Ny silamo sy ny fanambadihana hataony sasany

1. salmo1 ( 17/12/2007 21:19)
Vaovao vao nande teo tamin'ny TV.

- rangahy silamo 58 taona anakiray natao raharaham-panambadihana amin'ny ankizivavy silamo vao 8 taona.

- rangahy silamo 30 taona anakiray natao raharaham-panambadihana amin'ny ankizivavy silamo vao 11 taona.

Normaly ve izany:?:
novalian'i fijo ny 28/12/2007 22:30
2. pissoa ( 17/12/2007 21:33)
Jesus Christ !!! :oops::oops::oops:

8 taona ... mbola kasikasy kapoaka no tokony atao amizany kosa fa tssssss:-D:-D:-D
3. rabilabila ( 17/12/2007 21:48)
Vaovao hita isan'andro amin'ny gazety malagasy:

-Raim-pianakaviana iray nanolana ny zanany vao 3 taona monja.

- Renin-jaza iray nivarotra ny zanany .........

- Zazavavy iray niteraka irery ary nanary ny zaza menavava tany an-gabone.

....................................

Vaovao hita any Inde matetika:

- Raim-pianakaviana iray namono ny zanany vavy
- Zazavavy iray novonoina tamin'ny tora-bato rehefa avy nidradradradra sy nangataka fanampiana tamin'ny fanjakàna noho ny fanolanana (viol )azy.

Fehiny : Quand on est con ,on est con quelque soit l'origine , la religion ,........

Ny tiako lazaina (sao dia avadika zavatra hafa indray ) dia condamnable ny acte na iza na iza ilay olona , na gasy , na vazaha ,na indianina ,na arabo ,na sinoa ........satria négation tanteraka amin'ny droits de l'homme ,de l'enfant , de la femme izany.
4. cutie ( 17/12/2007 21:53)
amen rabilabila :D
5. ratonga ( 17/12/2007 23:26)
cutie:-D=))
6. cutie ( 17/12/2007 23:28)
shhhhhhhhhhhhhhhh
in ndray aza :-D:-D:-D:-D
7. ratonga ( 17/12/2007 23:47)
lé amen'i cutie ngé no mampimé é!:-D:-D:-D
8. cutie ( 17/12/2007 23:48)
manin ny amen no mampime :-D
9. ratonga ( 18/12/2007 00:12)
mateika hitako ampesainao fôna io tsinona:-D:-D
10. cutie ( 18/12/2007 00:17)
ka efa zatra be le aty aminay za koa :-D
amen hoy z'izy ry zareo ndrindra reo amerikana mainty reo refa d'accord @ zavatra ray ry zareo :-D
11. ratonga ( 18/12/2007 00:21)
ay vé é!
amen:-D:-D
12. cutie ( 18/12/2007 00:22)
tsy amen:-D
13. ratonga ( 18/12/2007 00:24)
ko efa mba d'accord ah zany ko in dray:°)
14. cutie ( 18/12/2007 00:26)
d'accord @ in zao ratonga teo:-D
15. ratonga ( 18/12/2007 00:27)
lé fanazavana:-D
16. cutie ( 18/12/2007 00:30)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
zay vo amen
17. ratonga ( 18/12/2007 00:40)
amen :-D
18. cutie ( 18/12/2007 00:44)
:-D
19. karinah ( 18/12/2007 03:42)
pissoa:

Jesus Christ !!! :oops::oops::oops:

8 taona ... mbola kasikasy kapoaka no tokony atao amizany kosa fa tssssss:-D:-D:-D

hoy i pissoa:"Jesus Christ !!!"
mmhhhhhh, mbola tsy ary velively izany ry Slamo a! hihihihi!!!
20. karinah ( 18/12/2007 03:43)
salmo: mbola latsaka ny 18 toana mbola tsy matotra izany!!!(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2147