oh:Tena RANO marina ve no nangatahany tamin'ilay vehivavy SAMARITANA???
Ilay hoe tena rano marina ve no angatahiny amin'ilay vehivavy:arrow:midika avy hatrany fa hoe tena misy marina ve ilay famonjena nataon'io kristy lazainareo io,tena misy marina ve ilay kristy? Ny marina dia misy Izy ary dia hisaorako anareo roalahy nanohitra Azy satria ny fanoherana zavatra tsy fantatra dia efa manambara avy hatrany fa misy ilay izy saingy toherina fotsiny.Izay no tsy tsampanareo.Mahereza e,mianara mivavaka fa raha tena mino Azy tokoa hianao dia ho azonao izay voalaza ao anatin'ny baiboly,samy teo no niala daholo ny kristiana,tao anatin'ny aizina no nahita hazavana dia manana jiro mirehitra tsy mety maty intsony ilay jiro ary dia mizara izany fahazavana izany ho an'izay te-hiala ao anatin'ny aizina.:-* raha tsy te -hiala moa dia aleo izy hialokaloka ao anaty aizina eo ihany.
97. rijadolly
(
27/12/2007 14:51)
ikaretsaka:
73. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 26-12-2007 17:43:38
Lohateny : Re : Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Fi
aza eritreretina hoe manaratsy hoa nefa ianao koa manaratsy
izany ve de mba mety?
dia ianao koa aza "misangisangy ny "tsy finoany" sy "mandrangitra" ny azy!
tsy hitako izay tokony hampalahelo @ izany!
manana ny finoany izy (izay lazainatro..tsika manko e.. hoe tsy finoana) Torak'izany koa isika!
fiainana aby izany ary mety izano no anehoan'A/tra ny endriny amintsika!
hevitra no hifampizarana eto fa tsy alahelo
falifaly lalandava ho'a
cutie:
74. Mpandefa : cutie [ Valio ] 26-12-2007 18:03:39
Lohateny : Re : Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Firy?
eisy e ry kristiana havana
98. rijadolly
(
27/12/2007 15:21)
IKARETSAKA>>>>Tsy mety kosa angamba ry ika ra hiteny aho hoe faly anie izahay raha voa ny ataonareo nareo é ! sady tsy ato anatiko mihitsy izany faly amin’fahavoazan’sasany na anao olona izany .
Ny sasany anie tsy hoe mitazona ny maha tsy mpino azy fotsiny fa mino izy fa nanao sipa eny ratsy kokoa noho izay aza é !dia faly ary ve ika raha misy famaizana azony aviamin’izany sa tsy ?sa tsy misy izany famaizana ny olona mametaveta ny anaraNy izany ? Kristianina isé ahoana ?

99. patrick2002
(
27/12/2007 18:05)
Finoana aloha izay finoana izay no hanarany ,tsy mikatsaka ny hafantarana ny marina mihintsy ,fa kosa tokony ho loharano-kery hazahoana fandriam-pahalemana sy fitiavana ato anatiko. Izay no handraisako ny finoana ,
Kaq amin'ny fanontaniana to itony dia mety hiteraka savorovoro izy eo @ finoana kristianina .
Kanefa mahaliana ho an'i mpandala ny siansa rehetra.
Hanome ohatra iray izao hoe manam-bady ianao ,na manana reny niteraka hitondra inona ho anao moa no hazahoanao valiny @ fanontaniana hoe firy ny olona niaraka t@ mama ,na vadiko talohany niarahany t@ papa ,na tamiko .
t@ 1999 dia nisy ilay film hoe dernier tentation de christ naika nalefany TV plus dia noteneniny mpitondra fiangonana ny tompon'andraikitra tao hoe hajanony dia najanona ,avy eo RTA naika nandefa mbola notenenin'ny FFKM ihany ,fa tsy nety ny tompon'Andraikitra tao @ RTA ,lasa nihitatra ny raharaha ary tyonga hatrany @ president de la republique mihintsy ,ary dia ny ministere de l'interieure no niteny an'i RTA izay vao najanona antony io film io dia milaza ny lafiratsiny @ fiainany jesosy (Fijangajangana)rehetra tety amboniny tany .

100. fijo
(
27/12/2007 23:10)
ialako tsiny aloha raha misy mandray ho fiantsina ny filazako fa sipany i marie ,fa io dia tsy za no namorona azy fa ny sasany izay nilaza fa nandinika.
ary io koa dia maro no mahalala fa i maria rehefa miteny dia nohainoan'i jesoa kokoa noho ny mpianany hafa;inona no antony???????
ialako tsiny koa amin'i pissoa,fa za rehefa manaraka ny "jour du seigneur" isaky ny alahady dia tsy handray izay anaran'ny mpandray anjara eo,fa ny hevitra mandeha no mahaliana ahy fa tsy izay anarany any.(ary mba manaraha an'i i pissoa di aahita fa maro ny zavatra mahalian avoaresaka ao)
i pissoa milaza fa tsy nanao sipa izy.i hery milaza ankolaka hoe raha tsy fahotana io dia nanao izy????ka fahotana ve io ry pissoa?