Matahotra ho voaroka ny mpiasan'ny TIKO

1. rabaradaka ( 13/12/2007 07:36)
Mpiasan'ny TIKO maro no mangovitra ny ravipatalohany fa matahotra ho voaroaka satria tsy voafidy ny candidat Hery Rafalimanana. Ampio izy ireo ry dadatoa sy nenitoa hijery an'ity site misy ny seraserantsika ity
novalian'i Mimhie ny 13/12/2007 11:37
2. mamsoo ( 13/12/2007 08:59)
Izaho aloha naka TIM t@ iny fifidianana iny e.Fa ny mahagaga ahy aminareo dia ny fanangaroanareo ny Société sy ny Etat.I Ra8 anie tsy nampaniraka ireo mpiasan`i tiko hanao propagandy fa ireo lohandohan`ny mpisorona no nasainy ni-influencé ny vahoaka tetsy sy teroa e.Ireo no matahotra ankehitriny hoe hahazo vava b @ Ramose satria nomena vola b hanaovana propagandy.Ny mety hisy fotsiny dia hoe Ra-faly tsy ho mpiasa Ambony ao @ Tiko tahaka ireo minisitra sy depiote maro nalana.Fa tsy misy hifandraisan`ny tiko sy ny mairie-ka.Ny azo eritreretina fotsiny dia hoe hiakatra izay tsy izy ny ppn mandalo na vokarin`i Groupe Tiko(Huile, yoghurt,riz de luxe...)Efa monopole mantsy izy izao.Ho hita eo ihany e.Tantara vao2 no miandoha.
3. namana2008 ( 13/12/2007 09:45)
asaivo makany am INJET izy e. sady jerevo tsara fa dans 1an d feno agence injet sy domapub eto tana. hihihih.
sika malagasy oa tena tssssssssss.
4. hery ( 13/12/2007 10:03)
Hmm. Matahotra horoahan'i Andry TGV ve?

5. peugeot ( 13/12/2007 10:10)
asa na anao ahoana zahay tsy manan'asa itony , ahatanteraka ny vavany ve raboaikely e, hihihh
6. Mimhie ( 13/12/2007 11:37)
Aza matahotra re ry peugeot fa hahazo asa ianao a! fara faharatsiny ianao manao benevole @ lay mampianatra cours maimaimai mpoana @ mpanala fanadinana rehetra:lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2406