androany sisa ny propandy a! mba jereo klo ny zava-bitany e!

1. pitchou ( 10/12/2007 11:43)
8 volana monja hoy rafaly d jereo ny asa vitanay ...
tena milay
zahay tsy maka entrepreneurs ndrao lasany ny saosy
(fa tsy miditra am-paosy)
zahay ihany no manao ny asa rehetra
(h@ famorian-ketra???)
ny tatitra momba ny vola lany klo tsy mbola avoaka
(ndrao tsy lanin-bahoaka)

manalasala be ny mieritreritra hoe misy pression hatrany ambony le fifidianana, ary arotsaka ao daholo na governemanta na governemasaka, na antenimiera na antenitsimiera!! d lasa ny fisainana we tsy maintsy olona efa niasa tao @ groupe TIKO ve no mitondra? d fa naôna? satria tsy mba otran\'ny an\'ny commune rehetra ny eto Tana ka raha niala tsy ho maire i ra8 d tsy ny 1er adjoint akory no lasa maire non non non fa olona nofidiny , na d tsy nonina teto Tana aza izy t@izany! d rehefa hiala teo koa d aleo mody we pds, olona tondroin\'i ra8 ihany, ve izany toy izay izay tokony ho voatondron\'ny lalàna?
Dia raha volan\'ny jeux des îles no betsaka nolaniana teto iarivo, nefa ny volan\'ireo prestataires tsy voaloa aza mbola misy 6 miliara mahery, d aiza ho aiza moa izany no tena anjara mavitrika nataon\'i rafaly t@ zany ankoatra ilay we izahay ihany no manao ny asa fa tsy maka entreprises izany ...
d tsy azoko loatra koa fa maninona no mahatsiaro ho tsy maintsy mamorona lainga (marivo tototra kely ihany anefa) sy manoso potaka kandida mifaninana @tena? sa tena mampitaotra be i \"boaikely\"?
d nefa tô tsy boaikely ihany no hanaovana toeran-tsy zaka fa ny kandida hafa koa nitaraina ...
novalian'i xxx ny 11/12/2007 09:23
2. patrick2002 ( 10/12/2007 14:02)
pitchou: efa novaliako io tao @ loha-hevitra ambany ao fa averiko fa tsy maninona:
- Maninona Andriamatoa PDS no mandefa appel d'offre nefa tsy misy vola voaomana amin'izany akory eo ,ka 5 volana aty aoriana mbola tsy voaloa ny volany entrepreneur ,nanantotosa ireny zava-bita ireny.
mba mieritrereta ihany.
3. xxx ( 10/12/2007 15:14)
Andraso aloha ho vita ny fifidianana vao hanohana an'izay mandresy zahay e :@:@
4. patrick2002 ( 10/12/2007 15:48)
xxx:

Andraso aloha ho vita ny fifidianana vao hanohana an'izay mandresy zahay e :@:@


dia tsy hataonay 1 er adjoint nareo fa hataonay mpanondraka zaridaina raha izany :-D:-D:-D

5. xxx ( 10/12/2007 16:33)
patrick2002:
dia tsy hataonay 1 er adjoint nareo fa hataonay mpanondraka zaridaina raha izany :-D:-D:-D
Fa zahay angaha mpisolelaka toerana ohatra anareo ?

Tsisy ilavanay an'zany fa zahay efa tsara toerana any amin'ny misy anay any
6. keyoann ( 10/12/2007 22:40)
xxx:

patrick2002:
dia tsy hataonay 1 er adjoint nareo fa hataonay mpanondraka zaridaina raha izany :-D:-D:-D
Fa zahay angaha mpisolelaka toerana ohatra anareo ?

Tsisy ilavanay an'zany fa zahay efa tsara toerana any amin'ny misy anay any




na izany ary ry xxx aza d misendaotra ohatr izany a! mba vazivazy anie ny an i Patrick e! fa angaha moa ny filazany an izany midika ho inn fa le valinteninareo zany ohatran ny mahasosotra be tsy manana sens d l humour mihintsy
7. NathanScott ( 10/12/2007 22:57)
zao fotsiny e, fidio TGV d tohizo ny asa Rafaly ôô
8. pissoa ( 11/12/2007 00:18)
:-D:-D:-D:-D:-D
9. ravatorano ( 11/12/2007 04:58)
marina less zany ra nathanscott ah hita be mihitsy fa zanak'i dan lah hahahaha
zay lany eo lany dia hendre tsara d diovy ny tanana
10. xxx ( 11/12/2007 09:23)
aty jerena e www.andrytgv.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0594