Ny silamo sy ny fanambadihana hataony sasany

41. prime ( 28/12/2007 08:18)
fijo> izaho angaha moa miteny hoe io no mitondra azy? milaza fotsiny aho hoe misy kolon-tsaina ao ambadiky ny fomba ireny na ara-pinoana na tsia dia izay... raha ny hevitro dia efa voavaly ilay fanontaniana raha mamaky tsara ianao...

Fa na tianao na tsy tianao, eto amin'izao tontolo izao dia manan-danja lehibe ny kolon-tsaina ary mitondra "azy" mihitsy tokoa aza... fa ho an'ny kristiana dia Kristy no filamatra...
42. fijo ( 28/12/2007 22:30)
ekeko izay ka.tsy miteny aho hoe niteny izany i prime
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075