mila tsy...

1. ratonga ( 17/12/2007 23:14)
ary tena manan-tatalenta angé i sefo é!http://www.dailymotion.com/relevance/search/Feo+Gasy+/video/x3p064_mila-tsy-rija-ramanantoanina-par-he_music
=D=D
répondu par hery le 27/12/2007 11:43
2. ratonga ( 17/12/2007 23:16)
ary tena manan-tatalenta angé i sefo é!
http://www.dailymotion.com/video/x3p064_mila-tsy-rija-ramanantoanina-par-he_music
=D=D
3. cutie ( 17/12/2007 23:26)
tapaka ny tsinaiko mahita an'i hery :-D:-D:-D:-D:-D
4. ratonga ( 17/12/2007 23:34)
aleo kosa mba hirevy ny sefo é!:lol: mlay kanjo :-D:-D
5. cutie ( 17/12/2007 23:36)
za nga tsy mahazo mihomehy :-D:-D:-D:-D
entre pas alou,anisan;ny hira tiako indrindra io :)
6. ikalamako ( 17/12/2007 23:39)
:-w:-w

:lol::lol::lol:

=D=D=D=D=D
7. ratonga ( 17/12/2007 23:52)
cutie> za nga niteny wé tsy mahazo mihomehy:-D:-D
hono wa sô mba misy orizinaln'io hira io nga kelkepàra;-)
8. cutie ( 17/12/2007 23:58)
ndraso we hitady:)
9. ratonga ( 18/12/2007 00:04)
:lol:msôtra mélou :wink::-P
10. cutie ( 18/12/2007 00:05)
raha mahita za:-D
11. ratonga ( 18/12/2007 00:16)
efa nitady vé alou é:-D
ary lé ty ko ra mahita, tsy tena aiko ny titra fa misy wé "miririo fôna ny angidina" to rija ramanant... no mihira azy:lol:
12. cutie ( 18/12/2007 00:21)
tsy nahita :-D
lalatiana sy rija no mihira an'io
13. ratonga ( 18/12/2007 00:22)
misy rohy vé:lol:
14. cutie ( 18/12/2007 00:24)
le miriorio foana ny angidina ve?
15. ratonga ( 18/12/2007 00:26)
ié:lol:
16. cutie ( 18/12/2007 00:28)
za nga nahita:-D
haiko fotsiny we lalatiana sy rija no mihira azy
17. ratonga ( 18/12/2007 00:32)
mba anaovy duo miaraka @ sefo ao ary mo dé ampidirina daily avy eo é:-D:-D:-D
18. cutie ( 18/12/2007 00:34)
mahay mihira nga sefo:-D:-D:-D:-D
19. ratonga ( 18/12/2007 00:39)
io ko http://www.dailymotion.com/video/x3p064_mila-tsy-rija-ramanantoanina-par-he_music
sady zà efa tena nahita sursen an!:-P
20. cutie ( 18/12/2007 00:42)
tsy naheno ny feony tao za:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0615