rakapy manao teny tsy voahevitra

1. LazaDaddy ( 18/12/2007 05:08)
manao teny tsy voahevitra i rakapy. Na mety nihevitra ihany izy fa izay mihitsy ny fomba fiheviny.

mangataka ny hi-ban ny IP an'i rakapy sy fanesorana azy tsy handray anjara eto azafady fa mankarary maso ny fombany.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m47671e49809b3 2. Mpandefa : rakapy 18-12-2007 05:25:19
novalian'i sitlo ny 19/12/2007 17:46
2. rakapy ( 18/12/2007 06:14)
Fa angaha toi mbola zazakely no malaky manitsoka nefa i toi ihany no nanomboka ny resaka?
3. xxx ( 18/12/2007 06:41)
4. lapino ( 18/12/2007 06:49)
Kay lety e !! raha mbola ompa koa zany !!!
5. kallie ( 18/12/2007 07:28)
:?:roll:
6. hery ( 18/12/2007 08:12)
Mitovy ihany ianareo roalahy.

Ny iray raha vao mandre Mahomed (izay hajain'i rakapy) dia manoratra eo akaiky eo hoe "Piss be upon him" (Na tsy mahay teny anglisy aza aho dia hitako hoe ompa izany)

Ny iray indray raha vao nahita an'io dia i Jesoa (izay hajain'i LazaDaddy) no lazainy fa "asshole" (Na dia tsy mahay teny anglisy aza aho dia hitako hoe ompa koa izany)

Dia IP-n'iza no hotohanana? Ilay nanomboka gidragidra sa ilay namaly sy nanohy gidragidra?
7. vakiniadiana ( 18/12/2007 08:17)
mifankatiava rankizy an
8. yuka ( 18/12/2007 08:22)
Raha toa ka tena tia ny finonareo LazaDaddy sy hi-ban
dia aza miady aza mifandragitra,samia manaja ny azy de vita.^:^^:^^:^
nisy diso le voasoratra etsy ambony,finony no tiko azaina
9. kelly13 ( 18/12/2007 10:02)
taraiky za ms bon, tsy aleo v mifankatia ry reto fa andro efa sarotra ty a, ny fety manakaiky nareo hifandramatra eto, pfff
10. Bafota ( 18/12/2007 11:31)
ka tsy " NAMANA SERASERA " VE ITY E!
Rehefa tsy te ho mpinamana nareo nareo mitsamy de malahelo izahay namana:cry::cry::snif::snif:
11. LazaDaddy ( 18/12/2007 13:24)
Hery> azafady aloha fa diso hevitra ianao :)

1) izaho tsy nanompa an'i rakapy, rakapy nanompa ahy :)
2) nilaza ny marina momba an'i Mohameda manambady ankizy 6 taona aho dia "tezitra" hono rakapy :)
3) Ny anaran'i Mohameda dia nampiako ny teny fanonon'ny olona manaraka ny anarany ka asa manakory? :) Vakio anie io raha tsy toy io ny henonao aloaky ny vavan'ny silamo e! :)
4) Tsy maninona na esorina aza ny IP-ko ka. Mba mifehy tena sy mikajy fotoana laniana @ aterineto koa @ izay :)
5) inoako fa zava-doza ny nataon'i rakapy matoa nesorina.
6) misaotra ny mpiandraikitra
7) :)
12. hery ( 18/12/2007 16:05)
LazaDaddy>

1. ny marina momba an'i Mohameda tsy raharahako. TSy izany no nahatezitra an'i rakapy fa ny nametrahanao soratra hoe (Piss be upon him) teo akaikin'ny anaran'i Mohameda izay olona hajainy.

3. mbola hamafisinao ihany izany ilay fanopana ny olona hajain'ny hafa? Raha ny reninao no opaina ohatra dia ahoana? :-)

4. Tsy izaho no nangataka fanesorana IP :-)

5. Tsy hoe tsy zava-doza akory izay nosoratanao matoa tsy nesorina fa mba hahafahana mahita hoe nanoratra hoe "Piss be upon him" ianao. I rakapy (silamo) efa niaiky fa tsy nety ny nataony fa i LazaDaddy (kristianina) mbola tsy nanaiky hoe nanompa olona hajain'ny olona. Eisy e ry kristianina.

6. Tsisy fisaorana :-)

7. Eisy e ry kristianina (bis) :-)
13. xxx ( 18/12/2007 16:24)
8) samia manaja ny finoan'ny hafa e! io resaka finoana io foana no mampiady ko tsy aleo tsy mino raha izany:-P resaka finoana koa ve de hatao hampiady.....
raha tsy izany mifanekera vata-korona rehefa samy matanaka.....rehefa tsy hifanaja.
14. diamondra27 ( 18/12/2007 17:46)
za tsy tafiditra any hono e! tsy ampy taona
15. xxx ( 18/12/2007 18:24)
tsy tafiditra aiza io ry diams????8)
16. LazaDaddy ( 18/12/2007 21:49)
hery> izay anie no nambarako hoe
1) izaho tsy nanopa an'i Rakapy, izy nanopa ahy e :)

2) Ilay resaka Mohameda indray dia ny silamo aza no mpiteny an'io. Henoy anie ry zareo isaky ny manonona ny anarany raha tsy miteny an'io e :)

2a) Ilay resaka fanajana ny finoan'ny hafa dia filam-bohatsiary satria raha vao miteny fotsiny aza ianao hoe "zanak'Andriamanitra" i Jesoa" dia efa lazainy fa ompa izay satria hono Allah tsy niteraka :)
17. xxx ( 18/12/2007 22:10)
de aza mamaly rehefa izany ! raha tiana hihitatra dia valio izy:)
18. sitlo ( 19/12/2007 17:46)
Mba mihaiky ry LazaDaddy hoe diso fa iza koa no tsy mahay mamaky an'io.

Lazaivo koa ny kristianina raha tsy miteny hoe: "peace be with you".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1074