Ho any gasy manontolo

1. salmo1 ( 20/12/2007 14:45)
Manaova fety sambatra daholo e, de tratrany tratrany taona 2008.


novalian'i fetrakens ny 10/01/2008 10:29
2. tynah ( 20/12/2007 19:15)
ié sika rehetra eh!!!! Dia hitondra soa ho an'tsika tsirairay avy anie io taona vaovao io eh!!!:-*
3. simplex ( 20/12/2007 22:01)

enganie mba hitombo fahaizana (dinika :P) sy fahendrena isika rehetra indrindra fa ny lehilahy (resa-dehilahy ity) :)
4. yuka ( 21/12/2007 08:36)
ary zay vevavy ahoana? Vevavy zany sady efa mahay no endry:-D:-D:-D
5. simplex ( 21/12/2007 13:28)

:D:D:D
Enganie mba hitombo fahaizana sy fahendrena ny vevavy, fa enganie hitombo bebekoa ny an'ny lehilahy :°):-P;-)
6. yuka ( 21/12/2007 15:39)
fa awona mintsy no nareo lelahy no bebekokoa aleo hitovy ka!:-D:-D:-D
7. booboo ( 21/12/2007 16:07)
aaa aleo ho bebe kokoa ny an-dry zalahy sinon tsy hahatratra ny fahendrena sy fahaizantsika vhv zareo kah :°)

8. yuka ( 22/12/2007 03:34)
ok!Isika vhv kay mou efa hendry be daholo :^):^):^)
9. ravatorano ( 22/12/2007 09:55)
zao less za ra salmo1 vao mahita net fa lasa tany amin'ny dezaka fa tsy koi i fa elah aza no isaorana amin'ilay firarian-tsoa e
d samia ho tratrany jiaby e
^:^^:^^:^^:^
10. naughtyboy ( 29/12/2007 12:39)
manaova fety milay daoly sika rehetra e..
11. ikaretsaka ( 30/12/2007 01:03)
enga anie hitombo bebe kokoa ny an'ny lehilahy??? hu hu hu:-D
12. fasaly ( 30/12/2007 07:34)
13. tendry77 ( 30/12/2007 09:14)
enga anie hitombo bebe kokoa ny an'ny lehilahy??? hu hu hu



Hitombooo!:roll::roll:Zay zany fa de msotreee
gasy lehihilahy yhany aloha,zay vao ny gasy manontolo an:-D:-D de hitombo eh!-hitombo
14. ikaretsaka ( 30/12/2007 18:39)
le hitombo aza tsy hay sy tsy voafaritra mazava akory hoe "ny inona marina" ko!
:wink:
hafahafa fisainana 1 trano reto sipa ireto
waintsklaints de efa mampikoropaka:-D
15. ravatorano ( 02/01/2008 06:38)
mirary fahasalamana,fahasoavana ry fanambinana ho antsika lehilahy sy vehivavy (sao bedesin'yuka eto indray) amin'izao fahtongavan'ny taona vaovao izao e
16. ari.malala ( 02/01/2008 08:23)
samy tratran'ny taona daolo alou e! iza no tena hafahafa fisainana? :-D:-Dao ambony ao aza efa misy hoe hitombo fahaizana sy fahendrena de hitombo bebe kokoa ny an'ny lelà @ io fahendrena io ko:-D:-D
17. simplex ( 02/01/2008 12:28)

efa nitombo ve izay ny an'ny lelah :P8)
18. mignone ( 02/01/2008 17:00)
i simplex ngà tsy lhl leroa no manontany a ?
19. tess ( 02/01/2008 17:35)
efa ne nitombo ve izy ao ry ika ah!:-P:^)
20. simplex ( 02/01/2008 17:48)

mignone,
asehoko anao eo ny mahalelah ahy ra tsy mino eo enao an :roll::°):@

tsy zany fa nena indraindray mitombo d indraindray mihena ka hoy ah hoe sao dia nisy vevavy nanao firariantsoa hampihena aza :-w8):lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1535