ERITRERITRA MANDALO NEFA KOA TSY MAZAVA
1. endrika01
(
17/12/2007 18:47)
\"RAHA MATY NY RENIKO TSY HITIA VEHIVAVY ITSONY AHO\"teny saika henoko matetitetika izy io.Tsy zatovolahy 2na3 fa maromaro ihany,dia lasa ny eritreritro manao hoe\"inona ary ny zavatra mba tian-dry zalahy lehilahy hambara na hampitaina @io tena maizina amiko.
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:32
4. pissoa
(
17/12/2007 20:49)
za koa tsy mbola naheno an'io ...
fa raha izao famakiako azy izao dia tahaka ny hoe ny reniny zany no tena favi raha samy vehivavy e :@:-D:-D:-D
fa raha izao famakiako azy izao dia tahaka ny hoe ny reniny zany no tena favi raha samy vehivavy e :@:-D:-D:-D
5. xxx
(
17/12/2007 21:03)
ka raha vao ny reniny mitsy no favy dia tsy tsara manambady izy izany satria irony ilay tsy mihaino afa tsy ny tenin-dreniny irony:{
6. simplex
(
17/12/2007 21:37)
tsy lojika ary mety sarotra be @ vevavy ny hahazo azy fa hoy aho hoe aza miady vintana @ reniny :)
kendreo fotsiny mba tsy hiara-monina aminy akaiky ;-)
kendreo fotsiny mba tsy hiara-monina aminy akaiky ;-)
8. pissoa
(
17/12/2007 22:30)
samy manana ny mahaizy azy kosa ny reny sy ny vady e ! aza afangaro fa mampiady ozizy ny efa manam-bady :-D
ie - milay be raha samy reny i Neny ... saingy tsy afaka ampitahaina amin'ny olona ho vady kosa e, hadalana miharo tsinjaka zany ozizy ny Ntaolo :-D:-D:-D
ie - milay be raha samy reny i Neny ... saingy tsy afaka ampitahaina amin'ny olona ho vady kosa e, hadalana miharo tsinjaka zany ozizy ny Ntaolo :-D:-D:-D
9. xxx
(
17/12/2007 23:07)
pissoa:http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4762d4e335148
12. Vitsikakely
(
18/12/2007 04:59)
Ny fandraisako an\'io dia hoe refa tsy hiaraka amiko zao ianao, dia avelanao ho faty ve ny reniko zay vao hiaraka isika.
16. jajalida
(
18/12/2007 07:53)
Mbola tsy tapaka tadim-poatra izay miteny izany ary tsy tokony hanam-bady fa hipetraka amin'ny reniny
17. booboo
(
18/12/2007 08:03)
endrika01 > tonga ve dia io notenin-dreo fa tsisy resaka niatombohany ? raha zay dia resaka tsisy lohany tsisy vodiny no tsisy tsinainy dia tsy hita beee ihany zay handraisana ny tena dikany :^)
18. endrika01
(
18/12/2007 09:04)
Ka nisy fiatombohany miitsy ny resaka ry booboo,tiko ianao,tsy tiako ianao,zaho ho anao ,ianao tsy an léry fa ahy samirery,nefa za koa tsy anao samirery,raikitra ny ring é...Ôdray!!!Maro be ny kôfa é,ohatrany hoe faran-teny angamba lay izy ô,sa...
19. niryna
(
19/12/2007 06:45)
Satria ny reny dia sarobidy amin'ny zanaka lahy,saika mitady olona mitovy toetra amin'ny reniny izy matetika na toetra e na bika e na volo e.Ary ny reniny foana no ataony ohatra na resaka amin'ny namany,misy aza tsy mety manambady fa tsy mahasara-dreny.Mafy amin'ny zanaka lahy ny hamoy ny reniny toy ny zanaka vavy mamoy ny ray.Izay no antony mahatonga ny ankizilahy miteny izany.Indrindra moa fa nisy fiarahana mamy izy mianaka,tsy misaraka fa mifanjohy hatry ny kely,saro-piaro izy,maty ambony ihany izy raha marary ny reniny ,raha misy olona eny an-dalana sendra manao fijery hafahafa dia izy no saro-piharo.Fitiava sarobidy izany no ao antsain'ilay zazalahy na efa lehibe aza izy dia mbola ao ihany ny maha zanaka azy.Fitiavana tsy ho voasolon'iza na iza ny fitiavan-dreny.
20. endrika01
(
23/12/2007 14:41)
zany tokoa angamba ,de hijalijaly zany zay mbola velon-drafozam-bavy raha tojo ny hoatran'io.hi hi hi hi