Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Firy?
47. fijo
(
21/12/2007 21:10)
fa ahoana kosa moa no hilazana fa mampiady i rakapy ,na manao resaka feno fankahalana?????fanontaniana io,ary hafaka mamoaka ny heviny izay te hamoaka.
i mahomet resahan'i hery,dia fantatra ary tsy mahamentara ny silamo ny milaza azy fa de olona tia vehivavy ary rehefa nisaraka tamin'ny adija izy dia tena nanagona sipa mihintsy.inona ny olan arah amilaza izany??????
jesoa lehilahy raha ny fahalalako azy,ary velona,ka tsy mahagaga ve raha mba asian aresak any momba ny tantarampitiavany????

51. rakapy
(
21/12/2007 21:24)
yyeka .Efa mazava io ra Cutie fa tia antsika izy fa le fanotaniana anie de hoe. Mba liana te hahafantara ny tantaram-pitiavany(Romance) aho.
Araka ny voalazan'i Fijo momba an'i Mohamet eo ambony dia tsy misy tokony hahamenatra ny momba izany satria FITIAVANA fa tsy hoe la gera hoatra ny an'i George W.A.R Bush sy Osama ity fanotaniana ity ka hoe tokony afenina:}:}:}

53. fijo
(
21/12/2007 21:32)
izay ani erakapy e,tia ahalala bebe kokoa azy matoa manontany ny momba azy ko.
55. fijo
(
21/12/2007 21:55)
izay no tsy azoko,samy milaza fa mahalala sy nianatra azy,nefa menatra ny hilaza ny momba azy?????
56. rakapy
(
21/12/2007 21:57)
ka tokony nampiako hoe PAS SERIEUX ou N"A PAS DE REPONSES CORRECTES S"ABSTENIR SVP (NC17 ONLY) angamba le titra raha manahirana ny olona .Sa ahoana Ra Fijo?
57. fijo
(
21/12/2007 22:08)
tsy misy manahirana izany fa izay fanontaniana dia apetraka e.izay no mangitikitika dia hilana valiny de izay
58. diamondra27
(
22/12/2007 05:54)
Matoa mametraka fanontaniana dia mila valiny.
Valiny: mety hahafapo mety tsy hahafapo
Raikitra @zay ny dinika rehefa tsy mifanaraka @ eritreritra ilay izy, misy ny tafitohina satria toy ny maniratsira aminy le fanontaniana , misy ny mametraka fanontaniana satria mba mahalasa ny sainy ilay izy na dia hoe: fanontaniana tsy tokony ho valiana aza ilay izy.
Valiny avy aty amiko: tena tsy haiko ny tena marina, nisy fakampanahy nahazo an'i Jesosy ilay voalaza ao @ TV ary niala maina ny devoly.
Nifanerasera t@ olona tsy ankanavaka Jesosy na jentilisa na assassin na vehivavy janga na olona tsotra na mpanora-dalàna na mpamory hetra sns... Antenaiko fa @ maha zanak'Atra Azy sy modely tokony arahin'i kristina dia tsy izany hanao sipa zany no mission sy zava-dehibe fa ny famonjena antsika mpanota ary nalatsany ny ràny ho fanavotana antsika.
Koa @izao noely ho avy izao dia enga anie ka tsy ho any antranon'omny intsony no hisy Azy fa ao amponao, ao anatinao.RAISO JESOSY
Mirary krismasy sambatra ho an'ny rehetra
(====>manararaotra miteny izany satria nilaza resaka famonjena ny tenako)

60. Fody
(
22/12/2007 10:45)
Aleo tokoa manontany raha misy zavatra tsy fantatra na tsy mazava. Nefa ny valin-teny omena koa dia tokony ho valin-teny mari-pototra fa tsy zavatra taingitaingina fotsiny.
Mialohan'ny hametrahana fanontaniana koa dia tokony mba handinika ihany hoe:
1 - Hitondra inona ho ahy sy ho an'ny maro ity fanontaniana apetrako ity?
2 - Inona no tanjona tratrarina aminy, moa mifanaraka amin'ilay sehatra iresahana (finoana sy fivavahana) ve?
Izaho manokana aloha mahita fa ireo fanamarihana rehetra ireo dia tsy hita taratra amin'ity lohahevitra ity. Raha vao mijery fotsiny ny fomba nametrahana ny sujet dia efa hita mazava izany.