HO ANAY NANOHANA NY TIM

1. peugeot ( 13/12/2007 08:05)
manaiky izahay fa resy fa miandry kous izahay ra mavita otrany vitanay i TGV ny tsia
novalian'i peugeot ny 16/12/2007 05:56
2. Optik ( 13/12/2007 08:15)
Kely finoana aho raha ny amin'io TGV io.
3. xxx ( 13/12/2007 08:21)
hi hi hi

Ka nareo ihany no hamingana azy raha ny fiheverako azy, aizany fitiavan-tanindrazana ?
4. papala ( 13/12/2007 08:23)
Mety hahavita tsara izy, fa ny ahy ny fanahiako dia ireo olona volontaire niseho nanaraka an'azy fotsiny no tsy matiko lolo ? sao dia hanao ohatran'ireo rezervista t@ Ra8? Dia hitomany seza sy karama be amin'izay rehefa avy eo ?
5. salmo1 ( 13/12/2007 08:25)
xxx:
aizany fitiavan-tanindrazana ?


fitiavana ny taniny maty ve:?:

Mba hazavao kely fa tsy azoko.

;-)
6. Optik ( 13/12/2007 08:31)
Ny tantaran'i TGV anie ka hitovy @ tantaran'i Ravalo ihany e! Iza no ho leo voalohany eo?
Ireo nifidy an'i TGV ireo ihany no hanenjika azy voalohany eo. Ary tsy maintsy izay no mitranga na mety ataon'le olona na tsy mety ataon'le olona.
Satria nahoana hoy ianareo?

Satria maro no mihevitra fa ny mpitondra no hiantoka ny vary sy laoka ho ao ambilaniny.
7. xxx ( 13/12/2007 08:40)
salmo

fitiavana-tandindrazana tsy misy fa tsy ny ahavitan'io olona io zavatra no heverina fa ny haminganana azy tsy ahavita, nefa ny zavatra atao ho an'ny rehetra fa tsy ho azy irery.
8. peugeot ( 13/12/2007 10:28)
tsy misy nahavita otrany vitany TIM alou hatreto fa asa izay atony TGV eo sao de analabaraka tena fotsiny eo
9. salmo1 ( 13/12/2007 10:31)
peugeot:
tsy misy nahavita otrany vitany TIM alou hatreto fa asa izay atony TGV eo sao de analabaraka tena fotsiny eo
ra mahavita elaisany, maninona no tsy nifidiany vahoaka:?: Misy antony ao!!!
10. lemenakely ( 13/12/2007 10:34)
ka aleo hidina ety an-tany izany ANDRIAMANITRA , mety raha tsy izy mihintsy no lasa président tsy handroso i GASIKARA e !
11. nibie ( 13/12/2007 10:42)
Tsara rehefa manaiky fa resy na dia natao daholo aza ny fomba rehetra angalarana. Ary ny mba teniko aza manonom-poana ny anaran'Andriamanitra ho an'ny sasany fa dia maniratsira azy loatra ianareo ny anarany tononina nefa ny ratsy atao ihany.
Ekena fa nahavita ny TIM kanefa ekeo ny fifandimbiasam-pahefana ary omeo sehatra ny tanora ary omeo chance ihany koa izy ireo fa ny fiainana dia fivoarana sy tolona fa izay tsy manao izany dia miforetaka amin'ny tany eo. Fa inona ny ratsy efa hitanareo nataony no dia enjehina be toa izao izy io avelap alpha izy hiasa.
Mba mivaotra e!!
12. salmo1 ( 13/12/2007 11:19)
peugeot:
fa asa izay atony TGV eo sao de analabaraka tena fotsiny eo


Hatram'izao kalouny ny TIM no tena afabaraka fadiranofana.

:arrow:
13. peugeot ( 13/12/2007 16:35)
ahoana mo ilazanao fa afabaraka fadiranovana izahay TIM ny zvt vitanay nga no tsy nisy ?sa nanao ny tsy nety zay ?TGV ary no tena afabaraka ra tsy mahavita inn ao anaty ny 8 volana aleo fa ho hita tsika eo e
14. patrick2002 ( 13/12/2007 19:20)
Ny TGV aloha tsy hanao appel d'offre mihintsy hoe amboary ny lapany tanana ry entrepreneur ,amboary ny rova ry entrepreneur dia avy eo tsy aloha ny volan'olona ,fisolokiana izany aminay.
15. peugeot ( 14/12/2007 06:32)
patrick2002ho hita tsika eo zany tsy hanao appel d'offre zany matoa izahay TIM manao anio de tsy tia tena fa mijery ny hafa ,manome asa ho anireo tsy misy asa,oh we ny entreprise manao ilay asa dia mitady ol karamaina hanao ilay asa.fa TGV angamba tia tena
16. patrick2002 ( 14/12/2007 14:32)
Famotehana ny afa no hataony TIM ,matoa tsy haloany volan'Olona ,asa ianao raha maharaka momba n'izany fonctionnement na entreprise izany natsy maharaka ,fa ny vola mila mihodina.
Ka aoka ho fantatrao fa alohany hanaovana appel d'offre ,dia tsy maintsy misy vola efa vao homana ao hanaovana projet iray ,ingahy PDS Rafalimanana ,tsy misy vola vaohomana ao nefa izy mi-lancer appel d'offre:roll::roll::roll: fa nahoana :?: izany amiko sahala @ hoe andeha hiantsena ianao nefa tsy misy vola any anaty paosinao .
Dia mihevitra ve ianao fa tsy ho betsaka ny entreprise ho faillite amin'izany zavatra hataony Rafalimanana izany, tsy capable @ administration public ra-lehilahy ka manaonao foana ny PDS ,zava-bita no mahamaika tsara aloha izany ,fa saingy tokony hojerena koa ny ho aviny entreprise manao an'ireny zavatra ireny .
Ka amin'Izao i Andry TGV no handoa ny trosa miavosa napetraky ny TIM ,continuté de l'administration oblige. Ka sao ianareo TIM hanatsatso afaka 8 volana hoe aiza ny zava-bita ,aiza ny zava-bita .
Hanilika trosa no hataony Andry TGV ao anaty ny 8 volana fa aza taitra .
17. salmo1 ( 14/12/2007 14:37)
patrick02:
Famotehana ny afa no hataony TIM ,matoa tsy haloany volan'Olona ,asa ianao raha maharaka momba n'izany fonctionnement na entreprise izany natsy maharaka ,fa ny vola mila mihodina.

mitovy hevitra!

Tena tsisy hilaivana azy maintsy lay TIM. Anarany fotsiny le oe: Tiako i Madagascar.

:arrow:
18. hery ( 14/12/2007 14:40)
patrick2002> Miala bala sahady :-)

Talohan'ny fifidianana dia efa fantatr'i Andry TGV ny situation ao amin'ny Mairie. Misy trosa tsy voaloa sns. Kanefa mbola nirotsaka ihany izy... ary nanao fampanantenana marobe.

Ny fampanantenana tokony nataony dia hoe "Raha lany aho dia tsy maintsy aloako aloha ny trosa ambiny ao, dia izay vao manao an'ireto tetikasa kely ireto"

Ny olona tsy nifidy azy mihtsy ka hoe hanakana ny tetikasa bedabe nampanantenainy ny fandoavana trosa.

Magicien mihitsy no fiheverana azy satria milaza fa mahavita an'izao sy izao ao anatin'ny trosa.

Koa mahereza fa izay no nampanantenainareo ny olona.
19. patrick2002 ( 14/12/2007 15:26)
hery : tsy misy miala bala ao matoa izao miteny hoe continuté de l'administration oblige ,fa i Andry TGV kosa tsy hanenjika ny nataony Rafalimanana , ary izay no nisafidianany vahoaka azy ,fa raha zava-bita nifidy an'i TIM ireo mpifidy tao Tana ,
Manana ny programme izy TGV ao anaty ny 4 Taona no nandanian'ny vahoaka azy ,raha tsy hoe ho gadrainy ra-8 angamba afaka 1 taona :{:{:{
20. salmo1 ( 14/12/2007 15:35)
patrick2002:
Manana ny programme izy TGV ao anaty ny 4 Taona no nandanian'ny vahoaka azy ,raha tsy hoe ho gadrainy ra-8 angamba afaka 1 taona


Marina maintsy io lazainy patrick2002 io^:^

:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1538