famantarana nomen'i Jesosy

21. ratonga ( 18/12/2007 00:36)
néna tsy omeko:-D
22. cutie ( 18/12/2007 00:44)
tsisy ifanerena io :-D
23. ratonga ( 18/12/2007 00:55)
tsy mifaneritery zany:-D
24. prime ( 18/12/2007 08:21)
LD> raha ny fahafantarako azy dia fitiavana, nomeny ireny mba hiambenana sy aharetana ary itokian\'ny mpino ny amin\'ny ihavian\'ny Tompo...
25. deric ( 18/12/2007 11:21)
Nomeny ny famantarana satria:
1- Tsy nanome ny fotoana izy raha nisy nanontany hoe rahoviana, fa ireo famantarana no mampahatsaiahy fa efa akaiky ilay izy.
2- hanaporofoana fa marina ny nambarany
3- Hialana amin'ny fitaky ny sasany.

Ny hoe ho avy toy ny mpangalatra dia midika fa tampoka na amin'ny tsy ampoizina.
Amen!
26. LazaDaddy ( 18/12/2007 13:36)
prime sy deric> misaotra anareo! Raha azoko ny ambaranareo dia izao:

1) izany hoe izay miambina sy mahalala ireo famantarana ireo dia tsy ho tampoka aminy ilay izy, satria ry zareo efa miambina? Sa tsy izay?

2) Tsy tsara izany ny kamo sy tsy mivaky loha manao hoe "rehefa ho avy izy dia ho avy" fa ilaina tokoa ny miambina.

3) Ho tampoka amin'izay tsy mahalala ireo famantarana sy izay tsy miambina ny fihaviany.
27. piste ( 18/12/2007 17:21)
Fa inona aloha no atao @ ilay "miambina" é? Na inona no atao hoe : "miambina" ?
28. fijo ( 18/12/2007 22:11)
tsy nanome ninoninona iznay letsy izy an,izy aza tsy hita akory ny taolany ko
29. niryna ( 19/12/2007 07:04)
rakapy:

Tandremo ary sao dia mpangalatra mamaky trano @ andro alina no henonao ka dia miteny @ vadinao ianao hoe" cherie an! ndana vohay ny varavarana fa tonga ao i jesosy" zay vao tena loza!!!



:cry:
30. fijo ( 19/12/2007 21:59)
hi hi hi ity ka ten aloza
31. ikaretsaka ( 19/12/2007 22:41)
LazaDaddy:

naninona i Jesosy no nanome famantarana marobe mikasika ny andro farany?


satria tiany ho hitantsika @ signals hafa ny lalana fa tsy izay voasoratra ao anatin'ilay "atotam- boky navondron'ny katolika ka ampiasainareo "
32. fijo ( 19/12/2007 22:43)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol:tena avereno letsy le boky fa tssss
33. ikaretsaka ( 19/12/2007 23:16)
ny tsy azoko mihitsy ange de izao e.. raha te hanangana fivavahana hafa ry zalahy.. naninona no tsy nanao vaovao mihitsy , nasina ireny bull 95 pages be nataon'i lotera ireny ohatra na tsy haiko aby.. fa zavatra efa nahorina alaina.

ataontsika izao fijo hoe hanangana fivavahana hoe salami dia coran'ny silamo ihany no alainy sy ampiasainy fa mody mahazo mihinana henankisoa fotsiny ohatra!
taaaaapaka ny lohan-drangahy iioooo!
34. cutie ( 19/12/2007 23:23)
in ndray aza ny tsy aritra :-D
35. prime ( 20/12/2007 12:19)
LD> izay mihitsy...

piste> tsy mazava be ve ny atao hoe miambina (azo itarafana azy amin\'ny finoana)? \"veille\" no mahalaza azy kokoa, maharitra amin\'ny finoana sy ny fitiavana, mitandrina sy mikolokolo izay nomen\'ny Tompo, miaro amin\'ny fanafihan\'ny fahavalo, mivavaka tsy mitsahatra, mino, manantena, mahatoky, miasa tsy mitsahatra amin\'ny finoana (mamahana, mitory, mizara, mamelona, mitaiza, mampianatra, mananatra, manatanteraka ny sitrapon\'Andriamanitra amin\'ny tena sy ny ankohonana ary ny mpiara-belopna rehetra araka izay fanomezam-pahasoavana noraisina)... maro no azo ilazàna azy fa ny tsotra indrindra dia ny hoe tia an\'Andriamanitra hatramin\'ny farany...

Inona no atao amin\'izany? raha mahita mpiambina tanàna ianao na mpiambina ondry na mpiambina omby ohatra dia inona avy no ataony?
36. LazaDaddy ( 20/12/2007 12:56)
1Tesaloniana5:4,6:
Fa hianareo, ry rahalahy, tsy ao amin'ny maizina, mba hahatratra anareo toy ny mpangalatra izany andro izany...Koa dia aza mba matory toy ny sasany isika, fa aoka hiambina hiari-tory ka hahonon-tena.
37. fijo ( 20/12/2007 22:51)
vizaka rah atsy hatory eo,fa ataovy ary
38. ikaretsaka ( 24/12/2007 16:42)
Jesoa(joany 14, 27):
Fiadanana no avelako aminareo, fiadanako no omeko anareo, tsy mba tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no omeko anareo. Aoka tsy hitebiteby na hatahotra ny fonareo.
39. prime ( 27/12/2007 09:51)
ikaretsaka> mifanohitra ve ireo ambaranareo sy LD ireo?
40. ikaretsaka ( 27/12/2007 14:58)
zay indrindra...
ahoana ny fijerin'i prime azy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1804