Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Firy?

101. fijo ( 27/12/2007 23:16)
mbola hitariko aza ilay resaka ry hery,fa araka ny fandinihan'ny mpikaroka sasany,dia i piera no nanely ny tsaho fa mpivarotena i maria.mba hanaratsiana azy.
i maria sy piera mantsy araka ny mpahay tantara dia samy te hanely ny kristianisma.
saingy i piera dia mihevitra fa ny kristianina dia tokony hino fa andriamanitra tokana no hinoana,
i maria kosa mihevitra fa io andriamanitra dia aminao ihany ka anjaranao no manabe azy.
izany hoe samy nanana ny fandraisany ilay fampianarana izy ireo.ary i piera nahatsikaritra fa i maria henoina kokoa,ka di anialoka.i davensy kode moa di anilaza mihintsy fa i maria ilay eo ankavanan'i jesoa tamin'ny fiarahamisakafo farany."za aloha tsy hiditra amin'iny satria tsy mpahay tantara no manoratra an'io fa mpivarotra boky
102. rakapy ( 28/12/2007 03:23)
Tsy hitako anie izay maha ratsy izany hoe nanana sipa e!!!ilay teny hoe "SIPA" angamba no manahirana ny sofin'ny kristianiana fa aleoko lazaina hoe" NANANA OLON-TIANA VE I JESOSY" ka nefa raha izay no fipetraky ny fanotaniana dia mivelatra be ilay izy.Ny hoe nanana sipa anie ka mitory fa nanana fitiavana izy.Ary ny fitiavana dia voa-janahary. Fa ny mpitantara dia mety nilaza ny mariana nefa koa mety tsy nilaza ny mariana satria efa 2000 taona mahery ilay tantara ka mety miova arak'izay tian'ny mpitantara hilazana azy ary mety miova araky ny fandraisan'ny Kristianina azy. Ka raha dinihina izany ity tantara ity dia tsy fanatatra ny marian momba azy.
103. ikaretsaka ( 28/12/2007 03:38)
nanana "olon-tiana" (malala) i jesosy.. i joany..
euh i joany moa izany no nilaza tena fa tsy i Razezo loatra e!
104. cutie ( 28/12/2007 03:52)
:-D
zao zany vo haiko
105. ikaretsaka ( 28/12/2007 04:18)
ao anaty baiboly izany an..
ho an-dry zareo bebolista!
106. cutie ( 28/12/2007 04:21)
:-D
107. ari.malala ( 28/12/2007 07:53)
fa in mints no mampi insiste an'i rakapy amle fanontaniana fa tsy azoko e! mpino kristianina v enao? mampitombo sa mampihena ny finoanao na ny fitiavanao an'i Jesoa ve ny fahalalanao fa nanana sipa izy na tsia? efa novaliana tao ambony tao io, fa avereno jerena daolo ny valinteny nomena rehetra...

fijo, avelao kely azafady le affirmation gratuite sy ny "hoy ny mpandinika sasany" fa mankaleo be! mba zavatra mitombina tenenina fa tsy hoe refa enao no te hiteny de mody hoe hoy ny mandinika, hoy ny mpahay tantara... isan'alahady enao hoy ianoa mijery ilay fandaharana, farafaharatsiny, misy mpanolotra mba tadidinao ny anarany, satria tsin tsy maintsy misy presentation foana ireny fandaharana ireny...
108. pissoa ( 28/12/2007 08:18)
fijo:

ialako tsiny aloha raha misy mandray ho fiantsina ny filazako fa sipany i marie ,fa io dia tsy za no namorona azy fa ny sasany izay nilaza fa nandinika.
ary io koa dia maro no mahalala fa i maria rehefa miteny dia nohainoan'i jesoa kokoa noho ny mpianany hafa;inona no antony???????
ialako tsiny koa amin'i pissoa,fa za rehefa manaraka ny "jour du seigneur" isaky ny alahady dia tsy handray izay anaran'ny mpandray anjara eo,fa ny hevitra mandeha no mahaliana ahy fa tsy izay anarany any.(ary mba manaraha an'i i pissoa di aahita fa maro ny zavatra mahalian avoaresaka ao)
i pissoa milaza fa tsy nanao sipa izy.i hery milaza ankolaka hoe raha tsy fahotana io dia nanao izy????ka fahotana ve io ry pissoa?


:-D:-D:-D:-D:-D
Fa taiza i Pissoa no niteny aloha hoe tsy nanao sipa izy e ?
Raha tsy diso aho dia mbola hoy izy tery ambony hoe :
pissoa:
Sinon, i Jesoa tsy haiko raha nanao sipa na tsia. Amiko fotsiny aloha ny soratra rehetra ao amin'ny baiboly mikasika an'i Jesoa sy resaka vehivavy dia tsy hahafahana manao conclusion hoe mirevy cokxx izy

Toa mbola tsy namaly aho hoe nanao sipa izy na tsia ... Hoy fotsiny aho tery ambony hoe fa maninona moa no terenao hotenenina hoe nanao sipa izy ... nefa ny argument-nao fokasy ?! :lol:
109. bilakarenjy ( 28/12/2007 08:28)
Tsy le teny mihitsy ny ahy no olana rehefa miresaka an\'ity tenin\'Andriamanitra ity , fa ilay fomba entina mitory sy milaza ny tenin\'Andriamanitra .

Miolakolaka be sy sarotra raisina ary be filirony loatra ny teny avoakan\'ny vavan\'ireo mpampiely ny baiboly sy ireo mpilaza ny andinin-tenin-tsoratra masina sasany ary ireo mpivavaka mafana fo .

Hitako @ dinika eto mantsy izany .Tsy miteny mivantana izany mihitsy izy ireo ary tsy hilaza ny lafy ratsiny mihitsy ,fa dia ny lafy tsarany hatrany ,satria nahoana ? ,satria tsy nahampahafantarina izany sady tsy maintsy hoe : tsara foana no lazaina e!.

Ny teny ao @ baiboly tsy misy hoe : mandratra izany ,fa ny fomba entinareo mpivavaka mafana fo ,mitory azy no mampandratra olona sy mahatafintohina mihitsy .

Ohatra izao : misy olona efa marary be voan\'ny cancer de asaina ajanonareo mpivavaka mafana fo ireo ny fanafody sy ny fikarakarana rehetra ,fa lazaina hoe : manana finoana ,fa sitrana io .De izay foana no averimberina isaky ny tonga ilay mpivavaka mafana fo . Dia niandry ilay finoana tsy arahin\'asa ilay marary ,kanjo nihafaingana ny fahafatesana .De avy eo tsorinareo indray @ hoe : efa izay no anjarany e! .De hoy za hoe : aleo mangina .Fa tena choc ho ahy io fihetsika iray io hatramin\'izao .

Raha za aloha de zavatra tsotra no lazaiko , ataovy mifanaraka @ fiainan\'ny olona ny zavatra anentananareo olona .Hidiro aloha ilay fiainan\'ilay olona hitorianareo teny dia ho fantatrareo ny teny entinareo manentana azy avy eo .

Somary mivoana kely le resaka nefa mifampitohy ihany .

110. prime ( 28/12/2007 09:07)
rakapy:
Tsy hitako anie izay maha ratsy izany hoe nanana sipa e!!!ilay teny hoe "SIPA" angamba no manahirana ny sofin'ny kristianiana fa aleoko lazaina hoe" NANANA OLON-TIANA VE I JESOSY" ka nefa raha izay no fipetraky ny fanotaniana dia mivelatra be ilay izy.Ny hoe nanana sipa anie ka mitory fa nanana fitiavana izy.Ary ny fitiavana dia voa-janahary. Fa ny mpitantara dia mety nilaza ny mariana nefa koa mety tsy nilaza ny mariana satria efa 2000 taona mahery ilay tantara ka mety miova arak'izay tian'ny mpitantara hilazana azy ary mety miova araky ny fandraisan'ny Kristianina azy. Ka raha dinihina izany ity tantara ity dia tsy fanatatra ny marian momba azy.
aho:
Valiny: tsy nanao izany izy fa ny ràny nalatsaka tao Kalvary no nanafaka ny mpanota nilona tamin'ny fiainana toy izany...
111. ikaretsaka ( 28/12/2007 17:29)
ka izay ange no averiko hoe mahafoana ny katrami sy mahalasa any an-danitra sy mahamora ny lasantsy sy ny vidin'entana ve ny fahalalana hoe iza no sipan'i Lery?

azo fehezina @ teny tokana hoe : farito ny maha important ny fahalalana na ny tsy fahalalana izany!
112. fijo ( 28/12/2007 22:09)
pisoa an jereo hoe iza no niteny an'ity:"oho izany dia tsy misy antony hinoana mihitsy hoe "nanao sipa Izy" !

ô ry zalahy an,ao ambadika ao i hery milaza hoe "ny manampahaizan aefa mametraka fanontania ahoe misy foitra ve ny anjely"
mbola resak any sipany az ano resahina dia efa mihozongozona ianareo ko.
i ari an,misy presentation tokoa,fa za rehefa mijery eo dia tsy liana amin'izay anarany any,fa ny heviny sy ny finoanny no mahaliana ahy.i ari moa any mada tsy hafaka hanaraka an'i,fa i pissoa aty io,amporisihiko mba hanaraka io isakalahady de mba hiady hevitra tsara eto avy eo.

ary ny filazana fa sipan'i jesoa i maria dia be mpahalala wa,fantatra koa anie fa io sipa io no mpamatsy vola azy e.ny mpino minia mikipy no tsy te hiaiky izany
113. pissoa ( 29/12/2007 10:28)
fijo:
pisoa an jereo hoe iza no niteny an'ity:"oho izany dia tsy misy antony hinoana mihitsy hoe "nanao sipa Izy" !

Dia aiza amin'io ny soratra hoe "tsy nanao sipa izy" ry Fijo ? Jereo tsara ny zavatra nilazako an'io, fa ny argument-nao dia hoe "tsy voalaza fa nikaka izy, nefa inoanareo ve fa tsy nikaka izy" ... dia hoy aho hoe :
pissoa:
Ny mikaka dia ataon'ny olona salama rehetra !
Fa ny "sipa" dia tsy ny olona rehetra no manao azy. Noho izany dia tsy misy antony hinoana mihitsy hoe "nanao sipa Izy" !


fijo:
ô ry zalahy an,ao ambadika ao i hery milaza hoe "ny manampahaizan aefa mametraka fanontania ahoe misy foitra ve ny anjely"
mbola resak any sipany az ano resahina dia efa mihozongozona ianareo ko.
i ari an,misy presentation tokoa,fa za rehefa mijery eo dia tsy liana amin'izay anarany any,fa ny heviny sy ny finoanny no mahaliana ahy.

:-D:-D:-D
Raha izany aza tsy vitan'i Fijo dia aza midongy ho mana-pahaizana na siantifika ... fa ny an'ireny mantsy rehefa miteny zavatra tsy obvious izy dia na manome reference feno (anarana, journal na boky sns), na manome porofo !!! Ny ankoatra izay fokasy :oops:
Ahoana izany miozongozona izany ? I Fijo izao no manao affirmation gratuite eto dia avy eo mamboly tsotra izao hoe any lafrantsa kala Pissoa kanooo :-P

fijo:
i ari moa any mada tsy hafaka hanaraka an'i,fa i pissoa aty io,amporisihiko mba hanaraka io isakalahady de mba hiady hevitra tsara eto avy eo.

Ary nifindra aty Afrika Atsimo angaha toi ? Sa aiza izany aty izany ? :b:-D:-D:-D
Ny ady hevitra tsara ... ny hevitrao tohanana tsara dia mandeha ny ady hevitra e ! Tsy izaho mihitsy no ampianarinao miady hevitra raha ny anaran'ny olona lazainao fa tompon-kevitra aza tsy fantatrao akory nefa lazainao fa "mahaliana" be anao !!! Izaho koa anie mahazo miteny fotsiny eto hoe tamin'ny tele aty aminay misy olona tena tsy mpino tena tsy mpino sady mahay be no mpandalina be fa niteny izy hoe Jesoa dia tsy nanao sipa ... azafady fa hadinoko ny anarany ! Ahoana mety ve ? (Aleo valiko ihany : tsia, tsy mety izany amiko !) :-D:-D:-D:-D:-D
114. rakapy ( 30/12/2007 01:42)
Prime> Koa raha ny rany nalatsaka tao kalvary no nanafaka ny mpanota nilona tamin'ny fianana toy izany ry ngahy ,ka inona moa no ampivaky loha antsika toy izao intsony??? moa ve tsy efa avotra sy afaka isika @ zao??? SA MBOLA TSY SURE LE FANAVOTANA???:-D:-D:-D
115. pissoa ( 30/12/2007 12:26)
Somary HS izany fanontanian'i Rakapy izany ...

Na izany aza dia ny fanavotana efa siora ka ... fa ny ho avonana no tsy siora hoe tena te ho avotana ve sa tsia :lol::lol::lol:
116. rakapy ( 30/12/2007 18:39)
Pissoa> Azafady fa tsy mazava ny dikan'ny HS. Fa ilay valiteninao hoe efa sur "FA"... dia mitory tsy fahatokisana.na koa hoe tsy tene sur!!!:-D:-D:-D:-D
117. pissoa ( 30/12/2007 19:04)
HS = Haoro size :oops:

Ny FA nolazaiko dia tsy midika tsy fahatokisana na fisalasalana fa midika fepetra na conditions ! Andriamanitra tsy maneritery na dia hamonjy antsika aza fa miankina amintsika io.
118. rakapy ( 31/12/2007 02:32)
Ka tsy mazava mihintsy ilay hoe maty nanafaka ny MPANOTA nilona tao anatin'ny fiainan i Jesosy! Amiko dia midika mazava izany fa efa afaka avokoa ny mpanota. Koa raha mbola misy condition izany indray dia matimaty foana izany i Lery!!!
Hoy i Pissoa hoe i A/tra tsy maneritery na dia ny hamonjy antsika aza. Koa hoy nareo Kristianina hoe nalefany ny zanany hamonjy antsika? Asa aloha ireo olona t@ izany andro izany raha nagataka t@ A?tra na nadefa taratasy taminy hoe ,alefaso aty ny zanakao hamonjy anay? fa raha ny filazan'ny Kristianina dia tonga de nalefany hono! Ka tsy fanerena ve izany?
119. pissoa ( 31/12/2007 10:36)
Ny fisian'ireo manaiky ny fanavotany no mampa-tsy matimaty foana Azy :lol:
Ny asa famonjena amiko dia tsy asan'Andriamanitra samy irery fa asa iombonana amin'ny olombelona. Hatramin'ny nanombohan'ny tantara mihitsy dia efa tahaka izany foana (tsy nidina tamin'ny Para izy fa nateraky ny olombelona). Tonga nanafaka antsika tamin'ny fahotana Izy ... saingy raha isika aza ve tamana be tsy mety miala eo ...

Raha ny fahalalako dia efa ela Andriamanitra no nampanantena Adama Vaovao ... saingy tsy nisy nandefa taratasy hoe aza alefa fa tsy ilainay ! :-D:-D:-D
120. rakapy ( 02/01/2008 01:24)
Koa raha hiverina eto indray ve i Ra jasosy de hihino ianao fa izy tokoa ilay inoanao? Mety tsy handeha @ apondra na ho lava volo intsony izy.Mety handeha Peugeot 205 sr,manao madness,mandoko volo ,mifoka sigara hanana sipa sns... nefa feno fahendrena tokoa ny teniny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3432