Fifidianana malagasy

1. salmo1 ( 10/12/2007 12:43)
Hitako fa tena mbola tsy mafantatra ny atao oe politika ny malagasy mitovy amiko, izaho koa tsy mahay ah! Fa mba miteny fotsiny.
Mampalahelo sy mampihomehy na dia mahita ny mpanohitra sy ny mpanaraka.
Sahalany oe lamaody na fety rehefa tonga ny andro fifidianana any Madagascar.

Dia oe handao hifidy e, amin'ny fomba fanaovana prôpangady zany moa dia misy misitil fa manana Elikôpteur eny amin'ny abakabaka, Misy mitondra akanjo misy ny sarin'ilay hofidiana dia iny akanjo iny no hotenaina rehefa tsy manana fitafiana amin'ny manaraka.

Eo amin'ny prôpagandy fotsiny dia misy fizarana zavatra misy soratra (oh oe: TIM) na sarin'ilay olona hofidiana dia iny dia mahalavo azy, ary iny koa no hofidiany rehefa tonga ny andro fifidianana.


Misy koa lay mahatra ireny, zay feno 18 taona ihany ah, satry ireny no mahazo mifidy. Somary zaraina vary 1 kapoaka fotsiny dia resy lahatra tokoa, ary iny nizara azy vary roa kapoaka iny no hofidiany amin'ny andro fifidianana.


Noho izany, mino izaho fa lasany TIM io satria ny malagasy dia ti ho voky TIKO VITA MALAGASY.

;-)
novalian'i Robert ny 11/12/2007 02:56
2. karinah ( 10/12/2007 14:35)
Tiko vita malagasy!:lol: manao dokam-barotra ve i salmo izany eh?:-D
3. xxx ( 10/12/2007 15:11)
salmo1:
Hitako fa tena mbola tsy mafantatra ny atao oe politika ny malagasy mitovy amiko, izaho koa tsy mahay ah! Fa mba miteny fotsiny.

:arrow: marina izany e :wink::°)
4. Robert ( 11/12/2007 02:56)
Ka izany no atao hoe politika hoany tany mahantra sy feno tsy mahay mamaky teny sy manoratra.

Izay kandida be fihetsiketsehana sy manolotra zavatra kely @ fampieleza-kevitra no hofidiny vahoaka...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0459