mitady namana taloha

1. pepelas ( 12/12/2007 14:21)
Mba saika hanontany re za hoe sao de mba misy mpianatra tany barikadimy tamatave 1994-2000 mpandray anjara ato amin'ity sehatra ty fa mba liana te hahare vaovao é!
2. xxx ( 12/12/2007 16:16)
i diamondra27 anontanina ô!:lol:
3. pepelas ( 12/12/2007 16:57)
De mba aiza hono no mety hahitàko an'i diamondra27?Vahiny eto amin'ity sehatra ity ihany koa manko ny tenanay ka mba toroy ny fanao re ry xxx!
4. fahamarinana ( 13/12/2007 11:44)
:arrow:Ho avy tsy ho ela eo i Diamondra27 kah,sinon ametraho hafatra izy e,za koa tany tamatave fa tsy nianatra tao barikadimy kosa aloha e.Sady taloha be anao koa ny génération-ko,hi!hi!(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1701