Azafady kely aloha e!

1. pitchou ( 13/12/2007 12:49)
:D mba mety azo atao v m'sié le maire mba tsy alefa mafy lôtra le tgv ndrao mivadika eo ka hamoi-doza? :D:D:D
sô d manko tsy tafiditra ny gara eo fa misy manodikodina eny am-panidinana kou?
d mbô aleo savana kely ny billets fa ny sasany telondrato no isan'ny mpandeha nefa ny billets lafony dimandrato hono?
d mahazo mijapy tgv dôliny v na d tsy manao fanamiana tgv aza fa ohatra we ... TIM? :oops:
novalian'i pitchou ny 14/12/2007 18:34
2. Jeankely ( 13/12/2007 13:06)
Efa maro no tia hijapy. Ny olona mila mahafantatra fa tsy TGV = Mandeha ho azy. Ny sasany aza vehivavy mihaingo nefa manipy hoditra LODISIA=))=))=)) eran'ny lalana ary ny sasany mbola mihevitra fa ny Fiara droaka rehetra no alefa miasa satria samy mila mitady. Olana marobe io ka nefa raha samy mihevitra fa ho tanandehibe dia tsy maintsy misy fangirifiariana ny fialana @'ny daboraraka.
3. ragza ( 13/12/2007 14:04)
Za aloha ts de mahay pôlitika loatra fa ny zava-misy de zay tian'ny olon ihany e!
Safidim-bahoaka ka ts hiadin-kevitr fa tahak ny pzp ka zay revin'ny olon ihan no mibata ny fandresena.
Ny @ hoe Maire indray de matoa izy sa miditr eo de inoana fa ts handiso fanantenan ny vahoak fa hita fa mila fiovan ny rehetr ts eo amin'ny tanana ihan fa eo amin'ny fiainana manontolo sady mihevitr ny hoavin'ny rehetr fa tsy tombotsoan'olontokan ihany. Ka samia mivavak ny izay hitondra eo fa ankinina amin'Andriamanitra sisa ny zava-drehetra araka ny teny soratra masina hoe :"Rien n'est impossible pour Dieu"
Koa de mahereza sy mazotoa ary mahatanjaha daholo
homba anareo anie ny TOMPO!
OK A. TGV MiARAHAB SAHADY ANAO NY VAHOAKA
4. rijaj9 ( 13/12/2007 14:29)
fa anga mo ny TGV MANIDINA RY pitchou
5. pitchou ( 14/12/2007 18:34)
ie!!! ny taxiben'iarivo aza hono manidina beuh mintriny kou! maika fa tgv?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0719