jeneraly tiko loatra ny lohateniny

1. sadh ( 21/12/2007 05:24)
tononkiran'i Jeneraly io no angatahako ze manana e! tsy fantatro na io no lohateniny fa io no fahalalako azy e! misy anzao ny tonony oe: anananao tokoa niy bika , ny endrikao toprak'izany nefa kosa mangatsika , raha mila anao hatrany ! de tsy haiko intsony e!
novalian'i Bafota ny 27/12/2007 19:27
2. Bafota ( 21/12/2007 12:24)
An'i Jeannot Razakandrainy iny hira iny,hojereko raha mbola ao amiko dia alefako ho anao.Mirary soa
3. Bafota ( 27/12/2007 19:27)
sadh!Jereo ao amin'ny serasera tononkira,ny lohateniny:HAFANANA,Dia hirao mitatatatabe be mihintsy mba ho henoko dia mba ho hitako hoe falibe ianao.Mirary soa:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5885