Ny silamo sy ny fanambadihana hataony sasany

21. karinah ( 18/12/2007 03:45)
LazaD: purée!!!:lol: omeo ny porofo? hann!!!
22. richtiana ( 18/12/2007 05:28)
=))=))misia maty ry mohamed sy krisped fa tshisy hiakatra velona any andanitra any ihany ve ny iray aminareo e.
23. prime ( 18/12/2007 08:29)
salmo1> sao misy kolon-tsaina koa ao ambadika ka tsy mety ny tonga dia mitsara hoe "normal" ve izany?
24. salmo1 ( 18/12/2007 16:24)
prime: tsy mitsara aho ka, fa mbola manontany fotsiny oe: ''normaly ve izany'' aminareo:?:

Amiko manokana aloha dia tsy hitako izay maha normaly azy, tsy tsara, tsy mendrika, na fafinaretana amin'izany aza tsy misy.
Dadabe maka akizivavy vao 8 taona zany ve ho rariny.
^:^^:^

25. piste ( 18/12/2007 17:19)
Na kolon-tsaina koa aza dia mbola tsy norma ihany. Ary tsy ny kolotsaina rehetra akory dia tsara avokoa( oh : famonoana zaza terak'Alakaosy, fampisotroana tangena, sns).
26. LazaDaddy ( 18/12/2007 21:54)
salmo> izay mantsy ny hafatra nosoratako teo fa nisy nanala.

Fanontaniana ny anao ary miandry valiny ianao.

1) Amin'ny sokajin'olona sasany (toa ahy) dia tsy normal izany. Amin'ny sokajin'olona hafa (toa an'i Mohameda nanambady ankizivavy 6 taona) dia normal izany

2) Ny famaritana ilay "normal" no tokony hazavaina:

- Amin'ny olona sasany ohatra normal ny fitenenana fa "maloto pipi". Ny sasany kosa indray mampisotro pipi an-dameva.

- Amin'ny sasany ratsy ny mamono olona, saingy amin'ny hafa dia adidy sy andraikitra ny "suicide bombing"
27. fijo ( 18/12/2007 22:10)
efa voafehi ndrabilabila ny marina
28. rakaroka ( 18/12/2007 22:16)
fijo:

efa voafehi ndrabilabila ny marina

Fa maninn koa aza no "Rabilabila" lé anarana:roll::roll::roll:nefa tsapa hoe "mahitsihitsy" izany!:-P:-D:-D:-D:-D

29. rakapy ( 19/12/2007 20:10)
Amiko dia tsy hoe ny Silamo ihany no manao io fomba io. Ny silamo no voateny tamin'ity indray mitoraka ity. Mbola maro ny olombelona eto ambonin'ny tany no manana fomba mitovy izany saingy tsy misy mitsikera na tsy misy mitaraina. Amiko manokana dia voalefitro ihany ilay hoe manambady zaza na dia tsy mety aza fa tsy voalefitro kosa dia ilay manao pedophilie hoatra ny ataon'ny mpitondra fivavahana Kristianina sasany eto @ zao tontolo izao dia avy eo ilay zaza ialana fotsiny. Tsy karakaraina. Raha bevohoka ilay zaza dia hialana ny andrakitra maha rain-jaza satria tsy fomba kristianina hono ny manambady na koa mampirafy.Ka nefa dia natao ihany!!:-D:-D:-D
30. rabilabila ( 19/12/2007 21:57)
rakaroka:

fijo:

efa voafehi ndrabilabila ny marina

Fa maninn koa aza no "Rabilabila" lé anarana:roll::roll::roll:nefa tsapa hoe "mahitsihitsy" izany!:-P:-D:-D:-D:-D




:-P Tsy aleo ve tanora no mibilabila sy mibalabala ,toy izay antitra vao mikapilapila sy mikapalapala klé :-D:-D:-D:-P


31. fijo ( 19/12/2007 21:58)
kay kay kay marary izany rakapy an.ohhhhh

rakaroka,ka io le mahintsy na bila aza ka.
32. ikaretsaka ( 19/12/2007 23:20)
rabila:
Fehiny : Quand on est con ,on est con quelque soit l'origine , la religion ,........

namaste
33. cutie ( 19/12/2007 23:21)
:-D
34. ikaretsaka ( 19/12/2007 23:27)
caution sao con ary cutie an,
aleo ihany mitrandraka sy laid back foana e
35. cutie ( 19/12/2007 23:28)
:-D
36. remandilatse ( 20/12/2007 16:48)
Vaovao hita isan'andro amin'ny gazety malagasy:

-Raim-pianakaviana iray nanolana ny zanany vao 3 taona monja.

- Renin-jaza iray nivarotra ny zanany .........

- Zazavavy iray niteraka irery ary nanary ny zaza menavava tany an-gabone.

....................................

Vaovao hita any Inde matetika:

rabilabila:
- Raim-pianakaviana iray namono ny zanany vavy
- Zazavavy iray novonoina tamin'ny tora-bato rehefa avy nidradradradra sy nangataka fanampiana tamin'ny fanjakàna noho ny fanolanana (viol )azy.

Fehiny : Quand on est con ,on est con quelque soit l'origine , la religion ,........

Ny tiako lazaina (sao dia avadika zavatra hafa indray ) dia condamnable ny acte na iza na iza ilay olona , na gasy , na vazaha ,na indianina ,na arabo ,na sinoa ........satria négation tanteraka amin'ny droits de l'homme ,de l'enfant , de la femme izany.


ka mivolambola fahatany rabilabila, ny zaza 3ans olanin'ny rainy , sy ny sisa, dia condamné ny fiara-hamonina kristianina, ny fanambalia aja 11 taona na 8 taona , de tsy enken'ny pasteur sns...

par contre ny mariage @ zaza 8 na 11 taona enken'ny fiaraha -monina silamo, sy enkenn'ny IMAM - dreo

grande difference.
37. rabilabila ( 20/12/2007 17:55)
ka mivolambola fahatany rabilabila, ny zaza 3ans olanin'ny rainy , sy ny sisa, dia condamné ny fiara-hamonina kristianina, ny fanambalia aja 11 taona na 8 taona , de tsy enken'ny pasteur sns...

par contre ny mariage @ zaza 8 na 11 taona enken'ny fiaraha -monina silamo, sy enkenn'ny IMAM - dreo

grande difference.


Ny ahy Remandilatse tsy manavaka fihaviana, na fivavahana ,na harena na inona ,izaho sady tsy kristianina no tsy silamo fa AT ,fa amiko resaka "humanité" no hijerevako azy,ary izay no nahatonga ahy niteny tamin'ny farany hoe: Ny tiako lazaina (sao dia avadika zavatra hafa indray ) dia condamnable ny acte na iza na iza ilay olona , na gasy , na vazaha ,na indianina ,na arabo ,na sinoa ........satria négation tanteraka amin'ny droits de l'homme ,de l'enfant , de la femme izany.D'autany plus hoe: ankizivavy kely foana no tratrany fa tsy mety ho ankizilahy mihitsy akory ( na ny zaza vonoina any Inde na Chine na ireo terena hanambady any amin'ny tany musulman ).

Io ohatran'ilay hoe : Manana droit mi-polluer satria tsy nanao sonia ny processus de Kyoto .
Ohatran'izany koa ireo tany tsy nanao sonia ny déclaration universelle des droits de l'homme .
38. fijo ( 20/12/2007 22:40)
izay mihintsy.homboy
39. prime ( 27/12/2007 10:33)
salmo1> raha valin-teny avy amin'ny kristiana no tianao ho fantatra dia efa voavaly sahady ny fanontanianao... ary na ianao ihany aza dia namaly azy...

Ny mahatonga ahy niteny hoe sao misy kolon-tsaina dia satria amin'ny kolon-tsaina silamo dia azo atao izany... ary maro aza amin'ny silamo ihany no mamandrika zaza mbola any am-bohoka raha toa ka vavy ny ho teraka... ny fivavahana jiosy fahiny ihany koa dia nanaiky mihitsy tamin'ny fotoan'androny ny fanambadiana maro ary tsy ferana tamin'izany ny taona... ny "polygamie" dia ekena mihitsy amin'ny finoana silamo, ary misy aza antokom-pinoana kristiana manaiky izany koa... http://fr.wikipedia.org/wiki/Mariage_plural_%28mormonisme%29

Any Tibet misy foko iray mivelona any an-tendrombohitra avo mihoatra ny 5000m d'altitude ary manana kolon-tsaina "androgame"... misy vehivavy efa dimam-polo taona vao avy niteraka tamin'ny 2005 ary tonga dia nampiakatra ny vadiny vaovao vao 12 taona monja...
40. fijo ( 27/12/2007 23:43)
misy io kolontsiana io ka,fa tsy voatery ho io no mitondra azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008