Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Firy?
61. bosista
(
23/12/2007 11:19)
angambany te hanaporofo rakapy hoe raha nahazo alalana manao sipa Jeso-kristy dia tokony hanao sipa koa ny relijiozy satria samy nofotra aman-dra samy manana ny filany!
62. tendry77
(
23/12/2007 18:58)
-le plus beau cadeau que Dieu nous est offert!!!
[jean luc lahaye]:-D
[jean luc lahaye]:-D
63. pissoa
(
23/12/2007 20:12)
rakapy:
yyeka .Efa mazava io ra Cutie fa tia antsika izy fa le fanotaniana anie de hoe. Mba liana te hahafantara ny tantaram-pitiavany(Romance) aho.
Araka ny voalazan'i Fijo momba an'i Mohamet eo ambony dia tsy misy tokony hahamenatra ny momba izany satria FITIAVANA fa tsy hoe la gera hoatra ny an'i George W.A.R Bush sy Osama ity fanotaniana ity ka hoe tokony afenina:}:}:}
:-D:-D:-D
satria notenenin'i Fijo tamin'ny fomba "mihaja" hoe nanagona vehivavy i mahomet dia tsy mahamenatra ! Dia "romance" no hita ao, "fitiavana" hono --- fa raha fomba hafa no hilazana azy, ohatra hoe saim-b*dy lery dia heveriko fa tsy fitiavana intsony no hita ao fa fahavetavetana ! :-D:-D:-D
Sinon, i Jesoa tsy haiko raha nanao sipa na tsia. Amiko fotsiny aloha ny soratra rehetra ao amin'ny baiboly mikasika an'i Jesoa sy resaka vehivavy dia tsy hahafahana manao conclusion hoe mirevy cokxx izy :lol::lol::lol:
64. rijadolly
(
24/12/2007 06:02)
Ny finoana rehetra na Kristianina izy na tsy raha niainga tamin’ny Testameta taloha dia samy manaiky ny fanambaran’ mpaminany rehetra fa ho avy Ilay Mesia na Kristy. Jesoa no inoan’ Kristianina fa Ilay hendrasana hatry zay.Nampiseho famatarana lehibe izay tsy mbola niseho Izy fa Izy Ilay Kristy,eny fa na dia tsy ny tenaNy koa aza fa Ilay Andriamanitra nahary izao tontolo izao,nanomboka izy notorotorona tao an-kibo mandrapaha fatiNy,ary mandraka ankehitriny izany famatarana izany.Ialako tsiny ity fandiniako ity sao mahasorena ny hafa: Maninona ny mino an’Jesoa no lazaina fa Kristianina? Tsy misy na iray aza finoana milaza fa tsy Kristianina ny mpino an’Jesoa.Iza no niasa tao anatin’ireo finoana hafa ireo hilaza amin’Kristianina ho Kristianina.
==>Jesoa ilay Kristy.Tsy tanteraka anefa ny maha Kristy Azy raha io fanontaniana io no hita fa nataoNy,eny fa na dia izay mbola fanotaniana homan’heritreritra hafa any aza hanoherana Azy.Tsy afaka nanonina akory izy hoe VITA.Ahoana marina moa ny hafataranao fa voatohiNy ny fakampanahy raha nitiritirina eo an-kavanan’Andriamanitra Izy satria tsy misy fankampanahy any?Isika olombelona no tsy mahatohitra dia isika koa no manameloka Azy fa tsy vitaNy izany. http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=20&andininy=1-7&dika= Ny tsy olony aza hain’Andriamanitra ny miaro azy mba tsy hanotany amiNy maika fa ny ZanaNy izay hanome Voninahitra ho Azy.NasehoNy fa azo resena ny ratsy rehetra. Sarotra ho an’ tsy mpino anefa ny mino fa VITA ny iraka anmpanaovina Azy na dia misy famatarana maro aza.

65. bilakarenjy
(
25/12/2007 19:15)
Ka ilay fanontaniana mipetraka toy izao mihitsy no mahasadaikatra ny mpahay azy ny mamaly azy e!.
Tsy hilaza ny lafiny ratsy @ ilay fanontaniana apetraka mihitsy izy fa ny tsara foana ,satria tsara foana koa moa no nabaribary sy naseho na dia misy lafiny ratsy fantatra aza any ho any (vinavina ny ahy io fa resaka mihodina no betsaka fa tsy atao mivantana ary alatsaka ao anaty fanoharana aza ny fanehoana azy mba tsy hilazana hoe iza no tena izy).
Tsy hisy hiteny mihitsy eo hoe : io olona io anie ka tena zao sy izao e! ,na nanao izao sy izao de lasa hoatran'izao avy eo , fa le lafy tsarany ihany no tena resahina sy aseho .
Tsy eto dago ihany io fomba firesaka mihodina io ,fa hatrany ivelany koa ka tsy ataoko mahagaga aloha e!.Izay no nahatonga ahy hilaza tery ambony hoe : fanontaniana toy ny fanontaniana rehetra io ka mila valiny .
Mahereza re !

66. fijo
(
25/12/2007 20:49)
ny mahagaga anie dia izao e,ny silamo,satria silamo no nanao le fandaharana mikasika an'i mahomet sy ny vehivavy nahitako ireo voalazako teo ambony ireo.ry zareo dia tsy mba menatra milaza fa nanao sipa ary tena tia vehivavy i mahomet."ny vehivavy isamista "sasanyaza moa dia gaga amin'ity fomba silamo amin'izao manalika vehivavy ity,satria i mahome dia olona tia sy nanaja vehivavy"hono"
ka inona no olana aminareo kristianina rahamilaza mazava hoe nisipa izy sy maria ?????fantatry ny mpahay tantara rehetra anie izany e,ary isan'izany ny mpahay tantara kristianina???
ahoan amoa ryfody no hilazan'ise fa tsy mifanaraka amin'ny fivavahan asy finoana le fanontaniana??????ao amin'ny baiboly ve tsy resaka momba nyfiainan'i jesoa no atao litania???ka maninona rah ahiresak any momba azy ihany tsy resahana daholo izay momba ny fiainany ?????
lojika somary tsy maontina nefa mahavaly ilay fanontaniana.
ao anatybaiboly tsy misy filazana mihintsy hoe "nikaka ijesoa"nefa ve mino ianareo mpino fa tsy nanao izany izy???dia toa izay koa ny valin'io resaka io

67. ikaretsaka
(
26/12/2007 00:08)
ka raha nanana sipa i jesosy raha tsy nanana.. nampitombo ny isan'ny kapoa-bary handrahoina izany sa mampihena ny vidin'ny menaka sy ny lasantsy le
68. rakapy
(
26/12/2007 03:34)
Koa raha izany no fisainana hitondrana ny ady hevitra eto dia aza miady hevitra eto ry akama a! Kao raha nampihena ny vidin'ny lasantsy sy ny menaka na koa nampitombo ny kapoakam-bary ny tsirairay ny fivahana nataonao hatrizay dia hanaraka anao ny vahoaka.:-D:-D:-D Resaka sy dinika no atao eto fa tsy izay voalazanao
69. ari.malala
(
26/12/2007 14:14)
fa izao aloha no tsy azoko e misy micofirm be mintsy ao hoe nisipa i Jesoa sy maria, aiza ny profo??? manaraka izany, inona no tombontsoa azo na nanana sipa i Jesoa na tsy nanana? misy manao allusion hoe PD koa izy, jerijereo daolo ny valinteny rehetra, fa misy anzany ao ambonimbony ao na tsy mivantana aza, zany ve tsy fanafintohinana? tsy haiko mazava moa ny fireham-pinoan'ilay nanontany na kristianina izy na tsia, fa raha kristianina kosa no mametraka ilay fanontaniana dia hoy aho hoe, mandiniha tena fa efa mivaona any @ tsy izy ny finoanao! Zanak'Andriamanitra, hamonjy ny olona nanota no nahatongavany fa tsy hirevy vehivavy na hanao PD araka ny heverinareo. Raha nanao izany izy tsy adala ny Rainy nandoro ny tao Sodoma sy Gomora!
70. ikaretsaka
(
26/12/2007 14:47)
Rakapy> ka tsy maintsy izay ihany anie ny hiafaran'ilay ady hevitra e!
mampaninona izao izany raha fantatra na tsy fantatra?
mampaninona izao izany raha fantatra na tsy fantatra?
71. hertix
(
26/12/2007 15:01)
Za tsy hanamafy na nanao sipa Jesosy na tsia! Amiko tsy zava-dehibe izany, tsy hampiova ny finoako Azy izany. Tiako isarihana ny saintsika fotsiny dia izao: ao @ TV dia misy milaza fa raha tokan-tena ianao dia aleo mijanona @ izany ka hanokan-tena ho an'ny asa fanompoana. Rahatoa kosa anefa ka tsy maharesy ilay faniriana dia aoka hanambady ary hanokan-tena ho an'ny vadiny.(ialako tsiny fa tsisy baiboly eto amiko ka ny hevitra fotsiny no tongako ato fa tsy ilay texte exacte). Fehiny: raha nanana sipa Jesosy dia tsy ho nijanona ho célibataire fa avy hatrany dia nanambady, inoako mantsy fa tsy hanao mpitari-bato vilam-bava na oviana na oviana Izy. Asakasak'izay sahy hilaza koa fa PD Izy, samy hoadinina @ izay nataony avokoa mantsy isika rehetra!
72. pissoa
(
26/12/2007 15:25)
fijo:
ny mahagaga anie dia izao e,ny silamo,satria silamo no nanao le fandaharana mikasika an'i mahomet sy ny vehivavy nahitako ireo voalazako teo ambony ireo.ry zareo dia tsy mba menatra milaza fa nanao sipa ary tena tia vehivavy i mahomet."ny vehivavy isamista "sasanyaza moa dia gaga amin'ity fomba silamo amin'izao manalika vehivavy ity,satria i mahome dia olona tia sy nanaja vehivavy"hono"
pissoa teo:
satria notenenin'i Fijo tamin'ny fomba "mihaja" hoe nanagona vehivavy i mahomet dia tsy mahamenatra ! Dia "romance" no hita ao, "fitiavana" hono --- fa raha fomba hafa no hilazana azy, ohatra hoe saim-b*dy lery dia heveriko fa tsy fitiavana intsony no hita ao fa fahavetavetana ! :-D:-D:-D
teneno toy ny nitenenan'i rakapy anie hoe mpirevy cokxxx i ALLAH (satria i Jesoa aminay dia Andriamanitra fa tsy olona kely blitika tahaka an'i mahomet hanaovanareo fanoharana) rehefa avy nirevy divaka ... dia ho hitanao e ! raha tsy diso aho sary hitatra aza dia efa nisy resabe fa aoka tsy ho be resaka eto amin'ny forum eto kosa e :oops::oops::oops::lol:
ka inona no olana aminareo kristianina rahamilaza mazava hoe nisipa izy sy maria ?????fantatry ny mpahay tantara rehetra anie izany e,ary isan'izany ny mpahay tantara kristianina???
Iza avy izany mpahay tantara Kristianina izany ry Fijo ? Mba omeo anarana hoe ... :-D:-D:-D
fijo:
ahoan amoa ryfody no hilazan'ise fa tsy mifanaraka amin'ny fivavahan asy finoana le fanontaniana??????ao amin'ny baiboly ve tsy resaka momba nyfiainan'i jesoa no atao litania???ka maninona rah ahiresak any momba azy ihany tsy resahana daholo izay momba ny fiainany ?????
lojika somary tsy maontina nefa mahavaly ilay fanontaniana.
ao anatybaiboly tsy misy filazana mihintsy hoe "nikaka ijesoa"nefa ve mino ianareo mpino fa tsy nanao izany izy???dia toa izay koa ny valin'io resaka io
:-D:-D:-D
Ny mikaka dia ataon'ny olona salama rehetra !
Fa ny "sipa" dia tsy ny olona rehetra no manao azy. Noho izany dia tsy misy antony hinoana mihitsy hoe "nanao sipa Izy" !
73. rijadolly
(
26/12/2007 15:31)
Io fanaratsina io mihitsy ry Kristianina havana no nahatonga ahy niditra amin'ity lohahevitra ity.Mampalahelo ra voa ny nataony ny Mpiray forum amintsika ato.Iza moa no hadinina amin'izany tsy isika kristianina.Heverin'sasany sangisangy angamba ity Fivavahana sy Finoana ity ka entina hampiresahana aabe mpanjay anjara sy analavana resaka sy fandrangitana.tsy mitovy @ lohahevitra hafa ry zareo ny aty a!raha manana finoana hafa ianao dia hatrangao fa aza manao anio malahelo ny mahazo anareo anie izahay é!Raha tsy mino dia tohizo .Izahay mpino kristianina dia tsy maintsy mitory ny marina izay efa inoanay izay ilay asa,nefa raha izao ny ataon'nereo dia halahelo ny mahazo anay satria tsy nahay nampita izahay.:-*:-*:-*
74. ikaretsaka
(
26/12/2007 16:43)
aza eritreretina hoe manaratsy hoa nefa ianao koa manaratsy
izany ve de mba mety?
dia ianao koa aza "misangisangy ny "tsy finoany" sy "mandrangitra" ny azy!
tsy hitako izay tokony hampalahelo @ izany!
manana ny finoany izy (izay lazainatro..tsika manko e.. hoe tsy finoana) Torak'izany koa isika!
fiainana aby izany ary mety izano no anehoan'A/tra ny endriny amintsika!
hevitra no hifampizarana eto fa tsy alahelo
falifaly lalandava ho'a

76. fijo
(
26/12/2007 23:23)
pissoa an le manampahaizan atiako lazaina teo,maromaro satria ady hevitra no nataondry zalahy.mijereva fa misy io fandaharana momba an'i jesoa io ao amin'ny arte isaky ny paka,dia miantso olona mpandinika maro ry zareo hamakafaka azy ao.ary tsimaintsy misy mpino"matetitra pretra no miaraka amindry zalahy ao.mahalian aio resadresaka io fa mba araho amin'ny manaraka.
le izy tsy fanaratsiana,fa tsy itako mihintsy ny olana raha nanao sipa lery e,araka ny finoanareo anie ka "olona"ihany koa izy e.tsy manaratsy azy mihintsy izany.
lazao fotsiny hoe nanao sipa izy dia vita kabary.olona to any olona rehetra izy ko.

78. fijo
(
26/12/2007 23:34)
ka marin aizany ko,tsy fanaratsia amihintsy ny fanaovana sipa,na di ambola virja aza aho