HATSIKANA TSY AZO VAKIANA ALOHAN\'NY SAKAFO Ô
1. tsiambaratelo
(
11/12/2007 21:29)
Tantarana boka izy ity!Voan\'ny tuberculose le ra-namana, dia nasian\'ny dokotera nampiasa kapoka handrehofana.Efa misy manolo foana le kapoka refa feno satria ilain\'ny dokotera ,hijerena raha misy fiatsarana lay aretina.Ndray andro ary,sendra nandrehoka iny le ra-namana de nilatsaka tao anaty kapoaka ny solonifiny,(beurk)tsy nisy olona mba afaka natsoina,ny tanana tsy afaka nandray,de inona hoy nareo no nataony?Aiii,aiii,aiii,nosotroiny daholo le rehoka de tonga tao am-bavany ny solonifiny!!!(tandremo sô misy mihôka mando eo an...)
novalian'i Vitsikakely ny 20/01/2008 14:42
3. tsoupou
(
02/01/2008 13:13)
:roll: :roll: :roll: Dé tsara ve lé reoaka lé bokala ty a ??? :D :D :D
4. rdanyl
(
17/01/2008 18:15)
ngah lisany mbola tsy ninana rehoka hohanina miaraka @ mofodipaina;milay be ireny fa izy be sira be fotsiny za mbola tsy ninana fa fatatro fotsiny hoe tsy mangidy be hoatry tai-tsofina izany ireny an?
:miam:
:miam:
5. Vitsikakely
(
20/01/2008 14:42)
rdany> ngaha efa nihinana tain-tsofina??
hi hi hi hi hi hi hi hi mangidy angaha izy 'reny
BEURK ,te handoa be aho 'zany!!!!:^):^):^):^):^)
hi hi hi hi hi hi hi hi mangidy angaha izy 'reny
BEURK ,te handoa be aho 'zany!!!!:^):^):^):^):^)