famantarana nomen'i Jesosy

1. LazaDaddy ( 17/12/2007 11:28)
naninona i Jesosy no nanome famantarana marobe mikasika ny andro farany?
novalian'i prime ny 28/12/2007 07:53
2. pissoa ( 17/12/2007 12:55)
nanome angaha moa Izy ?
Izy aza nilaza fa ho avy tampoka knoo :-D:-D:-D
3. cutie ( 17/12/2007 13:24)
tonga soa indray alou ry Laza a :)
4. Veloo ( 17/12/2007 14:40)
naninona i Jesosy no nanome famantarana marobe mikasika ny andro farany?


satria izy tia antsika ary mba tiany ho akany any aminy daholo isika rehetra, no sady mba mihomana amin'ny fiaviny

cutie :-*
5. cutie ( 17/12/2007 21:36)
satria izy tia antsika ary mba tiany ho akany any aminy daholo isika rehetra, no sady mba mihomana amin'ny fiaviny

veloo :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
6. ratonga ( 17/12/2007 23:39)
eny ivato zany vé izy no tsenaina sa aiza:-D:-D:-D
7. cutie ( 17/12/2007 23:40)
eo am-baravarana :-D
8. ratonga ( 17/12/2007 23:45)
varavaran'ny nin:-P:-D
9. cutie ( 17/12/2007 23:48)
ny trano koa , fa aiza no misy varavarana hafa :-D
10. ratonga ( 17/12/2007 23:54)
ny lanitra ohatra:-P:-D
11. cutie ( 18/12/2007 00:02)
ka izy nge hono mivoaka avy any aza koa, hidina ety an-tany :-D
ambeno tsara ny tranonareo:-D
12. ratonga ( 18/12/2007 00:10)
mandé parashut zany vé:-D
ny trano midy tsara ka sady mbola misy vavady alou :-D tsy maintsy mitono-tena vô sokafana:-D
13. rakapy ( 18/12/2007 00:17)
Tandremo ary sao dia mpangalatra mamaky trano @ andro alina no henonao ka dia miteny @ vadinao ianao hoe" cherie an! ndana vohay ny varavarana fa tonga ao i jesosy" zay vao tena loza!!!
14. cutie ( 18/12/2007 00:18)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. ratonga ( 18/12/2007 00:19)
tsy mamoha oul tsy fantatra ka:lol:
16. cutie ( 18/12/2007 00:23)
ka izy nge hono ho avy toy ny mpangalatra e :-D
17. ratonga ( 18/12/2007 00:25)
angalatra in hono=))=))
18. cutie ( 18/12/2007 00:27)
asa:-D:-D:-D:-D
19. ratonga ( 18/12/2007 00:29)
asa an'iza no azo angalarina:-P:-D
20. cutie ( 18/12/2007 00:30)
asan'i ratonga:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0527