YAHOO GO !

1. lemenakely ( 20/12/2007 19:44)
Manandrana mi télécharger ilay yahoo go ny tena fa tsy mety satria mila izany firmware r1kc izany ho an'ny sony ericsson ! asa izay mbà efa nanandrana azy ity fa tsara tokoa raha compatible ny phone !
novalian'i ds ny 20/12/2007 22:29
2. ds ( 20/12/2007 22:29)
Ny ahy (P990i) koa tsy mbola mandeha fa handefasany mailaka hono rehefa vonona :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.081