Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Firy?
121. ari.malala
(
02/01/2008 13:27)
raha ny fahalalako dia silamo izany ity rakapy ity? ary raha i mohameda inoanareo fa mpaminany no manao toy izany lazainao rehetr aizay de hino azy ve enao?
122. ikaretsaka
(
02/01/2008 20:10)
ho avy koa atsy ho atsy ny fanontaniana hoe i mahomet ve nitazona ny filahiany rehefa mivalandrano? sany virjiny 77 sa ny bazooka no mitazona sa i gabriely?
123. fijo
(
02/01/2008 22:10)
pissoa an,ny dikan'ny hoe "tsy misy antony hinoana "amiano inona????midika ve io fa misy ahiahy mety nisy le zavatra?????ny "tsy misy "anie ka efa fandavana ramato ae.sa aminareo ny tsia midika fa manaiky??????
za tsy mbola nijery ny momba an'i pissoa fa izao vao haiko hoe any afrika atsimo ndry,ka hialako tsiny fa noheveriko fa aty frantsa koa.
za tsy nilaza hoe siantifika manampahaizana.mitadiava aloha teniko nilaza an'izay ato.de alefaso eto.
za koa tsy dia zatra iomandray anarana olon ampandray anjara amina resaka io.izay aloha dia mety fahadisoana ka mety hasiako ezaka.za mantsy raha manaraka ireny tsy hoentikohiadian ahevitra no antony fa mba ho fahalalana hoahy fotsiny.

124. fijo
(
02/01/2008 22:13)
hoy pissoa hoe nalefany ny zanany hamonjy antsika.midika izany fa izay tsy mino io zanany io dia verytsy voavonjy.izay le resaka fanamboniantena amin'ny mpino.
tsy hiteny aho hoe ny kristianina,fa ny mpino ,satria ny ankamaroan'ny mpino"jiosy silamo kristianina" dia samy mampiasa io fanamboniantena io
tsy hiteny aho hoe ny kristianina,fa ny mpino ,satria ny ankamaroan'ny mpino"jiosy silamo kristianina" dia samy mampiasa io fanamboniantena io
125. rakapy
(
03/01/2008 02:34)
Ari.malala> Tsy misy olana izay fitsaranao ahy.Efa nolazaikony momba ahy ka raha Silamo na Kristianina na mpanompo sampy dia tsy misy olana. Fa i Mouhamet anie ka hoe hiverina koa atsy ho atsy e! 4l savanah no ho fiarany, hanao volo rasta, de hifoka sora, hanana sipa maro ary mbola hanala bex sy toaka gasy aza fa hoe hanao pointe eo Antaninarenina izy sy RaJasosy hono:-D:-D:-D:-D
127. prime
(
04/01/2008 09:11)
rakapy:... ka angaha tokoa moa tsy izany mihitsy? efa nohafahan'ny Kristy ny mpanota ary antsoiny hoe voavonjy... mino izany ve nefa ianao? nanaiky fa tena mpanota tokoa ve ianao? tsapanao ve fa tena lafo vidy ny ràn'ny marina hamonjy ny tsy marina?...
Prime> Koa raha ny rany nalatsaka tao kalvary no nanafaka ny mpanota nilona tamin'ny fianana toy izany ry ngahy ,ka inona moa no ampivaky loha antsika toy izao intsony??? moa ve tsy efa avotra sy afaka isika @ zao??? SA MBOLA TSY SURE LE FANAVOTANA???
Raha eny ny valiny, dia mitombina ny nosoratanao io...
rakapy> Ilay hevitra fototra mamaritra ny atao hoe "sipa" no tokony hazavaina kokoa...
128. rakapy
(
04/01/2008 09:25)
Prime> ka efa voavonjy izany ny rehetra ka tsy misy tokony hitorinao intsony.:^):^):^) Ny momba ilay sipa indray dia ao anaty baiboly ny valiny.Jereo ao @ pejy 666 :-D:-D:-D
129. prime
(
04/01/2008 10:31)
rakapy> nefa toa tsy novalianao ny fanontaniana, dia izaho no lazainao tsy tokony hitory teny intsony? sa???
Mikasika ny hoe ao anaty baiboly ny valiny ambaranao mikasika ny atao hoe "sipa" dia sady fanimbazimbàna no faniratsiràna ny soratra masina ka dia mihevera tena ihany... rehefa tsy mino dia aza mino fa aza manimbazimba sy maniratsira ny soratra masina... fa raha tena mihaona amin'ilay rain'ny lainga (666) ianao dia izaho mino fa tsy hahajoro na dia iray segondra akory aza ka mitandrema ihany... fa hoy indrindra ny voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy : "4 Ary lazaiko aminareo sakaizako hoe: Aza matahotra izay mamono ny tena, nefa nony afaka izany, dia tsy mahay manao mihoatra noho izany.5 Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: Matahora Izay manam-pahefana hanary any amin'ny helo*, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: Matahora Azy.[*Gr. Gehena]" Lioka 12:5
Fa misaora an'Andriamanitra fa mbola androm-pamonjena izao ka hihainoan'Andriamanitra izay miantso Azy sy hamohany izay mandondona ao Aminy... koa araraoty ny andro fa mbola andro soa izao...

130. pissoa
(
04/01/2008 16:40)
fijo:
pissoa an,ny dikan'ny hoe "tsy misy antony hinoana "amiano inona????midika ve io fa misy ahiahy mety nisy le zavatra?????ny "tsy misy "anie ka efa fandavana ramato ae.sa aminareo ny tsia midika fa manaiky??????
:-D:-D:-D
ny "tsy" nolazaiko dia tokony ho fantatrao fa avy amin'ny hevitrao mikasika ny mikaka (satria io no nataoko quote). ary avy amin'io hevitrao io dia tsy misy antony inoana mihitsy fa nanao sipa izy.
ny tsy dia midika fandavana - saingy mety tsy ilay eritreretinao no nolaviko fa vakio tsara ! refa tsy azo teny ampiandohana dia efa ireo ny fanazavana !!! :-D:-D:-D
za tsy mbola nijery ny momba an'i pissoa fa izao vao haiko hoe any afrika atsimo ndry,ka hialako tsiny fa noheveriko fa aty frantsa koa.
:-*:-*:-*:-D
za tsy nilaza hoe siantifika manampahaizana.mitadiava aloha teniko nilaza an'izay ato.de alefaso eto.
za koa tsy dia zatra iomandray anarana olon ampandray anjara amina resaka io.izay aloha dia mety fahadisoana ka mety hasiako ezaka.za mantsy raha manaraka ireny tsy hoentikohiadian ahevitra no antony fa mba ho fahalalana hoahy fotsiny.
toa tsy niteny aho hoe niteny i fijo ka ... ! aza midongy fotsiny hoa. raha mbola tsy nidongy dia tsy maninona mihitsy fa aza midongy fotsiny :-D:-D:-D
131. rakapy
(
04/01/2008 19:08)
Prime> Raha fanimbazimbana ny teny hoe "sipa" dia mandehana any radio sy ny mpanao lalana dia fohany io teny io fa tsy ny tenako no namorona azy!
Ary ianao mba miseho ho mpino an'i Jesosy io ve mba ahatsangana 1 sekondra raha toa ka ipotrany tokoa? Ary tsarovy fa efa imbetsaka ianao no nahita azy t@ endrika maro fa tsy nino. Ka aza mianak'endry leroa!!!

132. fijo
(
05/01/2008 00:50)
io no voalazan'i pissoa"Fa ny "sipa" dia tsy ny olona rehetra no manao azy. Noho izany dia tsy misy antony hinoana mihitsy hoe "nanao sipa Izy" !ka le tsy eo inona no dikany?io no tiako ho fantatra
dia hoe ary "avy amin'io hevitrao io dia tsy misy antony inoana mihitsy fa nanao sipa izy."fa raha tsy io hevitro io izany di amino ihany enao fa nanao sipa izy
Raha izany aza tsy vitan'i Fijo dia aza midongy ho mana-pahaizana na siantifika "io no nolazainao,ka izay no nilazako hoe tsy mbola niteny an'io aho,za koa tsy mbola nidongy ho manampahaizana mihintsy ngamba,tsy mbola niteny olona ho vendrana sy aho tato ngamba

133. rakapy
(
05/01/2008 00:57)
Ka ireny anie Ra Fijo le karazn'olona nahazo lavage de cerveau hoe rehefa manao sipa de fahotana ary raha nanao firaisana dia asa fotsiny. Ataony hoe adala angamba ilay Nahary nanamboatra izany ho antsika olombelona sy ny biby maro isankarazany.
134. niryna
(
05/01/2008 21:14)
rakapy:
Ka ireny anie Ra Fijo le karazn'olona nahazo lavage de cerveau hoe rehefa manao sipa de fahotana ary raha nanao firaisana dia asa fotsiny. Ataony hoe adala angamba ilay Nahary nanamboatra izany ho antsika olombelona sy ny biby maro isankarazany.
ka iza ilay Nahary lazainao eto kosa aloha?
ho anareo tsy mino an'Atra dia lazaivo fa lavage de cerveau ilay izy,marina izany aminareo satria averiko indray fa tsy omen'Atra anareo mihitsy ny teniny raha tsy mino Azy hianareo,ka dia aza misahiran-tsaina na mivaky loha fa ny mpino tsy mivaky loha amin'izay tsy hinoanareo.Ny endry mody voky fa ny adala manesika ihany. Eny tompoko fahotana ny manao firaisana raha mbola tsy tonga ny fotoana nampakarinao azy na hianao nampakarina (na lahy izany na vavy):roll:.Eny tompoko adala izay manao izany,saingy mety misy ny tsy nahatohitra ny fakam-panahy,mety misy ny voadona,mety misy ny nanaonao foana nitsakatsaka,tsy anjarantsika no mitsara an'izany,olombelona miaina amin'ny nofo aman-dra izy ireny fa ny toky nomen'ny Tompo hoe Avia hifandahatra Amiko hianareo(mifona aminy,mangataka ny famelan-keloka,rano raraka ka tsy azo raofina dia tazomy manomboka amin'ilay fotoana nifonanao amin'izay ny tenanao,) na mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala :zava-misy io ary hiaraha mahita sy hiaraha-mahalala saingy raha mino an'i kristy,raha mametraka ny fiainanao ho tantanany hianao,raha miaiky Azy fa efa nitsangana tamin'ny maty Izy,ary raha manao Azy ho Tompo sy Mpanavotra anao Izy dia ho fafany daholo izany fahotanao izany ary tsy ho tadidiny intsony, tsy io irery ihany ny fahotana fa maro sy bobaka koa dia mandehana mibebaka any Aminy .
^:^ Voninahitra anie Ho Azy Irery ihany,ary ny fitiavany kosa ho antsika tsirairay avy.Vaovao ny taona,mitodia amin'izay any amin'i Kristy fa miandry anao Izy ^:^
135. rakapy
(
06/01/2008 02:06)
Nyrina> Tsy mbola nisy nilaza taminao teto fa tsy mino ilay Nahary ireo lazainao fa tsy mpino ireo. I Jesosy no tsy hinoany fa ilay Nahary dia iray ihany na ny ahy na ny anao ! I Kristy voalazanao io anie ka mampiady ny vahoaka. Na dia ianareo samy Kristianina aza dia efa mifanipaka sy mifamono be noho io anarana io ka dia dia mbola sahy hiteny amiko va ianao hoe mitodia aminy???
Lavage de cerveau tokoa ny hoe aza manao firaisana ara-nofo alohan'ny fampakaram-bady satria dia logique ho an'ny olon-kendry ny mifampizaha ny rehetra momba ilay ho vadiana( ara batana, ara tsaina, ara-panahy...)vao manapa-kevitra. Ataonao ahoana raha toa ka tsy mitovy fisainana ianao sy ny vadinao ny amin'ny momba ny sex? oh:Izy tia manao @ maraina nefa ianao tia ny manao @ aliana? dia lasa disadisa ao an-tokatrano ny momba izany.Ka hiisy elanelana oe amin'ny mpivady. Koa azafady ,aza manoro vohona ny mpiara-belona aminao raha tena olon'A/tra marina ianao.

136. prime
(
07/01/2008 09:10)
rakapy:... tsy mamaky tsara ianao... ny filazàna ny momba ny \"sipa\" ho ao anaty baiboly sy ilay valin-teny boribory hoe \"ny momba ny \'sipa\' dia ao anaty baiboly ny valiny\" no fanimbazimbana satria tsy misy izany ao amin\'ny soratra masina... fa ny ao dia na resaka fijangajangàna, na fofom-bady, na vady raha ny resaka fifandraisana eo amin\'ny lahy sy ny vavy... ka mamakia tsara mialoha fa ny teninao ihany no mamatotra anao dia avy eo ianao ihany no tsy mahazo azy...
Prime> Raha fanimbazimbana ny teny hoe \"sipa\" dia mandehana any radio sy ny mpanao lalana dia fohany io teny io fa tsy ny tenako no namorona azy!
rakapy:... tsy miseho ho mpino aho fa tena mino an\'i Jesosy Kristy avy any Nazareta ilay Andriamanitra mahery, Andrianan\'ny fiadanana ary efa mpanapaka ny hita sy ny tsy hita, na ny any an-danitra na ny ety an-tany... Ilay Mpanjakan\'ny Mpanjaka, Andriamanitra Mahery... ilay nohomboana tamin\'ny hazofijaliana, maty sy nalevina nefa nitsangana tamin\'ny maty tamin\'ny andro fahatelo...
Ary ianao mba miseho ho mpino an\'i Jesosy io ve mba ahatsangana 1 sekondra raha toa ka ipotrany tokoa?
Tsy iray segondra fa mandrakizay satria efa lavo ilay fahavalo lehibe... efa noresen\'i Kristy izany ary tsy manam-pahefàna intsony amin\'ny zanak\'Andriamanitra ka na hiseho iray segondra na hiseho maharitra dia efa resy...
rakapy:... Nahita an\'iza? tsy nino ahoana?
Ary tsarovy fa efa imbetsaka ianao no nahita azy t@ endrika maro fa tsy nino. Ka aza mianak\'endry leroa!!!
Toy izao no voasoratra amin\'ny anaran\'i Kristy :
\"Koa raha misy olona ao amin\'i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.\" II Korintiana 5:17
137. rakapy
(
07/01/2008 13:43)
Prime> Koa raha efa lavo ny fahavalo lehibe araka ny voalazanao dia nahoana no mbola miady ianao??? Mba ataovy logique ilay fomba famaritana fa mbola eto an-tany isika .
Ary ny sipa anie ka fomba fiteny ka angaha voatery tsy maintsy hanaraka ny fiteny ao @ baiboly vao mazava aminao ny resaka?
Ary ny sipa anie ka fomba fiteny ka angaha voatery tsy maintsy hanaraka ny fiteny ao @ baiboly vao mazava aminao ny resaka?
138. prime
(
08/01/2008 06:06)
Rakapy> Efa lavon\'i Kristy ary efa tsy manan-kery intsony izy ho an\'ny manana an\'i Kristy sy velona ao amin\'i Kristy...
Ny fandresena tsy midika hoe tsy misy intsony ny ady satria ny tena adin\'ny mpino ihany koa dia tsy ilay ady ho an\'ny tena loatra, fa indrindra ilay ady fanafahana ny hafa mbola voagejan\'i Satàna... araka ny hafatr\'i Jesosy Kristy...
Fitiavana no nanavotan\'i Kristy ahy sy ny mpino rehetra, dia fitiavana ihany koa no iadiana amin\'i Satàna amin\'ny anaran\'i Kristy anafahana ny mpanota maro mba handray ilay tena fitiavana sy ilay tena fiainana...
Ny lojikan\'ny tenin\'Andriamanitra sy ny sitrapony matetika mifanohitra amin\'ny lojikan\'olombelona sy ny an\'izao tontolo izao ka tsy mahagaga raha toy ny tsy dia mitombina loatra na mifampitohy no fahita azy indraindray...
Mikasika ny atao hoe \"sipa\" dia zavatra samy hafa mihitsy amin\'ny voambara ao amin\'ny baiboly... izay no nangatahako famaritana mazava azy fa tsy novalianao moa... fa raha zohina ny filazàn\'ny tanora azy ankehitriny dia akaiky kokoa amin\'ny resaka \"fisakaizàna\" raha ny ao amin\'ny baiboly saingy lasa lavitra kokoa... ary izany indrindra no mahatonga ahy nanamarika fa tsy misy izany ao fa na mijangajanga no filaza izany na tsy misy...