TANTARANA-ELEPHANT SY TOTOZY KELY IZY \'TY É

1. tsiambaratelo ( 10/12/2007 21:33)
Nisy nandoro ny tanety zay feno hatsoro maina,nohon\'ny afo be niredareda sy nihitatra hatrany,dia nandositra nitsoaka daholo ny biby rehetra.Nohon\'ny hatsara-panahin\'ity elephant dia nohentiny tao an-damosiny lay totozy kely,tao anatin\'ny 15minitra nihazakazaka tsy ankijanona dia hoy lay totozy:\"tsy aleo ve mifamadika indray é\"hi hi hi hi,ha ,ha,ha,ha
2. pissoa ( 10/12/2007 22:13)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. endrika01 ( 11/12/2007 07:42)
Mitovy @Davida sy Goliate zany?Totozy maivana hoatran'ny volom-borona hé hé hé hé
4. booboo ( 11/12/2007 08:38)
tsiambaratelo > :-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. ari.malala ( 11/12/2007 12:36)
:-D:-D:-D:-Dts ratsy ndray iny:-D:-D
6. Vitsikakely ( 12/12/2007 04:47)
Soa ihany fa tsy ny Vitsikakely,sy ny elephant
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3061