Pasoy
1. salmo1
(
11/12/2007 22:23)
Nisy rangahy sy ramatoa vao vita mariazy.
Lay rangahy tsy manao na inona na inona rehefa miara matory amin'ny ilay ramatoa.
Dia rehefa tonga avy niasa lay rangahy de nahitany vadiny nitsilailay teny ambony salon tsy mitafy lamba fa dia miboridana be.
Hoy ilay rangahy:
- Fa inona ity hataonao ramatoa! Lasa adala ve ianao e?
Hoy ilay ramatoa:
- Izaho leisy no lamba fitafihako mba hitadiavantsika fianakaviana. (tsy miakanjo lay ramatoa aminio ah)
Dia hoy ilay rangahy:
- Zao ve no lamba hitadiavana fianakaviana.
Pasoy e! Pasoy! ao maintsy halaiko lay fera hipasoanao azy!
(asa rapme kle)
;-)

novalian'i namana2008 ny 12/12/2007 13:15
2. Kwasi
(
12/12/2007 00:40)
Aleo lesy ampiako kely ry salmo1 a.
Dia hoy ilay ramatoa:
- Raha hisahirana ihany elah ry malala, babyliss alaina a.