Ilay nify farany mitsiry ve no mahatonga an'izany?

1. salmo1 ( 10/12/2007 15:57)
Misy Bandy zay nikôzy tamiko an'izao:

Misy nify mitsiry vaovao vazany, mararirary hono hatramin'ny takolany, ny tendany.
Tady tsy hisokatra hono ny vavany rehefa mikaly, fa tena manasarotra ilay vava vao tena tafasokatra, no sady marary ihany hono rehefa sokafana.
Ra mampiditra sotro dia sarotra ny hamoaka azy satry voaidiny nify ilay lapel, dia voadonany nify foana hono vao tafavoaka.

Normaly ve izany, kle:?:

;-)

novalian'i niryna ny 04/01/2008 19:28
2. Lantoer ( 10/12/2007 17:41)
Manahoana,
Ilay fara-vazana io izany.
3. menalamba ( 10/12/2007 18:52)
Hosorana tantely ilay hihy mivonto dé tsy maninona intsony kah...:lol:
4. Veloo ( 10/12/2007 20:22)
aty aminay dia esorina daholo ny vazana rehetra fa tsy tsara - io manjo an'io namanao io ny santionany.

Ka asaivo esoriny daholo ny vazana rehetra fa tsy misy ilaina azy hono hoy ny dokotera.
5. pissoa ( 10/12/2007 21:02)
hi hi - dia ahoana ilay hoe "mitsako alohan'ny vazana" izany ?! :-D
6. ikaretsaka ( 10/12/2007 21:03)
aty koa io esorina aby.. misy tokoa io lasa any @ tsy izy ny fakany.. indrindra raha kelikely jaw
7. salmo1 ( 10/12/2007 21:29)
Veloo:
Ka asaivo esoriny daholo ny vazana rehetra fa tsy misy ilaina azy hono hoy ny dokotera.

Dia ahoana ny hitsakoana sakafo amin'izany, kle:?:
sa tonga dia atelina amin'izao fotsiny, de ny ampitso marary ny vavony.

Veloo: hanontanio kalony izany dokotera izany sôde mba manoro vohana an-toi, ôtrany oe''dokotera mpanosavy'' ny fahalalako an'izany mpitsabo zany zao.
^:^ ;-)
8. ikaretsaka ( 10/12/2007 21:55)
nga ny vazana 4 ihany lety no nify a?
9. pissoa ( 10/12/2007 22:14)
ika : ka tsy fôpla be ve ny mijery olona mitsako amin'ilay nify kely anoloana :oops::-D:-D:-D
10. simplex ( 10/12/2007 22:15)
salmo:
Normaly ve izany, kle:?:
sao d mba tsy te hiaraka hirozy t@ izy t@ io :) in no notenen'la anazy talohan'io? sao d hoe ndao hijery barca kanefany izy real :lol::°):-P ;-)

veloo:
aty aminay dia esorina daholo ny vazana rehetra fa tsy tsara - io manjo an'io namanao io ny santionany.
ika:
aty koa io esorina aby.. misy tokoa io lasa any @ tsy izy ny fakany.. indrindra raha kelikely jaw
sao dia mba any Afghanistan kosa less zany le :roll::P

veloo:
Ka asaivo esoriny daholo ny vazana rehetra fa tsy misy ilaina azy hono hoy ny dokotera.
Terrorism, Operation al-qaeda :°) mety izany ny ataon'ny Taleban refa maka information @ ireo espion an'ny CIA izy ^:^^:^
11. Veloo ( 12/12/2007 01:35)
=))=))=))=)):-D

Tena mbola tara train be nareo ry salmo sy simplex a tena serieux ioarak'ilay lazain'i Ika oe angaha ny vazana ihany no nify tena marina zany.
misy hitsakona foana ao fa compter-ho ny nifinareo any arina any.
http://www.webmd.com/oral-health/guide/wisdom-teeth
12. simplex ( 12/12/2007 22:07)

veloo,
ary i toi mpamitaka an :roll:
hay ve le fara-vazana fotsiny no esorina e :°)
zao ny vazan'ol efa voaongotra doly :twisted::twisted:

Taliban, Taliban, Taliban :lol::lol::lol:

:b:b:b
13. Veloo ( 13/12/2007 01:17)
simplex a 8O
asa na indry no tsy mahay mamaky na za no tsy mahay teny gasy intsony hihihihih
fa inn no atao oe vazana.. noheveriko fa ilay dent de sagesse retsy a.

za tsy mba mamitaka kosa e
ra taliban za dia taliban ko ndry hhiihihihihih:twisted:
14. simplex ( 14/12/2007 20:21)

:-D:-D:-D
premolaires sy molaire no vazana misy anaki-3 @ andaniny ilany avy, ambony ambany :)

mety tsy taliban tampoka enao fa olona avy any @ jungle: amazonne :roll: sa mikea :°):@=))=))
15. watafon ( 25/12/2007 14:29)
salmo :marina io voalzany io k !rehefa tsy misy nify mifanandrify dia aleo esorina fa sady manahirana ny mi-borosy azy no tsy misy ilàna azy loatra !
16. kely ( 03/01/2008 16:23)
amiko manokana de tsy marina ny hoe esorina daolo ny vazana rehetra satria samy manana ny anjara asany ny sokajina nify,ny fanalana ny vazana rehetra dia mety hiteraka olana hafa indray,ny solonify dia tsy misy mahasolo ny nify voa-janahary,fa marina kosa ny fara-vazana raha miteraka olana dia tena vahaolana ny fanalana azireo,tsara ho an'ity namana ity ny manantona mpitsabo nify hitadiavana ny tena antony mahatonga io aretiny io.
17. niryna ( 04/01/2008 19:28)
kely:

marina izany raha maro mihoatra ny isa ny nify dia sosona no anarany ary azo atao ny manala an'ilay mihoatra fa raha esorina kosa ilay izy kanefa tsy mihoatra dia aiza no hitsako? ny eo anoloana natao hanapaka ny sakafo ,ny eo am-povoany natao hitsako ny any hafara no hamarana ny fitsakoana.Efa nahita olona tsy manana fara-vazana ve hianareo? Eo anoloana daholo no mitsako sy mamotika sy manapaka ny sakafo izy.Toy ireny bitrokely ireny sanatria no mijery azy,sady mampihomehy no mampalahelo ary dia vetivety sy tsy ho ela koa dia hiala io nify anoloana io satria mitondra ny tsy eran'ny aina ny asa am-panaovina azy :D:wink:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.15