ERITRERITRA MANDALO NEFA KOA TSY MAZAVA
21. pissoa
(
23/12/2007 14:53)
xxx:
pissoa:http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4762d4e335148
efa hitako io :-D:-D:-D:-D:-D
23. tsiambaratelo
(
30/12/2007 13:03)
=))ary raha ny vehivavy indray no mikozy,raha maty ny raiko tsy hitia lehilahy intsony aho.
raha izaho no miteny an'io,dia midika amiko.
"tsy mila lehilahy intsony aho raha maty ny raiko,satria ny raiko no hitantana ahy refa atao Mariazy aho,
noho izany aza ampifilaina aho ,fa refa tsy haka vady ahy ianao de andana aloha mihodina.=))=))=))=))=))

25. xxx
(
04/01/2008 13:45)
RAHA MATY NY RENIKO TSY HITIA VEHIVAVY ITSONY AHO
:-w
Fitiavana 2 samihafa ny fitiavana ny reny sy ny fitiavana ny vady : complémentaires fa tsy supplémentaires , ka mahaiza manavaka
Fiteny natao tsy dia am-pandinihana loatra ny toy izao amiko. Tsy misy mahasolo ny reny, tsy misy koa mahasolo ny vady, samy manana ny hanitra no azy
26. Veloo
(
04/01/2008 14:34)
Fitiavana 2 samihafa ny fitiavana ny reny sy ny fitiavana ny vady : complémentaires fa tsy supplémentaires , ka mahaiza manavaka
=D
27. tsiambaratelo
(
13/01/2008 11:44)
Ny anay aloha ny ray na reny tsy mba manavaka izany ,fa izaho indray aza no saro-piaro be @ zaobaviko,fa lasa ireo ndray no mahazo teny mamy be ,fa zah zany ahoana????mba tsy mahandry kosa angamba reny lhl ireny ;-);-);-);-);-)
28. endrika01
(
03/02/2008 13:32)
tendry77:
endrika01:
"RAHA MATY NY RENIKO TSY HITIA VEHIVAVY ITSONY AHO"
voady ratsy :°):°):°),