etikety

1. tslem ( 17/12/2007 05:01)
Hono ho aho? inona kay no mba dikan'ilay boribory kely sy telozoro @ etikety @ akanjo ireny?ilay sary fera sy ny sasany aloha mba mazava tsara ihany fa ireo zavatra roa ireo tena tsy azoko mitsy ny tena dikany. :)
novalian'i kelly13 ny 18/12/2007 09:57
2. kallie ( 17/12/2007 05:55)
ko tsy sèche linge sy machine à laver ve?
3. tendry77 ( 17/12/2007 06:24)
Manhona rreto,atao resaka mixte aloha ah:
-misy sary cuvette ahitana ..°c io no hafanan'rano farany ambon zakan le lamba
-le telozoro azo na ts azo(X) aolana le lmba
-ny fera ....(X)
-boribory mis p azo na ts azo(X) sasana @ prodt
-carre misy boribory azo na ts azo (X) sasana am
4. sakaizakely ( 17/12/2007 08:37)
boribory = lavage à sec
triangle = eau de Javel

rehefa misy X dia tsy azo ampiasaina izany
5. sakaizakely ( 17/12/2007 08:39)
http://www.ariel.se/fr_CH/cl_allsymbols_print.html
6. tslem ( 17/12/2007 12:15)
Dia misaotra indrindra fa hatram zay moa d tsy nahalala na inona na inona ka dia nalefa tanaty machine dôly dôly ny lamba,nampiasaina dôly io produit isankarazany io,tena nanao ny tsy fanao zany...,zao mba efa fantatra ireo :)
7. kelly13 ( 18/12/2007 09:57)
nenà ankia ry tslem mba hi eviter-na ny pb d ataoko lavage a froid fôna a, max 30° zany e, asa ny machine njy ra misy lavage a main kou, d io no ampesaiko refa manasa ny pulls-ko en cachemire sy ny satin za bon courage ankia a :*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.112