Vente en ligne

1. grim ( 13/12/2007 13:13)
Manahoana daholo!

Sao dia mba misy mahafantatra site ahafahana manafatra composants informatiques mankaty madagasikara (carte graphique, processeur, ...) fa tena baombina daholo ny eto sady lafo?

Misaotra mialoha.
novalian'i tendry77 ny 18/12/2007 13:25
2. xxx ( 13/12/2007 13:25)
Ohatra hoe : http://www.amazon.com/gp/help/customer/display.html?ie=UTF8&nodeId=596186

Raha ny hevitro aloha, aza mividy amin'ny euros fa lafo be ny euros zao e. Indrindra Frantsa mbola be taxe isankarazany. Fa aleo mividy amin'ny dollars.

Dia ampitovio ihany ny vola tena haloanao avy eo sao maty antoka (change + shipping sns)

Asa koa ny resaka garantie na ahoana no fandehany
3. grim ( 14/12/2007 06:01)
xxx:

Misaotra tamin'ilay info. Ny vidiny anie eo ihany fa ilay izy tsy misy eto an-toerana mihitsy no mahasosotra. Raha misy indray dia ratsy qualité (avy any Chine).

4. niainasan ( 17/12/2007 01:57)
Manahoana eh!!
Marina mintsy zany lazainao izany.
Ny resaka informatika et an-tanana sady ratsy no lafo.
Na mbola any frantsa aza no mividy mbola Mora lavitra (50% mora kokoa), maika zany fa ra any amin'ny faritra asie-asie, singapor.
Ny tena tsara ra mahita olona mivoka herin'andro na ohatran'zany fa le manafatra na le posténa otrany tsy mety.
5. grim ( 17/12/2007 05:07)
xxx>

Nojereko ilay amazon.com fa tsy mety mandefa matériel aty Mada fa boky sy CD/DVD ihany no azony alefa.

niainasan>
Ny tena tsara ra mahita olona mivoka herin'andro na ohatran'zany fa le manafatra na le posténa otrany tsy mety.

Teny tsy mety mihitsy fa raha mahita olona ianao dia mba lazao.
6. tendry77 ( 17/12/2007 05:56)
- Fa inona le zavatra zahavinao sao misy ato amiko,de ny olan aloha de thail-chine no niaviany (vao na occ),fa le mandeha mivoaka am'zao efa tssy fika intsony tao anatin'2mois de tsy azo atao intsony ny manao bagage a main fa mandoa sss (tax).
7. grim ( 17/12/2007 07:21)
NVidia GeForce 8600 GT 512 Mo ilay izy raha misy any. Arakaraky ny marque ihany no mahatsara na maharatsy ny avy any asie.
8. xxx ( 17/12/2007 10:04)
grim, ko mahita ohatra an'izao ao aho :
Automotive, Computers, Electronics, Grocery, Home & Personal Care, Kitchen, Outdoor Living, Tools

Standard International Shipping
Per Shipment : $7.99
Per Item : $1.99/lb

Expedited International Shipping
Per Shipment : $9.99
Per Item : $2.99/lb

Priority International Shipping
Per Shipment : $39.99
Per Item : $4.99/lb

9. grim ( 17/12/2007 10:39)
Mandefa izy fa boky sy CD/DVD ihany. Tsy mandefa matériels informatiques na appareils éléctroniques.
10. tendry77 ( 18/12/2007 13:25)
o^oo^oo^o serie na 8600 zany ry akama tena mbola rakaka be eto ah;aleo rehefa mivok ah manontanitany ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0741